Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
NORIZA

1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

Messages recommandés

Salut à tous
pour une meilleure organisation du Team,veuillez vous manifester ici pour ceux qui prendront le départ de ce premier contest du FSAM avant la visite technique du samedi 03
Merci!

NORIZA sera present avec 1PC + 1PLAYSEAT + 1VOLANT+1 USB WIFI (à voir avec la FSAM)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:

hentsrana idem noriza, manana blem kel futsn za sy irina ato fa niverina niplante ndray le Diamond creek v1 d mbol mitad solution za

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tapitra 2 mars ny 1ere vague @ inscription nefa toa tsy de hita isika.
Iza no mba mety ahafahana idirako @ poste ry zalahy a. Ny fiche d'inscription manko dia par poste

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:

hentsrana idem noriza, manana blem kel futsn za sy irina ato fa niverina niplante ndray le Diamond creek v1 d mbol mitad solution za

Salut laisany. Izao voa mba mahazo connect. Présent IRINA miarakamin'ny Hentsrana.
Ny Fiara 205 GTI N3

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny miarka amiko izany dia i Sandbach fa i Smam ve mazoto hiaraka @ Andrinoa?? na i Hajax?? ve hanao koa?en tout cas aza tara ny zoma ny décision fa lasa 20 000 AR ilay inscription!

Mety amiko daholo e
Ny fiarako Subaru N14 URT,
Afaka mitondra Ecran, casque, clavier sy souris aho raha ilaina
Ao @ FB i Game square afaka mampanao location playseat sy volant à 10 000 Ar sao mahasoa antsika?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny an'i NORIZA v ilay playseat ao @ QG sa ilay avy any antrano?
Saody libre ilay ao @ QG dia tokony ho ampy na manao aza i hajax.
NORIZA + pilote 1 playseat 1
hentsrana + IRINA playseat 2
andrinoa + smam playseat 3
hajax + pilote 1 playseat 4
Maximum isika 8 pilotes. Iza avy ireo ary? Manao v i Hery Niaina?

Izany no antony hidirako 2RM satria mila mizara isika fa 8 fotsiny.
NORIZA sy hajax N4S2000
smam sy andrinoa sy hentsrana : N4 na A8
IRINA sy djian na sandbach : 2RM

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ahy playseat-ko no ampiasaiko,azo alaina ny ao @ QG fa mila trasport fotsiny
ok fa S2000 izany noentiko e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ana playseat hazo lé any antrano no ho entiko, évidemment tsy misy seza fa izay seza any am palais no miainga Very Happy ka tsy aiko hoé iza no mahasahy hiaraka amiko. Ny volant G 27.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Alexwelson dia handray anjara @ Audi A3 Gr N4 @playseat ato @ QG,izaho tompoko dia Sénior dia any no mifankahita e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
Ny ana playseat hazo lé any antrano no ho entiko, évidemment tsy misy seza fa izay seza any am palais no miainga Very Happy ka tsy aiko hoé iza no mahasahy hiaraka amiko. Ny volant G 27.

Tandremo ry zalah fa tsy misy mobilier any @ palais na iray azany. Tena entina daholo ny table + chaises an...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:

Salut laisany. Izao voa mba mahazo connect. Présent IRINA miarakamin'ny Hentsrana.
Ny Fiara 205 GTI N3

Soloina 206 XS A6 lesy ilay izy dia mba mahatoky an'ny preparateur mba mety entina tsara ilay izy ravo mivoaka ny RB @ semaine ambony a.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
andrinoa a écrit:
Ny ana playseat hazo lé any antrano no ho entiko, évidemment tsy misy seza fa izay seza any am palais no miainga Very Happy ka tsy aiko hoé iza no mahasahy hiaraka amiko. Ny volant G 27.

Tandremo ry zalah fa tsy misy mobilier any @ palais na iray azany. Tena entina daholo ny table + chaises an...

