Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
bibill

Rallye du Boina 03-04-05 Aout 2006

Messages recommandés

Rahoviana tsara moa ny datin'izy io? Raha presents daholo ny 4 roues motrices rehetra dia hafana ny lalao Wink.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha ny gazety rehetra sy zay efa nolazain'ny Pdt Fédé aloha de ny 03-04-05 aout zany hoe (Alakamisy-Zoma -Sabotsy) alahady zany plage raha tsy mivavaka study

Ny 4 roues anie lol efa mazava e
reto sisa

Joda Subaru king
Laza Mitsu farao
Hery be Subaru geek
Terinnen Subaru queen
Mickael Toyota Celica scratch
Louvel Saxo jocolor

I Roi Lion afro efa mazava fa 540 no hamitany ny saison 2006
Aleony mifanenjika amin'ny Davonjy cheers
Mamikely lasa Elena pale
Emontspool moa efa lasa l pirat

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fa na de zany aza anie misy ihany ny MAJ amin'ny site www.mrallye.tk affraid

itony vaovao itony zao efa ao

Citation :
Des passages de gué, comme dans quelques manches du championnat du monde des rallyes, constitueront une nouveauté pour les pilotes locaux. Un exercice presque anodin mais qui demande une préparation minutieuse pour éviter les casses qui peuvent s’en suivre.


Sode mba isaina amin'ny ratsan-tsofina sisa no tonga amin'ny arrivée amin'izany rabbit

Na mety ho tonga ihany fa rehefa tonga aty tana amin'izay de harafesenina daholo monkey

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
La Finlande est l'un des rendez-vous incontournables du Championnat du Monde - avec des spéciales extrêmement rapides - que tous les pilotes espèrent un jour inscrire à leur palmarès. L'édition 2006 de l'ancien « Rallye des 1000 Lacs » totalise à ce jour 107 engagés.


Raha zany 107 * 2 min = 214 min = 3 h 30 min mijery vam mandalo amin'ny spécial iray (henjana ihany ) alien

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Asa raha inona ndray no entin'i Hery be Rolling Eyes fa raha ny feo mande aloha dia lasan'i Cri ny sub sunny . Ka raha 504 ny an'i roi lion, 505 ny an'i Laza (tena kôzy ve zany ry marcus lol!lol! ), de tsisy combat be tsony zany ny 4 roues nefa eny @ sables no hilalaovana drunken . Fa milay kosa ny innovation @ le passage de gué an cheers . Efa hiomana tsara daolo kosa ngamba ny rehetra @ zany ry dadah a Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ye tena nilaza anio i Laza (Raha nalaina ny heviny tamin'y rallye Analamanga) ; sady mandeha koa le 505 zay an; fa ny vatan'ny 505 moa mavesatra sady tsy de mafy ... mbola zavatra hafa koa zay;
fa ny tena marina de hoe raha tsy vita ny Mitsu de io no atao solony , Samy nahita fa nahafinaritra kosa ny combat nataon'y Davony sy Roi lion (zay mbola tantara mitohy hi hi hi) sy ny M11 hafa de teo no nitsiry ny hevitra hoe sady ny tenany te hilalao no te hanome spectacle no tsy de lafo be kokoa ny manao preparation vam kely;
fa ny sur aloha de raha mbola subaru no entin'i Joda , tsy maintsy mbola voalohan-daharana ny fanamboarany an'i Mitsu e faraofarao

