Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Beels ....Grrrrrrrrrrrr...pneu crevé .......Grrrrrrrrrr
  2. Soafikov

    Insciption Rallye DZAMA

    veuillez noter l'inscription de N° 4014 Papayou sur Subaru 1995 Fisakana Hong kong A8 merci
  3. Soafikov

    www.mrallye.com

    hihaaaaaaaaaaaa efa tsy francophone fotsiny ity tantaraity an !!!!
  4. Milay be ilay manao espion mijery an'lisany manao reco...ny tongotra dia mangidihidy (au sens propre comme au figuré) ...tena tsy ho tafa ilay hanao manety fa handrasana ny dernier moment eeee Beels ve manao intox any hanaty reco sa hi L noho nampitondrana ....
  5. Raha raikitra ilay fanaovana SS gasy zoma dia: - tsara raha @ io andro io ihany noho mivory satria efa ho eo ny betsaka -Nefa ilay manenjika bitro roa koa tsy hahavitana zavatra lavorary fa tsara raha fotoana manokana mihintsy ny any io
  6. Soafikov

    MRC RALLYE DZAMA

    Mc>ny changement de pneumatique dia tsy miova fa par boucle ihany Iangaviana isika rehetra mahavita ny rallye DZAMA Spaoro mba hanao resumé ny rally .....ato @ mrallye, dia indrindra indrindra ary @ Rallyesim satria raha nisy ny MRC dia noho io site io koa tsara raha mba miresaka any daholo ny participant rehetra. Tsy mbola tonga @ izay moa tsika fa sinon hatao pénalisant ny tsy fanaovana résumé satria ohatran'manararoatra ny serveur ny Rallyesim fotsiny isika malagasy anefa tsy mba mandray anjara @ ilay forum....Ny fifanakalozan-kevitra noho maha forum ny forum ry zalah aaaaa Ireo izay manana team moa dia mila miresaka ao @ "forum des écuries" Tsy didy ity resaka ity fa mba fampatsihiahivana ihany hoan'ireo efa ela teto @ forum ary ihany koa fampafatarana hoan'ireo vao² eeee Jereo ny nombre de message-nao ao @ rallyesim dia mba minimum 100 messages à la fin de l'année
  7. Soafikov

    www.rallygasy.tk

    Tsy nisy indray ny article après remise trophée Jovenna ? tsara asiana calendrier mihintsy ny campagne de presse mikasika ny MRC virtuel
  8. Soafikov

    chat midoungy

    Hi piso nge manondrana foana fa mila patience eeee....sinon milay aloha Dadah ilay tsy afaka mahita ny soratra ao @piso raha tsy connecté ao...
  9. Soafikov

    Creation SS Gasy sur RBR

    Mbola voatery mandray ny andraikitra manao fanentanana ny commission SS gasy ihany ny tenako naha misy aza ny tompon'andraikitra @ zany. Nisy ny fikasana hiaraka hanohy ny asa izay efa natomboka @ zoma ho avy zao koa dia tsara raha manamafy eto ireo tompon'andraikitra ny fisian'io fihaonana io...KGB voalohan'indrindra sy ireo responsable isak'tsokajy ...tao-trano hono tsy hefan'rery koa dia manantena ny fahavitrihan'tsirairay eeee Misy tutoriel mikasika ny creation Xml sous google earth, courbe de niveau, elevation, creation poly ny lalana sy objets, textures aty amiko izay nataon' Parlesportes koa mila mitondra hasiana azy fa 600 Mo eo ny totaliny(video izy io) Misy ihany koa Rx-content an'SS 13 Km Norvège, SS Irland school hoan'izay te hanandrana SS vao² sous RBR fa mbolatsy hoan'Rsbr Hita tokoa fa marary indray ny tongotra eeeee
  10. Soafikov

    in clin d'oeil

    Le plus bel hommage que nous puissions rendre à un auteur n'est pas de rester attachés à la lecture de ses pages, mais plutôt de cesser inconsciemment de lire, de reposer le livre, de le méditer et de voir au-delà de ses intentions avec des yeux neufs.
  11. Soafikov

    Beach Volley

    milay be ny ao ka !!! Omaly moa ny tenanay dia tsy tafa fa "ny adidy maro ny faladia tokana " fa @alahady ndray ooooooo !!!!
  12. Soafikov

    MRC RALLYE DZAMA

    Un petit défi, je propose un trophée par manche pour le meilleur Team, mais tout en restant dans l'esprit fraternelle qui est la notre car le but etant de mettre le drapeau Gasy dans les premières places aussi j'invite les Team VrC, TeamSO6 Zen, Team Family (iza daooolo moa ???), Team So6 Alpha et Team Hong Kong à faire de leur mieux !!!! on verra à la fin de la manche le Team le mieux classé..........(za aloha sur fa lasa tsika io ry Team SO6 Alpha aaaaa)
  13. Soafikov

    Poulet attitude!

