-
Compteur de contenus
1 359 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par irina
-
-
-
-
-
Mbola tsy misy tapaka fa avy niresaka t@ soafikov aho androany dia saody misy manana sosokevitra isika ato @ RPR : toerana, sakafo anaovana ny contest manaraka. Ny daty voatokana dia ny 17 juillet ho avy izao. Ny fmmsam to plus ou moins d'accord raha tsy misy fihovana. Misy ketrika milay hitandr'i zalah anaovana ny session par réseau LAN fotsiny dia oatran'ny manao session public fa serveur autre que rallyesim ilay izy. Ento ato ny idée dia transmetena fotsiny
-
-
-
-
-
-
Tsara ny hevitra. Marina aloha ny andri zalah eo @ ilay lafony organisation sy article e. Ny fotoana foana no tsy misy. Ny proposeko dia manantona an'i emsics momban'ny article raha izay no blèm : joignable au 034 06 318 19 i lery na ko His au 034 07 122 09. Izy mitsam no manao ireny article ao @ rallye gasy ireny mantsy. Za kloungany côté fotoana tena very e.
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Izay ilay efa noteneniko an'ialahy d confirmé par smam zany. Ory zalahy a. lasa 12 ème itsika amin'ny écurie ao @ rallyesim an. Milay b fa dia ny tanjona ho tafiditra ao anatin'ny top 10 d'ici la fin de la saison. Ca serait super pour le team. alors à vos rallyes stables. Aleo mi-assure arrivée ra vo tsy ao ny pilotages fa mi-compte beuh. Ne serait-ce que l'arrivée finale qui rapporte à chaque pilote 50 points d'office.
-
-
Vita ny leg 1 sy 2. Nahafinaritra b ny combat entre RPRT tao fa dommage i andrinoa sy smam somary namotsitra rythme fin leg 2. Rslt tao omaly alina : 1 fra81 2 superallyman 3 fablide 4 beelaba 5 chepilevski 6 NORIZA 7 IRINA 8 Cromax 9 .. 10.. 11 andrinoa . . . 14 smam Noriza efa tsy tratra intsony avant Pribram x2. Devant moi à 20 seconde lery. Fa tratrako kely ihany ny retard à fin leg 2. plus qu'à 3 secondes fa trop b vo tafa io rythme io an. Pribram R boucle 1 vita tao anatin'ny 4'49 Pribram R boucle 2 vita t@ 4'48 Mbo naresy indroa an'i Beelaba. LOL
-