Dude1111
Membres-
Compteur de contenus
856 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Dude1111
-
Ka zao ry zalah: ho antsika izay tsy manana internet nefa mba tia hi-lalao online dia izao no fika ( ito ilay fika ra-mikkah!!!!). 0) Mividy carte moov dia iny no tsitsiana fa izany hoe misy points vitsy² mila respecténa. 1) entrer ds la session 3min avt le depart de la première spéciale d rester en conexion ( izany hoe raha té haka marge dia afaka miditra 10min avt fa zany hoe d efa conection mande zany). D @io tsy deconecte-na mintsy ny internet raha tsy vita ny ES1. 2)après l'ES1 afaka deconecténa @zay ( click droite dai deconecter eo @lé icone conection eo @barre des taches). Dc à partir de là on roule hors conection durant les ES, fa zany hoe après chaque ES dia on se reconnecte à internet d refa conecté dia misy icone kely zay etsy ambony hoe "send times" dia cliquena iny. Après an'zay dia tokony hiseho ny classement provisoire dia aveo deconecténa ndray d miandry ny depart ny ES manaraka( efa hors conex @io an!). D refa vita ilay ES dia on refait la mm opération que tt à l'heure iany et ainsi de suite. 3) Fa refa hiainga @ ES20 ( na ny ES farany izany) dia tsy maintsy atao en conexion io ES farany io sinn lasa consideré kom abandon iny ES farany iny. En gros ny avantage azo @ ity zany dia on roule hors conexion ds la plupart des ES ho an'tsika izany tsy manana illimité any an-trano. Bref...zay ilay izy zany fa tsy fiable à 100% io technique io ry zalah an!! la preuve za efa tsy manao session tsony fa leo za @ lé problème de conex matetika. Zay fa dia mavitaà be e!!!!!
-
-
-
-
-
-
Coccinelle 1200 - aircooled engine
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de Laza dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
-
Mety efa hitan'laisany iany ngamba fa ity ry zalah misy ny lien an'ny championnat tchèque ndray a!! à première vue ilay izy alony moins fatiguant et barbant que les 20 ES re rsrbr en WRC !!!! ..IRC ny azy 12 ES sady otrany interessant. Izaho moa mboal novice be @ fomba fizoran'ny kilalao an'ry lerony ao ka raha mba mosy maharaka dia mba zarao e !!!! ..ny soft rehetra ilaina sns..... Zay fa dia maità be daholo ry havana malala. http://rbr.onlineracing.cz/?setlng=eng
-
g25 lesy no tsr raha tena mila sensation elah...sady precis tsr izy no mamizana tsr refa vita ny spégany !!!!!!!!( mila massage mintsy aveo !!!! )..concernant le prix alony leiz tsy an-jaza e!nefa raha mila zvt tsr d ila faut payer le prix fort!!..raha hividy @net elah dia tsy maintsy par payement en ligne par carte bancaire no tsotra indrindra dia anjaran'ry zalah no mi-livrer ny colis eo @ adiresy omen'la ( adresy any an-dafy mazava hoazy !!!! ) dia ilay 188 euro io mbola miampy frais de port dc eo @ 200 euro eo zany no alohan'lah. Fa tsr mintsy alony ilay initiative hoe asina volant afa alefa miaraka aminy e!! sady toundé misy prenneur daholo eo !!!!! ..sahona raprèèzz????hihihh.. Zay fa dia mavità be ra TVM a!!!
-
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Tena marina zany resaka zany. sarotra be le hametra anle bandy hoe 10 nefa tsika ato am forum mihoatra be donc.... Mila solution haingana. Raha otranay manko de te hisisika mafy de mafy. Proposition: Tsy aleo asiana séance roa , 1 Samedi pm pour les 10 premiers (les autres afaka manao spect); 1 Dimanche pour les 10 restants par exemple, à condition oe mbola velona koa anefa le vam Dimanche. Zay koa aloha partant foana fa izany hoe ny inquietude-ko dia mitovy @ Peno!!!! mbola ho velona ve io daba io ny Dimanche raha atao sur 2 jour??? ...sady sur zao fa betsaka ny hisisika anao ny premier jour dc ho somary maty miandry trèfle fotsiny sisa lé manao ny ampitso raha vita ny samedi iany ny daba !!!!!! ..raha tsy hoe asiana limitation de vitesse sy limitation de Glisse angamba mba hi-menagena an'lé mecanique !!!!!mdrrrrrrrrrrrrr... -
-
-
-
Ndriii..d avela @laisany zany ny fikarakarana n'izay !mety fa ny tenany tsy aafka ny hijery @io e !!.. ..fa na dia izany aza dia izaho manokana dia pour @ fanaovana zvt manokana avy @tsika TEAM SOOOO6 @ io !!!..a reste à savoir hoe ina lé atao??lol..saut iany ve??? ..tsy aleo asina zvt afa styl hoe coupe hoe 'izay ni-scratch betsaka indrindra?( zany hoe iny sur fa Nirina58 no ahazo azy ndray !!!!mdr)..na koa hoe coupe de la meilleur progression depuis le debut de la saison??? (@zay mba mety mahazo azy koa ireo madinika aty ambany !!!sa....?? Ms bon..soso-kevitra iany ny ahy ....hihihi
-