Andrinona>> Ahoana lty no hatao?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aleo anontaniko refa manao inscription za d manao commande playseat gamesquare ndray refa tsy misy Very Happy koa inona mou

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dia lasa +1600 ialahy i IRINA sa - @ izany 206 izany fa i Djian sy Sandbach efa - de 1600 daholo?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ity ny proposition farany ka tokony fenoina arak'ity ny fiche izany:

IRINA-Hentsrana
Sandbach-Djian
Alexwelson-Smam
Andrinoa
NORIZA-Heriniaina

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
dia lasa +1600 ialahy i IRINA sa - @ izany 206 izany fa i Djian sy Sandbach efa - de 1600 daholo?

Ay dia raha izany dia aleo + de 1600 : 205 F200014

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

O ry zalah a, tsy misy n'inona inona mintsy zany any am palais fa dia hatramin'ny latabatra asiana ny écran ary zany dia mila hoentina. Hande nderay izany ny affera raha hivarotra latabatra kely amin'io lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vita ny inscription antsika koa samia mitondra ny machine any @ fede ny pilote na solontena ny tsirairay avy,dia miomana @ 50 000 fmg izay hividy clé WIFi

Hentsrana(Audi A8) / Irvine (205 F2000 14)

Sandbach(205 F2000 13) / Djian (205 F2000 13)

NORIZA(207 S 2000) / Ragra (Clio Williams N3)

Alexwelson(Audi A3 N4) / Smam (SUBARU N 14 URT)

Andrinoa(AUDI A8) / RAZO(SUBARU N 14 URT)

Merci ry zalahy. ateriko @ manaraka ny inscription ko.
Bon contest daholo e

zao vo naazo ny planning am ty mois dia itako ato fa tsy miasa za am alahady dia naika hanao ilay contest dia ahona ny atao am inscription sy ny resaka playseat, visite technique. ny vam 207 S2000 na N12.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:

Tonga letsy dia mankanesa any @ FSAM analakely ambadiky ny pavillon eo akaikin'ny station galana dia mitondra 20 000 Ar pour inscription dia ento koa ny machine,raha tsy manana clé WIFI ialahy dia afaka mividy ao 25 000 AR afaka aloha indroa,dia aleo 207 no entin'ialahy satria izaho irery no inscrit ao @ RPRT

Ok ho ataoko radem

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy tafa ndray le contest am 11 Sad . spect fotsiny fa tsy vonona ny matos.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra antsika ry zalahy fa nahavita ny contest. Merci koa t@ fanampiana t@,logistiquen'ny matos rehetra.
Ny tena moa dia tena decu t@ performance mihitsy, tsy hay ntsony hoe pression ve sa misy lolo fa de tena gag mihitsy le androany iny

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Arahabaina daholo izay nandray anjara dia any Tamaga indray izany ny fotoana @ 7 Avril ry zala a! wait and see!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Very Happy , efa nahazo alalana tam rafotsy anga? lol!lol!lol! ary IRINA? mora anomanana ny saina handeha boeing manko Very Happy

mis devant nga mo ny boeing ry andrinoa????? ts aleonlà zazamandry nay sy erica a lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Steeve>> Salut, mijery ny temps t@ contest aho de nataon-dry zalahy DNF ny speciale 9. Sao de mba azonao halefa mail azafady ny replay es9 t@ contest. Mety hanndalo any @ QG koa aho rampitso raha mety
Merci

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:

Izay ilay blèm @ ilay tsy mivoaka à temps ny SS rehetra. Dia ahoana izao ny droit de réclamations?
Hivoriana ao @ briefing ilay izy rahariva.

Tsy haiko lesy fa tena +5mn @ temps nataoko le izy.
Atsy @ facebook be de be ny bandy mimenomenona @le temps diso

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Miangavy ze hanatrika ny debriefing ry zalahy mba hitondra ny reclamation-ko
Tao @ ES9 Harwood aho au lieu de 3:36.63 ny temps-ko marina dia lasa 8:36.63.
Very place be aho nefa mba tokony 5eme grN. Zao lasa any ambany be

Merci e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...