-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
-
Ny rallye voalohany dia ny JOVENNA izany dia ity no efa tapaka : Roadbook Rallye Jovenna 2008 Rallye en mode gravel avec météo en good conditions ES1: Anosizato - Canyon ES2: Vontovorona - Tanner ES3: Morarano - Tanner II ES4: Andriambilany - East West ES5: Ihazolava - Mineshaft ES6: Ankadivory - Joux verte ES7: Antanifotsy - Noiker ES8: Manarintsoa - Noiker II ES9: Antanifotsy - Joux verte II ES10: Andohafarihy - Mineshaft II ES11: Ambatolampy - East West II ES12: Anosizato - Canyon [b]
-
ny fiarahana dia nahafinaritra fa eo @ resaka champ gasy dia voaresaka kely ihany fa mbola samy variana nikotrana fa eto @ forum no aleo samy manao proposition. ireto indray ny sary : Merçi Nirina58 pour toutes les belles glissades ary tonga soa eto @ RBR ilay mpanakanto iray io fa ireto indray ilay saosisy
-
Ok mety aloha ra Beels io raha atao voalohany @ roadbook fa rehefa manao temps aza hadino fa pour l'instant ny décalage horaire dia 1h fa rehefa hiver dia 2 h ka tsara ho raisina en compte izany.Io roadbook Jovenna io izao no nanaovanay depuis 2 rencontres ary tena nilay B ary omaly vao nahavita azy tanteraka fa jereo ny sary ao @ forum.
-
-
-
-
-
-
-
Skin championnat RBR gasy
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
Tena vita milay B ilay Skin any ialahy RAMATOA io aloha ny ho entiko @ MRC fa tiako B ilay setup t@ Alarobia iny fa ilay celica "mikapa hazo" loatra angamba mamono maso ilay loko andraso fa ataoko eto ilay skin toyota Helix fa aty Ivandry tsy misy azy fa @ manaraka eeee Vita koa ny any ialahy ra Big ny ahy Sissy ilay fitaratra tsy azo atao mainty loatra fa sao lazain'olona hoe "fitaratrin'ny mpangalanbadin'olona" -
Tsara daholo izany Vaovao izany. Mila mi-ketrika Roadbook daholo izany ary samy afaka manao proposition daholo (hoan'ireo rallye 6). Ny SS izany dia : - 100 % gravel - Good conditions ( satria ny aty dia saison seche ny rallye) ary jerena à peu près ny SS t@ taona 2007. Raha ilaina dia mbola afaka mampian-trano ny aty dia asiana connexion en ligne hoany ireo izay mbola tsy nanao any izany fa atao aprem mba hahafahana miresaka sy mba tsy hisy hatory ao naty ligne droite intsony
-
-
-
-
Skin championnat RBR gasy
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
Ilay CS2 V efa misy any ilay pluging mi-reconnaitre ny format DDS fa raha tsia dia manaova recherche "telecharger plugins dds" sur google dia installer-na @ photoshop Ra big>> tena milay be ilay skin na hi sissi aza angamba raha mahita any io dia mety haverina lokona indray ilay sub Hi BOUM angamba dia faly sa ahoana -
-
-
-
-
Ny fandehany dia hi Laza tokoa no nitarika hatr@ farany fa tao @ liaison Behenjy Andoharanofotsy dia nisy pilote nahita nay lery nisy nanampy ary dia nahazo penalité de 15 mn i lery dia lasa 8 ème Koa : - 1 er Dani-Fidy - 2 eme Mamikely - 3 eme Sissi ( izaho nanao any ilay io 3 ème t@ pronostic ) Hi mathieu si Dani avant SS10 dia à 23 sec de diff fa tao @ SS Ihazolava Mathieu nanao sortie dia farany t@ classement t@ io SS io fa raha tsy izay angamba ity indray misy sary iray t@ Jovenna teo : io koa dia fa tonga hatr@ farany
-
-
Bravo Dani sy Fidy Dommage Laza Fa tena nilay aloha ny spectacle ary efa ela no tsy misy rally niady hatr@ farany sy feno rebondissement ka deraina manokana hi Maxattack(Mathieu) fa tena vrai champion qui merite d'être soutenu et merite une voiture + performante. Jereo @ izao ange ( SS antanifotsy Samedi Scratch sur une SS de 34 Km Chapeau bas ) Mbola hanao sujet hasiako ny sary t@ iny rally iny
-
-