-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
- Le guide des spectateurs dia efa vita ny sary rehetra nilaina fa dia efa en cours de finition de la redaction ny equipe rallyegasy dia tokony any @ alarobia any mivoaka - Ny animation : dia misy tsara sitrapo hikarakara ny sakafo sy ny boisoon dia miandry ny propositon eto aloha izany mial kosa ho fantatra hoe inona daholo ny logistique ilaina satria hoe hitondra ireo tsara sitrapo fa inona noho mbola tsy ampy ary afaka mifantoka @ animation sy sensibilisation pure ny
-
à part le combat au sommet... zazamaditra, Joda, Cri, Kopela, Kamickaz, Dani, gerald, Maïka, Titi (et GGB, Latvalaza ???) ... des 4 RM .... celui des 2RM va être très chaud.... Tax, Irina, Fidy, SangLL, Fidy, nashemi, Freddy ets.... asio tiercé 4RM et 2RM hoe !!!! (izaho tsy hanome satria tena favoris daooolo reo amiko ) ary efa 30 reo an !!! 10 sisa dia feno ny inscrip !!!
-
-
Manassenmäki
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Manassenmäki dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-
-
leg 1 terminé SS1= tena nandeha gravel dry koa fa tena malama ... temps de 2 RM SS2=mbola ohatran'malama be ihany manandrana henjehina @ reglage toa tsy niova SS2 et 3= efa lasa "par coeur" fa aleo mitandrina ihany SS4= Lava fa tsy afaka ni attack fa toa ohatran'malama SS5à10 = mbola lava ny rallye fa aleo asiana "reserve" kely fa sao KKK eo SS11 = tena vao androany vao nanao an'ity SS ity fa merci IRINA qui scrach avec la 207 tena nianarana tsianjery mihintsy ngamab ilay lalana combat entre Aizae sy ny tenanay fin leg 1 = 2 sec ed diff lery ao aloha ...hita eo leg2 sinon Fablide devant (tsy hitako ny ecart fa efa niala ny temps tao @ rscenter) dia ZaZamaditra 5ème dia Aizae 12 dia izaho 13 ème dia manaraka smam 18 ème dia Irina ... sinon tandremo fa mbola misy RSI 3 ao @ leg 2 an !!! (fa naninona Zazamaditra ato @ RSI ?)
-
-
-
-
-
ity indray ny resultat t@ ity herinandro ity... cochez les rallye ou vous pensez que vous serez à l'aise ry zalah.. Ny ahy zao dia ny rallye lava noho tena tiako satria fantatra fa tsy tena "scratcheur" ny tena fa any @ regularité noho mba misy hahazahona points... mila ketriaka ry zalah fa hitako ohatra @ semaine misy "rallye gasy" dia io daooolo noho cochén'bandy nefa 2 ihany noho hahazo point koa dia sur fa izy mirahalahy ( "fusée") sur fa hahazo point dia tsy any ny ahy noho cochéko...
-
-
-
Tsy mbola nisy ny nanankihina ny tsy tonga fa fantatra fa samy manana tokoa ny disponibilitény ... kanefa refa mivory dia matetika olona vitsy² noho matetika tonga ao ... nefa ve dia ireo olona ireo noho tsy manan-kantao sa ve tena fandavatena sy fitiavana ny "partager la passion" ... fa naha izany ary dia hisaorana foana ny rehetra noho fitavan'an ty spaoro tsika ity ary koa eo @ ilay "partager la passion" .....
-
-
-
Résumé de la reunion d'info du vendredi 30 avril 2010 : Le rallye organisé par la fédération aura lieu le Samedi 15 et dimanche 16 Mai 2010dont voici qqs infos: - Le PC se trouvera sur le terre plein d'Andohatapenaka route digue (à côté ex BATA). - Le road book sortira le vendredi 07 Mai2010 - Les recos seront limitées à 4 jours CAD les 8, 9, 11 et 12 Mai de 6h à 18 h en illimité avec une voiture de série sans arceaux, pneu terre, sans pub, à allure modéré ( les concurrents aperçu dans les es après le 07 mai les autres jours que ceux réservé aux recos seront pénalisés qui va de la pénalisation horaire jusqu'à l'exclusion) - Samedi 15 Mai : * visite technique * Demos quad, moto, et cross car * "super spéciale spectateur" au PC qui servira pour l'ordre de départ (un slalom sera peut être organisé s'il y a assez de concurrents) - Dimanche 16 Mai: * Rallye = 222 Km - 10 SS en 4 section - dernière SS superspéciale au PC une animation aura lieu dans un SS qui sera défini après la publication du roadbook Un numéro spéciale du magazine rallygasy avec les infos du rallye, les potins et un guide du spectateur paraitra pour cet évènement !!!! pilote et copilote vu sur place: - Fidi - Nashemi - Rila - Sissi - Irina - Mbolabba - zazamaditra - Kopela - Patou - Ndrianja - Mamykely - Solohery - Andrykely - Jaona - Nicki - Jackol - Haja D - FD6 - Hervé - Olivier - Berthin - Boum - ets ......
-
raha mba misy avancé dia mba hataovy eto ny screenshot .... questions: - inona ny logiciel ampiasana (Zmodelers) ? - ahoana ny problema ny physics (misy caractéristique tech cinqs ve efa harahina) ? Misy resaka post miresaka ny creation de voitures atsy @ Rallyesim dia tsara raha mifandray @ ry ROYSTEF sy ny tariny surtout @ ilay resaka intégration an'ilay fiara Bon courage fa milay zany eee !!! vu sur rallyesim ty misy lien pour un tuto Zmodeler
-
-
-
Refa avy niresaka t@ President Fédération dia tsy misy problema mihintsy ny resaka animation any anaty SS ary dia efa ho resahina @ reunion d'info @ Zoma 30 Avril 2010 izany ny fisian'ilay "Animation " koa dia manainga antsika hiaraka ho any @ io reunion d'info à partir de 17 h any @ Cafétaria Henri Fraise ... Tsara koa zany tsika raha manomana genre "fiche technique" mikasika ny animation izay hafaka hatolotra @ io Zoma io koa dia manentana ny SG sy ny secrétaire raha mba afaka manomana anio !!!! Ao hafaran'io R.I io dia afaka miaraka mikisaka manao ilay BTB control ao @ Net.access
-
-