-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
-
-
-
-
-
-
Mora atao ilay combi ka : - 1° soloy ao Rbr mod 2.15 ny combi any MG ny any Rich Burns sy Reid - 2° sokafo @ Photoshop ny fichier body_rallydriver_01.dds (ao @ RBR>SGS>Textures) - 3° Dia ataovy izay tiana atao @ ilay combi ( ny ahy nalaiko tany @ site rallygasy ny logo ) - 4° avy eo sauver ao @ RBR>SGS>Textures - 5° soloy koa ny incar_drv_1_01.dds (ao @ RBR>SGS>Textures ihany) satria ilay fichier voalohany ao @ menu fa ity farany dia ao @ anaty fiara Ny ahy dia nosoloko ny Casque(helmet) ary ny tarehy fa mbola atao eto ny sary @ manaraka fa soa dia ilay akama
-
-
-
-
Ireto ny temps vita farany t@ Jordanie - Harwood Forest 03:49.67 - Mineshaft II 05:26.29 - Tanner II 03:06.71 - Greenhills II 03:59.00 - Greenhills 03:45.73 - Shepherds Shield 02:44.86 - Falstone II 04:06.21 - Fraizer Wells 02:07.92 - Noiker II 08:17.46 - New Bobs II 05:49.10 Omaly hariva izy ireo ary dia nandramako natao souple ny ressort AV fa tena niova ny temps fa rehefa manao Fraizer no tsy maintsy averina plus rigide satria sur-vireuse be ka manao saosisy @ ilay mahitsy be
-
-
-
Marina tokoa ry Dadah fa raha te hahalala momban'i Rallye taloha dia vidina daholo ny gazety rehetra mba hahitana article mikasika ny Rallye. Rehefa hi tady parcours sy grille horaire dia manenjika mamomjy akama pilote dia manao photocopie ny any ry zalahy. Vao t@ rallye Boeny 2006 dia tadidiko fa nakeo @ PC nangataka grille sy parcours dia nasain'i officiel teo nandika tanana ilay izy fa tsy nahazo nivoaka hono ilay izy NEFA EFA PASSION DIA NATAO IZANY. Izao anefa J-3 efa complet ny doc koa dia MISAOTRA EEEEE
-
Ny marina dia ataoko manuel ilay manipulation 1° ao @ audio.ini (dossier principale RBR) dia ataoko Bang=5.0 ary ny hafa toa ny gravel, suspension, turbo, valve hampidiniko mba hafahana mahare tsara any ilay BANG 2° Ao @ dossier audio>Cars>effects dia soloina ny Bang 1 fa atao any izay mi BANG indrindra raha tsy misy hafa dia ny mi telecharger ao @ BHmotorsport dia rehefa manitsaka dia ataovy mijanona eo @ 8000 tr/mn fa dia manao ilay bang continue any Celica na hi 206 Faly
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-