-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
La deuxième manche du championnat de Madagascar de Karting aura lieu ce dimanche au SRK imertsiatosika à partir de 9H Comme le monde virtuel a 2 representants en la personne de Sitraka et Kevin , notre soutien serait un plus pour ces jeunes "Fangio" en herbe. Ayant été convié à la présentation du nouveau sponsor du Team Louvel, le soutien de Telma-Moov va apporter un nouvel elan au Team qui vont prendre à coeur de faire honneur à leur sponsor en essayant de gagner les différentes catégories... dont celui des juniors par Sitraka. Aussi, venez nombreux les gars !!!! Ps: La piste aurait été rallongé et un saut aurait été mis sur le parcours
-
-
-
-
-
-
-
-
-
à Mister FD6 qui a vraiment été impérial suivi de Koukouss et LOFO tena podium 100 % Cox .... juste tao hafara hi HAJA D sy ny Alpine ary 38 concurrents noho nifaninana sur 4 manches ilay tracé zany dia 8 ohatran't@ "ecole de rallye" ao @ RBR fa tsy ny vitesse noho primé fa ny fahaizana mi-placement an'ilay fiara ... santatra ihany iny ary hita fa efa avolenta ny "niveau" ... mino tsika fa hitombo ny difficulté @ manche manaraka Ny Prise de temps dia nety tsara ary tsy nisy ny réclamation nefa dia tsara raha misy "solosaina" ny hanaovana ny classement @ manaraka mba ho haingana ny fivohanan'resultat Ny animation dia ny Directeur de course (Danny Asa Tana) noho nanao azy , nampin'hentsolberg sy emsics(2 min fa fetiny io andro io) fa mila info betsaka kokoa mikasika ny concurrents sy ny fiara Ny indro kely dia ilay "Pom pom girl" dia nalaina tany @ "crèche" koa dia sadaikatra ihany ny bandy nijery .... ary mbola niampy "éléments" anakiroa izay hita fa ho lasa halavitra @ io taranja io naha tsy dia nitovy hevitra lotra ny dadany sy ny dadatoany (hihihihihihihihi) Ny sakafo sy boisson dia nahafampo nefa raha nisy "consistant" kokoa ilay resistance dia nety hoan'ireo somary tendankanina (vary na pâtes ohatra) Ny sécurité dia voatandro tsara fa naha izany aza dia ireo mbola milalao hivelan'toerana efa voafaritra dia mbola mila fanentanana satria betsaka ny ankizy kely teo ...kanefa raha sendra misy ny loza dia tsy azo tsony ilay toerana... Izay aloha ny afaka holazaina fa dia miandrandra ny manche manaraka ary manantena fa ho betsaka ny hilalao tsika ato @ forum ... satria teo toa M.N. R irery noho nilalao ....
-
-
-
Vita ny rallye Leg1: mitovy @ rehetra fa dia tsy nisy reco fa tonga dia lasa ... figures et escapades tany anaty bozaka maro be satria efa ela tsy nitondra 2RM fa dia natao izay nahatongavana leg2: nety kokoa noho ny leg1 fa tao @ kuavaharaa II mbola nanao tout droit dia "nanao bisous" hazo fa mba tsy nisy ny hoe "mi chauff sannnnn aaaaa" dia hita tao koa fa betsaka ny gasy tojo olana satria vitsy kely ny saina gasy eny ambony Leg3: noho vitaina aingana satria alina alina ihany vao nandray départ tsy dia nisy olana loatra fa tao @ PTD rallye sprint dia adino ny nanao ny pneu gravel dry fa lasa tarmac dry dia nanano sarotra ny fahatongavana tany @ arrivée !!! fa ny nahagaga dia mbola gasy 2 ny tao @ leg3 ...Tamagarasta sy Soaf ... donc tsy hita hatreto ny toerana misy an'tena !!!
-
-
-
Tatitra Fivoriana tao Antaninandro ASA Tana 3 : Ny tonga nivory: -Asa Tana 3 (past president & president ainsi que d'autres membres) - Madacox (maromaro ihany) - (Hents, His, Tsi² et moi même) Tapaka: - Animation dia hataon' avec la logistique Madacox (sono, combi, groupe ets..) - Animation = présentation des pilotes, temps, sensibilisation securitaire - Restauration = Mme Tsitsi et Boxer madacox (tsika moa tsy nisy nazoto) Programme: - mise en place = 7 H du mat - 8h = debut inscription - 9h - 9h30 = "sensibilisation au pilotage" - 9h30- 10h15 = debut essai libre - 1 ère Manche ( 1 pilote = 2 tours du circuit) - 2 ème manche -16h = remise des trophées pour les 3 meilleurs temps, un diplome sera remit aux 5 meilleurs temps NB: - Ny moa dia vonona lalandava hi partager la passion koa manontany antsika izay faka manome tanana @ io satria ny sécurité dia hiarahan'rehetra ho tandrovana mba tsy hisy loza ny lalao - Ny Comité organisateur an'10 ème anniversaire an'Asa Tana3 moa dia nanontany raha toa ka afaka miara miasa @ @ fikarakarana hetsika fanamarihina an'i fety io @ rallye Asa tana3 dia nanaiky moa ny solotenan' tao koa dia efa mino sy manantena fa dia hiara handray anjara @ izany tsika rehetra
-
Zanak'i Tata FMMSAM izy Ny Famangina dia ho tanterahana androany Alakamisy 3 juin 2010 koa izay afaka iaraka dia fotoana eo @ PACOM Andranomena @ 12 Ora Atoandro... pour confirmation antsoy ny 0340625369 fa fohy ny fotoana entre midi et 2 H donc tsy afaka mifampiandry ela loatra .. misaotra antsika mialoha .
-
-
Efa nandeha t@ sangy sary lery fa mahana beu bandy akama dia tonga dia kopy izy.Ny vadiny sy sipa hafa no ni piéger any lery io!!lol Bandy akama teny @ run scoot illégal lery,dia zay no nanokatra ny 1er run scoot officiel teo SRK!!indrisy ny fahiny....!! Adversairako mitsy io tsy nahazo ana mitsy t@ zany!lol hihihihi...ka master io eeeeee ..... hihihihi hay efa an' Arizona kay mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr !!!! c'est pas etonnant fa 1 restera toujours 1
-
-
-
-
Mister tsitsigalli logistique animation zany sera assuré par MADACOX fa tsika noho principal animateur fa miaraka ihany ny COXSO6 eeeee !!! Mikasika ny restauration dia miandry an'team fiderana sa misy hafa vonona hikarakara avec bien sur une partie hoan' @ ilay benéfice ... ny team fiderana moa izany mbola hanao compte rendu financier t@ ilay animation farany teo ... Ny hitako koa zany dia tokony hanao drapeau ny fa tsy ampy ilay banderole tokana !!!
-
-