    Mbola mamerina fisaorana @ ireo tonga rehetra nanatrika an'iny remise iny fa ny tena zavatra lehibe dia ny fiarahana sy ny fizarana ny fitiavana an'ilay spaoro Fisaorana manokana koa hoan'Hong Kong izay nandray antsika ampitiavana Fisaorana manokana hoan'rallygasy izay manohy ny "partager la passion" t@ fanolorana ireo trophée Fankasitrahana ny antsika rehetra izay vy nahitana sy angady nanana an'ilay hetsika iny ......
  14. Ireto sary vitsivitsy eee Mbola hitohy
  15. Soafikov

    Insciption Rallye DZAMA

    FD6> fait gaffe quand même car SICAM est en phase restriction budgétaire ...heureusement que tu gagne au change Veuillez noter l'inscription de 990 SOAFAHANA sur Mitsubishi Evo 9 FISAKANA NICKMAN pour la manche DZAMA
  16. Hold up reussi par le vieux loup FOSSY Il les a tous niqué.....nique nique......Stylo bic 4 couleurs et cahier 200 pages..... RDV à Soavinandriana demandez Tonton Fossy pour la leçon...nique nique niqueeeeeeeeeeeeeeee
  17. Soafikov

    MRC RALLYE DZAMA

    tention à la lada dans les lignes droites an !!!!! 212 de pointes !!!
  18. poulets, plumes, goudron...ça sent le western tout ça...j'arriveeeeeeeeeeeee pas pour jouer au shérif....mais pour faire des hold up .....
  19. Soafikov

    in clin d'oeil

    mankasitraka eee Dia hita tokoa ny fiarahan'passion roa fa
  20. Soafikov

    IRC - Ypres 2009 - Belgique

    l'IRC version malaisienne PROTON Satria Neo
  21. t@ maraina moa dia efa nanao compte rendu fa noho ny fahatapahan'connex dia tsy lasa ilay izy fa: présent : -KGB (18:O2-18:51) - Emsics (18:02-18:03) - Beels (19:05 - 22:07) -Radstrom ( 19:05 - 22:31) - Irina et Rajou (19:13 -22 :32) - Vata9 (19:20 - 22:34 ) - Zah et Hentsolberg ( 19:30 - 22:33 ) - Bigbang ( 20:03 - 22:36 ) - Nerone ( 21:48 - 22:34 ) complément compte rendu : - Demission du dictateur sanguinaire..acceptée à la majorité des voix et éléction du Raiamandreny mpitarika - avancée du SS gasy = Négatif...Reunion vendredi 12 juin 2009 Netaccess à partir 19H30 ...chaque groupe (sinsin-dalana, trano, Hazo, environnement) dia mitondra UC tsir1²....KGB Masteur = maitre conférence dia ny commission SS gasy = tsy mialonjafy fa afaka tonga daholo izay te hanampy - ARC = Ny article rallygasy à paraitre vendredi 5 juin 2009 - Remise de trophée: Fiesta "fifankatiavana, fifanakalozan-kevitra, fifandraisana"....karaoke prevu dia manantena ny fahatongavan-tsika rehetra -Divers : commission détente(BigBang) prevoie une sortie à Ampefy une lacune au niveau de la communication interne du a été constatée par certain membres, comme la communication est l'affaire de tout un chacun,chaque membre du qui aurait une information sur nos projets est prié de le mettre dans le forum (avis aux PISOMASTEURS = coupables de retention d'information) LE DICTATEUR SANGUINAIRE EST DECHU VIVE LE RADM......
  22. Bon ny heritreritro dia manao fivoriana mardi soir à partir de 19h aty amiko maka skin sur Bhmotorsport dia ny extern transparent noho soloina ny soratra dia izay !!! dia mitondra replay daoolo fa ny fijereko azy dia tsy ireo ihany fa ny participant (inscrit MRC Jovenna)rehetra noho hatao ao @ ilay résumé Raha mety io dia mila confirmation azafady indrindra avy @ Ratoumassss
  23. Bon ny heritreritro dia manao fivoriana mardi soir à partir de 19h aty amiko maka skin sur Bhmotorsport dia ny extern transparent noho soloina ny soratra dia izay !!! Raha mety io dia mila confirmation azafady
  24. Max< il etait entrain de faire l'appel fa ny contre appel juste après ilay brique eo io ka....fa tsy diso lalana lery ka !!! sinon ilay sary N°2 dia tena maty ilay bandy io (Ratsi² ndray ve io eee ???)!!!!
×
×
  • Créer...