Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. somary ny telo sy efatra indray zany noho afaka koa asa raha asina ihany ilay fivoriana ?
  2. Soafikov

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    vita aloha ny ahy ny nations cup ...comme d'hab dia ny regularité noho "tanjona" Kikiny zany juste tao hafara dia tsy hitako ny temps an'lery fa dia attention fa Jx plane II est en mode normale (donc tarmac) dia tandremo fa ny ahy zao reglage gravel noho nanaovana azy ty ny resultat prov tao
  3. mba asio kely "feedback" hoe izay efa nanao essai an'ilay version complète Ny tenanay aloha nanao essai an'ilay Demo fa tena misy Pb kely ny sary satria tena reraka be ny maso après 2 SS dia ohatran'te ka asa ilay version complète raha mbola manao an'izay !!!
  4. Mety ve raha misy fivoriana miaraka ny Alakamisy 14 naha ny Zoma 15 ho avy zao mba handaminana an'izany rehetra izany !!! mba asio valiny azafady !!!
  5. misaotra mialoha ny RB !!! ny toerana à definir zany !!!
  6. Refa avy niresaka t@ President ASA Tana dia tapaka fa any anaty SS ihany ny hanao animation koa dia misokatra indray ny ady hevitra !!!
  7. Soafikov

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    kay kay kay !!! mety ho mode tarmac zany retour !!!!
  8. Le president du club Asa Tana a sollicité le pour une collaboration pendant ce rallye, il nous propose donc de faire une animation pendant ce rallye: proposition: - comme en 2008, un concours de Drift au PC anosizato - une animation RBR au PC - une autre forme d'animation à définir - une animation à l'intérieur des SS donc ce que j'aimerai savoir qui serait partant pour ces animations et quel serait la meilleure animation qui sied à l'image du raha mahazo valiny haingana noho tena tsara satria ny Reunion d'info moa dia rahampitso !!!
  9. Soafikov

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    ok vonona foana eee fa combat be an !!! contre les Hongrois !!! Roadbook: 1 Japan Pirka Menoko (6,7 km) Normal Mod Daylight 2 England Chirdonhead (7,0 km) Normal Mod Daylight 3 England Chirdonhead II (6,9 km) Normal Mod Daylight 4 Japan Pirka Menoko II (6,5 km) Normal Mod Daylight »»» SERVICE PARK ««« Car Repair - Tyres adjustment 5 Australia NewBobs (10,1 km) Normal Mod Daylight 6 France Joux Plane (11,1 km) Gravel Mod Daylight 7 France Joux Plane II (11,2 km) Normal Mod Daylight 8 Australia NewBobs II (10,0 km) Normal Mod Daylight »»» SERVICE PARK ««« Car Repair - Tyres adjustment 9 USA Fraizer Wells (5,0 km) Normal Mod Daylight 10 England Falstone (6,6 km) Normal Mod Daylight 11 England Falstone II (6,5 km) Normal Mod Daylight 12 USA Fraizer Wells II (5,1 km) Normal Mod Daylight
  10. SHHH grillé, mouillé reo eeee !!! paroleeee , paroleeee et toujours des paroleeeeeeeeees ...jereo ndray nge @ session manaraka fa misy didipoatra, famadiana, naha communion ndray @ io !!!! sinon inscrits - Riry - Nari9 -Jojox -Tito -Beels - Radizina - Tsi²galli - Soafikov rallygasy - His -KGB -Peno -Passpartojo
  11. Manentana antsika mba handray anjara mavitrika @ ilay contest .... Ny inscription de 10.000 Ar dia ho raisina an-tanana fa ny 6.000 ar sakafo noho anjaran'mpifaninana dia jerena eo ny resaka fitaovanana ... io nge ry zalà noho fototra niaingan' eeeee .... Ndao eeeeeeeeee !!!
  12. Soafikov

    TROPHEE ZAZAMADITRA

    indray de hoe voiture de M.............!!!
  13. Soafikov

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    ilay course de côte Immerkasinina zao akaikin'ilay lalana Asa tana.... dia tandremo izay futur concurrents @ io rallye io mandeha avy any Ampahimanga, Antaramanana, Anjeva... seul issue = UBP ... naha avy any @ Bypass (Ambohimangakely) ...sans aller vers terrain de foot route Ampahimanga.. dia mandray goudron ... mais c'est compliqué ...
  14. Soafikov

    TROPHEE ZAZAMADITRA

    efa en cours ny fijerena ilay blem fa saika ilay F2000-13 fa mbola misy olana fa dia hita eo ny tohiny ..
  15. Ny vonona hanao ilay RBR contest hatr'izao zany : -Focus -Radizina -Riry le poulet -Beels -Soafikov Ny efa inscrit: -Riry le Poulet Mbola en attente: - Soafikov = selon santé !!!
  16. naha tsy Beels aza aho dia ty ny valiny
  17. pour ceux qui veulent essayer la demo du WRC2010 PC le téléchargement c'est ICI=>
  18. arizona fa voahendaka ilay deusaka .... fa azoko tsara ilay eo @ parking manamboatra sady ny andro efa manomboka freezzzzze ...fa tohizo ny reportage eee
  19. Tsara ho fantarina izay hanao ilay RBR contest io ...satria moa arak'in'ilay efa noresahina dia mahafinaritra raha mandray anjara @ ilay tena kilalao nihavian' tsika tena "pionner" @ ilay lalao ary efa misy moa ny fanampiana izay afaka hatao hoan'ireo izay mikasa hilalao. Ny fanampiana dia eo @ inscription misy ilay vola izay azo t@ nanaovana animation eteo @ vavahady mena ary ny materiel dia ny tenako dia vonona hifampizara ny toerana eo @ Gvintsss .... Participation izaho zany dia 1 vonona hilalao ao @ GrN (raha ampy ny hanao officiel eo @ serveur) ary handoa manontolo ny 16000 Ar Ps: tsara izany raha asina strategie mba hisy iray ho champion @ Gr A, N, ou 2 RM na féminin koa satria mbola misy 3 manches tsika
  20. la prochaine manche du rallye virtuel RBR contest aura lieu le 9 Octobre 2010 à la toque enchanté Antanimora Les inscriptions seront ouvert du jeudi 30 Septembre 2010 au Jeudi 7 octobre 2010 (tout engagement ne sera validé que par le passage de l'un des pilotes de la serie au lieu prévu par le Règlement particulier, tout engagement par appel téléphonique sera irrecevable, et par le règlement du montant de l'inscription) Voici le règlement particulier => Veuillez bien lire les paragraphes 8.10.4 et 8.11 Reglement particulier
×
×
  • Créer...