Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Soafikov

    Creation SS Gasy sur RBR

    nanandrana manao SS vontovorona ihany @ BTB zany ny tenanay izao ..marina fa mety tsy afaka ho integréna Rsbr fa dia mandeha tsara sous RBR.dll aloha ilay izy ary naha ny collision naha ny pacenote dia mandeha tsara Ny nanaovako azy dia à partir ny fichier Kml généré par google earth dia nanao ilay SS fa mbola eo ampiketrehina ny elevation fa hanandrana hi exploiter ny données azo avy @ ireo point natao tao @ Google eath Ny hitako tena tsara dia hatao daholo ireo lalana kely "genre déviation" réelles dia ireo lalana manapaka ny lalana principale mba hanome cachet hafa ny SS Gasy sady mba manome importance ny reco.... manandrana manao ny circuit Kart immertsiatosika koa fa mety fa mila ny longueur exact. Zay aloha fa maika hanatsara ilay ss efa vita fa raha mahavita video dia halefa eto eee
  2. Soafikov

    WRC/// Portugal 2009

    Beels>dommage leitsy bainaaaa à tous les gasy Latvalaza pour la montée sur le podium moi perso rallye ....mais bon efa lasa mahazatra fa tsy mety mihintsy ilay tsy misy reco noho sady mi enchaine leg 1 2 et 3 fa fa lasa mikoropaka fa sao tara ny départ à 30 min donc lasa manaonao foana...heureusement niova ny gestion RScenter fa afaka manadray départ à l'heure que l'on veut avec juste une attente de 5 min donc ngambana tsy hi stress hanenjika manao leg en 1 H...par ex hier à partir de 18H j'ai enchainé Leg 1-2-3 WRC et Leg 1-2-3 champ portugais ...environ 30 SS d'affilées donc...
  3. Soafikov

    Creation SS Gasy sur RBR

    ptit bjour de swazitoutcequetivé contrairement au rumeur qui circule je n'ai nullement déposé ma demission mais ici ....y du et des nanas...daraladiladada... Sinon ok pour une reunion mais en milieu de semaine (mercredi soir à 18 h chez moi) pour préparer une descente sur terrain le WE de pâques (???)
  4. Soafikov

    Bob Track Builder

    Milay be ra tsi ilay lalana...izahay sy beels niresaka tato omaly dia : - ilay manao SS @ BTB zany dia mety sady milay be fa ny integration hono sarotra kokoa refa hatao @ RBR fa ny tsara dia hatomboka @ BTB dia avy eo tohizina @ 3 d smax - Ny tsara koa dia ireo izay manana 3 d smax dia mijery ireo fichiers SS RBR efa vita @ 3 D smax dia raisina exemples ilay izy - Sinon Beels efa nanao demande tao @ rallyesim dia hahazo BTB avec licence d'ici jeudi Fa ilay izy aloha zany dia mahazo lalaovina @ RBR orig raha mahavita SS @ BTB fa tsy afaka lalaovina @ RSBR fa tsindriny foana raha vao milalao
  5. Soafikov

    Safari Kenya

    De 4 L fougonnette chargé noho hatao Zero ....
  6. Soafikov

    Safari Kenya

    hummm!!!
  7. Mr l'admin ny membres zao dia efa tonga 150 nefa ilay fety tsy hita foana eee asa ngambany hiandry 1.000 membres zay vao
  8. Soafikov

    Creation SS Gasy sur RBR

    Ok ok milay be Beels Reunion préparatoire ce jeudi ou vendredi pour une descente sur terrain le Dimanche (vue que le Samedi il en aurai qui serait pris, moi en premier satria mbola hanao formation) zaho afaka mitondra 3 G + raha mahazo ny reseau any pour google eatrh
  9. Salut sifaka !!! bienvenue à toi...c'est quoi ton pseudo sur rallyesim ????
  10. Milay be ny combat koa ato an!!! Ity misy lien Live F1 fa tena Tour par tour Rallygasy>jereo ilay site fa
  11. Soafikov

    Creation SS Gasy sur RBR

    qqs exemples textures tchèque: Trop an !!! fa jereo ilay fiara fa ohatran'tsy mikasika tany... mila hatao tsara zany ny integration RBR
  12. Propositions: - Vontovorona - Antaramanana - Ampahimanga Sondage kely dia avy eo manao realisation...sinon ny heritreritro dia WE du 4-5 Avril manao reunion na descente sur terrain mihintsy koa dia mba manamboatra programme daholo eee
  13. Soafikov

    Asa fa tsy kabary

    Betsaka ny tsy afaka @ ity WE ity dia jerena indray zany ny fotoana manaraka eee
  14. Vontovorona sady mety hita eo @ Pifpaf manendy ny tenanay sady mi- ka vonona ho numériser na ny tenanay eee
  15. Soafikov

    Asa fa tsy kabary

    Fa misy Nos zany raikitra eee hataovy @ Zoma ary izay hafaka eee..any @ Sambos ???
  16. Raikitra prochaine rencontre io noho resahana
  17. Soafikov

    Rencontre chez Nirina58 ce 07/03

    ahoana ary izany rupture de stock de ts1 zany izahay moa dia tsy tafa t@ farany
  18. Milay be io fa ilay greenhill ihany noho manahirana @ Polo @ io satria mbola mi saute saute be...fa ilay daty noho
  19. Soafikov

    pifpaf

    Tongasoa Pifpaf..mety efa nifankahita zany fa pifpaf addict zany...Ilay Radstrom dia tsy hi Rado ACCT naha tsy izaho ary noho nanontanina fa MR Thomas (tandremo ny ts1 refa eo lery an!!!) io
  20. tongasoa IAMKOSIS milay zany fa izahay "tsy ho mavomavo fa tonga namana" ee
  21. Soafikov

    Rencontre chez Nirina58 ce 07/03

    désolé nisy empêchement de denière minute ry zalah fa j'espère que vous vous êtes bien amusé fa à charge de revanche eeee sady ny couvre fé efa vita dia afaka manao ndray WE prochain eee
  22. Seul et unique pilote officiel : 990 soafahana (3 ème MRC 2008...hihihihi) manager Alpha...cet année les résultats ne suivent pas fa mbola en phase changement be...pour cette anée dia tsy misy pilote ouvreur comme en 2008 comme les Belazao et Jobamilay mais il se pourrait qu'ils reviennent car il faut préparer sérieusement le MRC 2009 Beels>aza hatao prezida à vie zany rangah fa sao vetivety dia lasa eo zay leee.........hihihihihi Emsics> ilay Yropolov .....MAFFFFFFFFFFF
  23. Soafikov

    Toutes les photos

    ireto ry zalah eee Tsiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
  24. Soafikov

    WRC/// Portugal 2009

    en fait c'est vrai que rien ne vaut des seances de recos pour améliorer les temps car ces derniers temps moi perso je n'ai fais aucune reco mais 15 min avant les sessions je me met au volant et je règle juste camhack...et bien sur les résultats sont très mauvais. Donc je conseille les seances de recos et derniere nouveauté je viens (une fois de plus) de changer de vue donc au lieu du vue capot je me suis mis vue au volant avec pare brise, montant, essuie glace et tout le toutim mais bon j'ai l'impression que c'est la meilleure vue pour moi mais les reglages anterieurs ne sont plus valables car la voiture devient sous vireuse donc
  25. Lasa zao!!!! lasa zao!!!!!
×
×
  • Créer...