Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. TsitsiGalli

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    1 poulet ki va Coatcher 1 poulet = c'est ce qu'on appelle le partage entre poulets! [/quote] c'est pas plus tôt la basse-cours?
  2. Any amlà par contre misy sary tena miasa be amiko an
  3. TsitsiGalli

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    possible ve ny hamoahany ny classement final intégral ry zalah?
  4. Félicitations, meilleurs voeux de bonheur et surtout bienvenu au club
  5. TsitsiGalli

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    Misaotra antsika rehetra na ny mpikarakara na ny mpandray anjara e! fa valaka mm ihany vô vita an
  6. Fafinaretana, Fafinv, Filalaovana Fola koh zany
  7. Tsara b kosa ity sary farany ity kle! sady VW Cox avec xénon mm an!
  8. ... et roule moins vite!!! Tsy hita lesy fa ataon'lery vali-boraingina fotsiny le izy a! j'aime ozizy FB zay le avatar an!
  9. pour le 29.5 allez, mais quelques remarques pour améliorer, la premiere partie est très glissante et la grosse pierre avant le saut 6 est un peu haute pour aller à fond! le premier guet est un peu profond et la voiture dès fois exécute carrément un saut périlleux, pareille pour le second guet! A un certain moment la note annonce un D140/Ciel A fond et on se retrouve directement à un trou invisible à la réception sinon à part ça c'est bien fait (+ mm)
  10. Noho ny antony ara-pahasalamana dia tena K.O ny tenanay zoma an! ka dia atao anio atoandro any am Prez ny fanaterana ny akanjo sy ny Casquette ho an'ny rehetra! Merci e!
  11. TsitsiGalli

    Toutes les photos

    kilimanjaro 2010 mm an!
  12. io le banderole beels ô! tena tsy 32" dawl ny ecran an!
  13. RECAP 24 ny isan'ireo olona nanao commande polo sy casket ary autocollant 42 no isan'ireo Polo natao ary 40 ireo casket ny autocollant dia 22 ny Polo sy ny casket dia entina any am Prez ny zoma atoandro izao fa ny autocollant amin'ny 5 vao vitako ny fanaterana ny $ dia any amin'ny Prez ihany koa no aloha Efa ok ihany koa ny banderole fa dia no avancer-ko taty aloha dia haverin'ny fikambanana fotsiny avy eo 265.000 fmg ny nanao azy! alefako eto kelikely eo ny sarin'ilay izy izay mirefy 4x1.10 m
  14. Fampatsiahivana ho antsika rehetra nanao commande polo sy Casket fa ILAINA amin'ny Zoma atoandro izao ny paiement an'izy ireo ô! Dia misaotra mialoha amin'ny fiaraha-miasa
  15. ôtrany tsy aty le avion-nay farany teo iny an!
  16. Ny sary aloha izany dia miandry an'i Passpartooj hamoaka azy eto, fa na izany aza araka ny efa nolazaina tany aloha dia tsara raha androany atoandro no azo ny isan'ny Polo sy Casquette ho atao mba hafahana mahavita azy tsara alohan'ny contest. Toy izao ny vidin'ireo Polo = 75.000 fmg Casket=25.000 fmg Autocollant= 25.000 fmg Banderole = 265.000 fmg
  17. Ho antsika hanao commande an'ilay polo sy Casquette dia tsara raha alefa MP aty amiko ny isa sy ny taille ilainareo ô! -Mikasika ilay Banderole iza no efa manana an'ilay sary atao?
  18. TsitsiGalli

    New new beatles

    tena tsy mety amiko io kle! simba tanteraka le anay am zao
  19. Considerer-o êfa acquis le izy fa ny an'i Madacox tsinona efa location pour toute l'année no natao donc tsy misy olana mihitsy ny amin'iny na kely aza, ny confirmation pour le 7 koa efa ok fa miankina amintsika fotsiny sisa
  20. Kiiii zà nefa efa faly ery hoe misy ray lalana amiko d misy manatitra zà, f'angah NAri9 lasa mipetraka any Itaosy e?
  21. TsitsiGalli

    Essai Radom-Damix

    Taiza tsara hoe lety????
  22. Izay mety atao e! ny toerana normalement tokony hahazo valiny mikasika ilay ao am MADARAIL rahariva dia lazaina eto ihany ny valiny!
  23. tena mbola lavitry ny afo mihitsy ny kitay raha ny anay no ampitahaina amin'ny anlà pootah, tokony ho zarain'là am zay ireo texture ireo an! Ho an'ilay jonction an'ilay terrain, tu la mets en dessus ou en dessous de la route principale?
  24. Manome infos kely aho izany fa tsy nahafa-po ahy ny lokon'ilay akanjo, dia voatery tsy maintsy naverina ilay izy (nitady lokon-damba maintso vaovao), normalement tokony ho vita amin'ny Lundi ilay izy fa ny tenanay fotsiny no mety tsy ho eto kely!
×
×
  • Créer...