Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Bonzai1

Membres
  • Compteur de contenus

    74
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Bonzai1

  1. Tena mifona kosa aho raha izany kle.
  2. Route ouverte ahoana moa? Fa nga moa rehefa tsy rallye dia hidina foana ny lalana e!
  3. Tsara izany kle. Asio sary raha mety e! D bon courage.
  4. Bonzai1

    "Rallye de Norvège 2009" - Rally Norway

    Après l'ES 13 Loeb toujours en tête avec 10 secondes et 49.9 secondes d'avance respectivement sur Hirvonen et Latvala.
  5. Mifoka le specta kle. kozy e. Dia courage ry zalahy a.
  6. Bonzai1

    Article sur taratra ce 23/01/09

    Izany no antsoina hoe scoop kle
  7. Bonzai1

    Championnat d'afrique!!!!!

    Misaotra betsaka ry zalahy @ le lien a. Fa rehefa mandinika aho ry zalahy dia mila manao "communication" be be kokoa angamba leiry satria na isika fan rallye eto aza toa izao vo mahakopy an'le site io nefa raha ny fijeriko an'le daty ao @ io site io d efa ela izy io no nisy.
  8. Bonzai1

    CI master

    Ampianarin'la ratsy indray mantsy ny bandy ry nari9 a. Fa degany b alony io nos io e. Za tonga dia nangovitra mihitsy ny farany fa tsy zaka.
  9. Bonzai1

    Noel Noel

    Joyeux Noel daholo ry zalahy a. PS : D mangataka @ sub anakiray fotsiny.
  10. Bonzai1

    MRC 08

    lol kle. Iza io?
  11. Bonzai1

    Le retour en force des Graannnnds

    Siksa b izany kle. Asio vidaka be dia be ry zalahy a.
  12. Bonzai1

    WRC 2009

    loza kle
  13. Bonzai1

    Championnat d'afrique!!!!!

    D manao vaksiny contre @ cholera alony vo makany Zimbabwe a.
  14. Bonzai1

    youtube

    Vidéo mahalatsaka an'ahy no nijery azy. tandremo ihany ny ladies 3 lames e.
  15. Bonzai1

    Team Citroen addict

    Ka i Marcus ange ra KGB lasa Sub e! Kay le . Tsy hita intsony izy ity. Ny pilote tiana mitondra sub. Ny vam tiana anefa Ford.
  16. Bonzai1

    vidéo Slalom

    Le commentaire koa tena mampiomehy kle. Misy hidiran'i "Helène" mihitsy ny an'i sasany izany. lol
  17. Ary inona moa ry zalahy le vam an'i freddy taloha iny. Daewoo v iny? D aza adino koa ireo tsikovoka maro isan-karazany.
  18. +1 kle. Tena milay le hevitra. Ny ahy ny tena reveko alony dia le 309 an'i Riri sy Dofa. Ary nareo marina ve ry zalahy misy mahatadidy an'i Zaza (tsy aiko na izao no fanoratana an'azy fa mbola tsy ampy 7 taona akory t@ izany), miaraka @ le 404. Dia nisy fotoana koa fa efa nisy 404 bache nanao rallye teto @ tanana. Asa raha nisy nanana ny sarin'ireny.
  19. Bonzai1

    Peugeot 540 Harivony

    Je ne connais pas trop la 504 safari Kenya mais une 205 turbo 16 à moteur central c'est quand même mythique comme voiture. je crois qu'il n'y a eu que 200 exemplaires. Edit : Le nom 540 vient au faite du numéro d'immatriculation qui est : 0540 TN
  20. Tsy aleo ve ry zalahy ianareo tena mifampiresaka mivantana mihitsy mifanazana (tsy totondry akory no resahiko ). Amiko dia toy ny ohatran'ny sport rehetra ihany rallye. Mety misy ny tsy manana fo spaortifa (le mihira hoe bye bye kosa alony ataovy serieux ihany) kanefa ao koa no manana an'izany. Dia le olom-bitsy tsy manana fo spaortifa ireo ve ry zalahy no hanimba ny "feeling" milay be eto @ tanàna. Raha le resaka hoe essai en live sns ataoko angamba fa tsy misy olana iny. I Nirina58 ary efa nikozy t@ gazety sns hoe tsy mandrara an'izany ny lalàna ka tout est ok izay.
  21. Enjana be izany kle. Tena tsy tafa mihitsy izany hoe boay kely 2 miampita izany. Izao sady maratra no sady simba ny vam. Tena dommage leitsy izany kle. Fa en tout cas alony izany @ 2009 indray no manarina e.
  22. Bonzai1

    Pioneer Carrozzeria Rally Japan

    Ekena le kozinareo hoe tsy maintsy fiere ry zareo fa misy fomban'ny frantsay izay no misy tsy tiako ny ataony. Ary ny mahagaga dia ry zareo frantsay ihany no tena manao an'io an ny any @ firenena hafa tsy manao.
  23. Bonzai1

    Pioneer Carrozzeria Rally Japan

    Le olana anie ry zalahy tsy Loeb mihitsy amiko fa le wawawa an'ireto frantsay ireto (ohatra : coupe du monde 1998). Tena manka-leo le izy ny farany dia raha voa mahare ny tena hoe frantsay indray no miala any dia efa koditra. Jereo tsara anie fa any aoriana any raha ohatra hoe hisy pilote anakiray mahavoa, dia sur aho fa tsy maintsy hisy hiteny ireo fransay ireo hoe : "fa tsy mahavoa nohon'ny Loeb iny, ...". Fa en tout cas alony amiko tena grand champion i Loeb.
×
×
  • Créer...