Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Soafikov

    Chrono&Sports wear

    tao misy veste ilay hummel sao mba azo hanaovana hoan' mainty avec ecusson et "flèche" rouge !!!
  2. hoan' specta reto misy ny tracé parcours RITM VENDREDI 24 SEPTEMBRE ES1= SS ANDOHATAPENAKA SAMEDI 25 SEPTEMBRE 2010 ES2- ES7 ES3-ES6 ES4-ES5 (même sens foana ty an) ES8=SS ANDOHATAPENAKA DIMANCHE 26 SEPTEMBRE ES9 ES10 ES11-ES12 ES 13= SS ANDOHATAPENAKA
  3. Soafikov

    Balou16

    arahabaina eeee tonga eto !!! tonga miarahaba kosa zany dia ....naman'faly(tsy mpanjakan'liona io an ) ....
  4. Soafikov

    Le futur WRC...

    quoi?? j'ai de beaux ..... non ???
  5. Tena Nahafinaritra ny fiarahana nanal'azy ary dia hita fa vonona hiara hialalao foana ny :t6 sy ny ankohonana ary ny tapaka sy namana.... Ny défi baby sy Ping dia hita fa tena avolenta fa naha ny lahy naha ny vavy dia samy nanao izay ho afany koa mamerina ny fisaorana eee !!! Ho averina matetika ireny ...miandry ny sary Mr Focus ooo !!! Dommage hoan'ireo sty afaka fa @ manaraka eeee !!! hita eo ny pro @ rallye fa hezahina asiana !!!
  6. voici les "nouveautés" de l'update 6 Lien pour telechargement =>Update 06 update = nécessaire pour jouer à partir du Lundi 13 septembre 2010
  7. Soafikov

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Ntions cup vita arakin'efa natao tanjona dia tonga tsy nisy KKK fa TAQ iray teo @ ilay epingle Falstone ...dia trop prudent dans MineshaftII sy Bisanne ...fa tsy maninona fa ny tanjona tsy hoan'alohan'mpiray tanindrazana fa alohan'espagnol ... 2 ihany hatreto ny nanao
  8. Soafikov

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Fa ahoana daholo ary zany !!! bon izahay dia rahariva noho hanao ...aaleo milamina zany !!!!
  9. Soafikov

    Le futur WRC...

    Que de rebondissement dans ce rallye après les temps canons de petter...suivi d'une belle remontée de Latvala... face à la régularité d'Ogier ...à 2 SS de l'arrivée (2 superspeciales) .... c'est la constance qui va être recompensée ... dommage que Solberg ait fait ce départ anticipé .... en tout cas l'alsacien reserve son sacre pour le rallye d'Alsace !!!
  10. hita @ google eatrh koa ve refa miditra ao hanaty cargo ??? sy ny direction cargo fa sao lasa any Japon tampoka ilay fiara ???
  11. Mikasika an'ilay sortie @ alahady izany dia : 1- Misy delegation handeha aloha any hi "reserver" ny toerana sao tsy misy azo hipetrahana aloha ka hi hents noho handeha aloha dia @ 8H koa mila ny isan-tsika ho avy exact dia mila mba milaza eto. 2- Ny fotoana zany dia eo @ Jovenna Anosizato ka 9 H precise ny départ avy eo. 3- Samy mitondra sakafo sy boisson fa ny condition dia 4.000 ar /pers = accés basket, ping, billard (dixit Hents) koa samia milaza ny handeha sy isan-olona azafady Soaf = 5 personnes !!
  12. Soafikov

    REUNION D'INFORMATION RITM 2010

    Refa tsy present dia tsy present !!! izahay tsy hi tantara !!!
  13. voitures autorisées aza kamo hoa mamaky règlement !!!
  14. Soafikov

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Bon après session reco androany dia hita fa mila regularité noho henjehina fa tsy mila suicide fa KKK foana fa aleo hitady reglage qui mettra plus en avant la stabilité que la vitesse ... fa sinon asiooo ry zalà !!! tonga dia tsika daholo ny 1ères places ...
  15. Pour tous ceux qui veulent faire un championnat convivial sans blablabla .... c'est içi ...championnat NTfrance 2010-2011
  16. SSDRSK On ....Lasa nivadika tonkotany ao Ivandry ao ihany ilay N12 ..... dia mety ho avy @ zay zany ilay N...14,15....SSDRSK Off ....wait and see zany !!!
  17. Ho soloina container ngamba ilay 207 @ zay mba misy antony ny hinanana ilay "Bolabola" ....
  18. tsy izy iny ka !!! hafa mihintsy iny sa tsy izany ra PDD ???
  19. Ny anay ny 2 passages dans PTD rallysprint dia catastrophe ... 1 er passage = "brochette de spect" ...2ème passage = raikitra tao @ ilay tronc d'arbre ù$*ù$**ù mipetraka @ tany fa niantona ny 207 !!! pour le fun ny leg 2 ...sy 3
  20. Nijery t@ Google earth aho fa tena c'est quasi impossible de faire + de 2 passages ... de toutes façon efa SS natao daholo ireo akohatran'ilay liaison Ankadinandriana - Tsiafahy noho efa ela ....
  21. deux petites vidéos du WRC2010 Game 1.SS Portugal avec la C4 => ICI 2.SS Jordan avec la sub =>ICI esperons que ça vaudra le coup derrière le volant !!!
×
×
  • Créer...