Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Ny jeudi no afaka manao satria mbola andeha hinanana vovoka koooooo
  2. Izaho dia mikasa hanao session ny jeudi 24 @ 14 H fa dia ho hita eo [url] Tsy dia mahay ny fandefasana sary
  3. Soafikov

    www.rallygasy.tk

    Avy namaky ny ITW any Louvel fa tena marina ny laizain'i lery satria izaho izao manao WTCC ( course voiture de production ) fa tena maha tsara ny fahitana ny trajectoire sy ny freinage tokoa ny lalao en circuit ary rehefa manaoo RBR dia mi-amélioré ny temps fa mba andramo angé
  4. Soafikov

    SETUP RBR

    raha hanao réglage tsotsotra dia : 1°- Ny couple diff central eo @ 500 Nm 2°- Couple diff AV eo @ 200 Nm 3°- Ny "freins pied gauche" 95 % 4°- ny pression freins AV 4900 AR 3750 5° ny ressort AV et AR atao latsaka ny 50 Nm 6° Ny boite atao court Ireo dia réglage hoan'i fiara hentina @ volant ary gravel
  5. Soafikov

    Jeux

    Mba nijery session pubilc izaho omaly fa tsy nahita asa fa vao omaly vao nanao inscription dia no-jereko ny mail_ko fa tsy nisy message tonga aloha ka asa raha izay no nahatonga tsy afaka nanao omaly
  6. Aza tonga dia resy tsy miady ry Dodanen fa raha misy coupe dia mety motiver ko ko ary dia havita temps milay be Ny tenanay izao dia manao reco mafy any Jordanie fa ny tena mbola henjana dia my Mineshaft II sy Newbob II fa tery koa raha mi-assure dia tsy de mankaiza ny temps, nefa raha vao maka risque dé" mikapa hazo" fa tena milay aloha ilay sensation @ Mineshaft
  7. Soafikov

    Jeux

    Koa passion ange ilay tantara eeeeeeeeeeeeeeeeee
  8. Soafikov

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    Tena nampalahelo izany hoe roalahy no tao @ Dodanen. Raha manao session miaraka ni tsara dia atao fotoana vita eo @ 2 ou 3 jours mialoha fa raha vao misy ny manaraka dia tsy maintsy ho tonga ny tenanay fa lazao mialoha.
  9. Soafikov

    Jeux

    Ary toa tsy nisy resaka intsony ilay resaka hanao SS gasy. Ohatra SS 29.5 (CEG carion). Angamba tena milay be na hi-Vontovorona Hi Beels manko toa hitako fa modelers. Ny naotySS réel dia tsy olana
  10. Soafikov

    SETUP RBR

    Tsi2 efa no installer-na ve aloha ny RBR orig alohany nanao ny Rsbr08 satria mety mitady ny Maps any ilay Rbr original izy izany. Ilay Rsbr any Bigbang mantsy vao ny installer-ko ny ahy vao t@ asabotsy fa mandeha tsara
  11. Tsara tokoa raha misy ny Champ gasy ary tena mazoto @ izany ny tenanay. Ary toa misy Blem ny Rsbr Live efa hatr@ Jeudi fa tsy mety misokatra Hita ao @ forum ny sasany milaza ny handeha eny an-dalana miaraka @ G25 hono ary hanao toa ireny manosika pneu eto @ tanana ireny hono
  12. Soafikov

    Jeux

    Raikitra fa raha misy session miaraka WE dia izaho vonona ary afaka mitondra namana vaovao izay liana @ ity taranja ity koa
  13. Soafikov

    Jeux

    Grand merci eeeeeeeeeeee
  14. Soafikov

    Jeux

    Sao dia mba misy manana installation RSBR08 fa maty niaraka t@ disk dur nidirany virus ny any tenanay kanefa nanandrana nanao téléchargement tao @ rallyesim dia eo @ 115h eo hono en ADSL satria ny vitesse de téléchargement dia 1,2 Ko Koa dia misaotra mialoha eeeeeeeee
  15. Soafikov

    Jovenna 2008

    Ok ary fa dia hiezaka haka sary maro any ireo Sub sy fiara vaovao
  16. Soafikov

    Jovenna 2008

    Tsara tokoa ilay parcours fa tena ho henjana ny gestion-na logistique na ho any concurent na ho any mpijery satria ho any mpifaninanana dia misy PC ary mbola misy reroupement indroa. Ny any mpijery indray dia mila reco satria raha ny SS vontovorona aloha tsy misy blem fa ny Asabotsy no sarotra. SS 4 no ho jerena ary mampalaheo raha 1 fotsiny no hita anefany madeha alavitra ary mitovy @ izany ny Alahady. Raha jerena dia misy SS de 32 et 34 Km koa raha vao misy fiara tavela ao dia tsy tafavoaka raha tsy ela be. Ny fankana sary tokoa dia ho sarotra koa raha mila fanomezan-tanana dia vonona ny tenanay na dia tsy dia tena performant aza ny appareil koa dia lazao eto ny tokony atao (io ve ilay partager la passion? )
  17. Raha setup aloha dia mbola ny any C4 no tena tsara indrindra raha amiko fa ny physic @ izay dia ny ver 1.1
  18. Tsara daholo ny zava bita any ry Sylpheed, Beel's, Ramatoa, Randrianadou, Dadah, His sy ny sisa. Raha nijery ny SS tsirairay ny tenanay dia ny regularité no tena mi payer hita @ izany ry Sylpheed fa dommage hi Beel's nisy blem t@ SS roa farany. Eo ampijerena ny temps dia ny anay zao ny Fraizer gravel mod good condition dia eo @ 2'11 eo eo dia hita izany fa mbola lavitra fa hi ezaka eeeeeeeee
  19. Soafikov

    Calendrier MRC

    Ilay feo mikasika any Sissi dia efa rehiko ary toa hoe roa hono ny Sub fa ny iray dia atao location. I Terrinen indray hono nahazo Mitsu evo VI fa ny fahamarinany vaovao aloha tsy fantako.
  20. Soafikov

    www.rallygasy.tk

    Tsy mety télécharger-na ilay onboard Must fa tonga eo @ an-tsasany dia mikatso !!!!
  21. Soafikov

    Jeux

    Eto @ tanana ihany ny tenanay fa mbola nafarana ilay matos ééééééééé! ary aleo manandrana WRC dia hita eo ny niveau na hi tana ny laharana voalohany avy any @ farany
  22. Soafikov

    Jeux

    Hafa ihany ny LOGITECH G25 fa rehefa manao pied gauche afaka manao temps tsara
  23. Soafikov

    Jeux

    Mahafinaritra ny mahitanareo ry Beelabba, Maximumattack, Randrianadou, Mineshaft, Bigbang, Herjo tao @ Rsbrlive08 efa tena tsara ny lalao ary manantena fa dia ho tonga eny ambony podium tsy ho ela. Ny tenanay dia mbola ho avy eo @ Rstbrlive08 fa mbola aleo aloha mikotrana moramora aty @ sisiny vao miakatra an-tsehatra ary mbola miandry matos milay (volant ) Tohizo ry zalahy fa @ izay mahita ny any hivelany fa mahavoa ragalasamy
  24. Soafikov

    Calendrier MRC

    Miandry any ilay "partager la passion" ko
  25. Soafikov

    Calendrier MRC

    Misaotra anao His fa tena mitombina izany ilay feo rehiko dia manantena fa hivoaka tsy ho ela intsony izany ny "parcours sy ny cartographie" any TASAM satria toa mila fandaminana ny hoan'i mpijery satria lava io Rallye io ary efa miandry mafy izany ny mpankafy
×
×
  • Créer...