Fa io Sub lasan'i Cri io zao no vaovao be (i Hery be manko mba noresaha hoe aleo mitondra 2 roues daholo de nan nan geekgeek )
De ny feo mandeha koa zao de hoe 206 MRC horaisin'i Guerrier
de I Rroi lion miandry zao 307 wrc zao
Ny resaka tokoa ve moa tsy handeha sy hialava otran'ny volon'i Roi Lion ihany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny 307 WRC nge ka 10 eo sisa no mandende any e!! Sarotra ihany zany Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci koa His @ le video kely an sunny , tsy laitra mintsy Cool . Fa ny 505 tokoa aloha otran'ny tsy de mafy satria efa nisy nitondra ihany taloha fa otran'ny tsy tafa. Ny 504 de iaraha-mahita h@ zao fa de tena robuste tokoa. Mety oe 307 preparé ngamba zany no andrasany any nefa ny 206 aza moa teto efa nanahirana ny puissance Basketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa mba nisy an'ilay 505 Trophy nentin'i Haja Danielson iny kosa e....elle etait plutot performante et assurait le spectacle.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
asa raha mariana fa toa naharé koa aho hoe i dani koa hitondra 505 dia i marc 504. raikitra ndray ngamba ny callenge propulsion ra zao no mitohy! milay e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
F'iza daholo no hande hijery ato e Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raha misy an'ilay cartographie ohatry ny t@ asacm zao no tena milay;
afaka mandamina tsara hoe aiza avy no hijerena, aiza no misy ny passage de gué, fa mety ho sempotra ihany ny propuls fa henjana ny fasika sy terre mikambana, manjaka aloha eto ny 4roues e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zay aloha dia tsy ho tafa any na dia te hande aza e flower , miandry ny tatitra avy @ zay afaka mankany zany sisa Wink , nefa ny fiest boina koa manginy fotsiny, lol jocolorlol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

he he he
Hatramin'izao aloha de tokony ho ok ihany
Fa de ho borina e (tsora-bitsika)

Fa ny Mise à jour aloha de tena repotra tanteraka , atao ahona fa kaika koa moa mety misy an'izany auditeur mandalo izany affraidaffraidaffraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny amin'ity aloha mety tsy ho tratra ny cartographie fa repotra kely koa!! Nefa ho hezaina ihany raha mahita sopapa milay! Sady tsy maintsy mba mody miasa fa manjary tsy avelan-dry zareo mande mijery rallye an'i Janga eo pirat
Ny Maj ary efa somary sahirana zao Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sali daôly!!
lol!tena mlay kosa loh ny ataon'ny TMF é,tena mapandroso ny RALLYGASY mintsy ry zalah, fa ny concurents sasantsasany (4RM) ndray ty no tô tsita daôly, ireo vazaha toa an'dry Emontspool ry Dethier sns...sy ry zalah avy atsy La Réunion efa tsy atenaina tsony.Fa ny fédération koh loh tena manao B mitsy é,rallye 6 be zao V ny saison ray!!sady mia-tsara fôna isaky ny rallye ny organisation.MAFINARITRA E!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tongasoa ry KGB focus a!

Zah lou manahy mafy mintsy ny ts'hitondran'i Laza Mitsu e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marcus a écrit:
Tongasoa ry KGB focus a!

Zah lou manahy mafy mintsy ny ts'hitondran'i Laza Mitsu e!


ShockedShockedShockedaffraidaffraidaffraid

taiza indray no nahitanareo an'izany info zany Marcus; otran'ny to tsy izay raha ny fahafantarako azy aloha e (à verifier)

Fa ny hitako zao de Le 106 nentin'ny louvel taloha zay mbola azy no vao avy namboarina ho tsara ; de efa misy anarana hoe Mickael & Teddy de le Mickael saina frantsay no eo akaikiny , le Teddy saina gasy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Une petite récap du Rallye du Boina :
Prologue : 1er Laza, Joda à 7s , Louvel à 8s ;
Es1 : 1er Joda, Laza à 11s , 3è Louvel ;
Es 2 : 1er Laza, Joda à 7 s , 3è Louvel ;
Es 3 : 1er Joda , 2è Louvel, 3è Mickael , Laza abandon sur pb Freins ;
Combat « mafana » entre les propuls de Davonjy, Roi Lion et Dani(Poma), le Roi Lion mène le bal pour l’instant, Davonjy a eu une crevaison.
A bientôt !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zay zao mbola miandry zay vaovao farany fa tsy naheno akony h@ zao scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Toy izao ary ny vokatra, satria mety misy tokoa @ itony site itony ihany no manaraka ny vaovao : ny 5 voalohany aloha zany dia toy ny nahazatra t@ ity taona ity refa samy ts’nanana problèmes. Ka Joda no voalohany, manaraka azy Louvel, Mickael, Teillet ary Freddy.
T@ ity indray mitoraka ity kosa dia tafiditra eo alohan’i Mme Terrinen ry Roi Lion sy Davonjy, na dia tokony hanana avantages aza ny 4 roues motrices mihoatra @ propuls, asa aloha zay nitranga tao.
Zay aloha zany no azo naroso mandra-piandry an’i Dadahmaster, zay antenaina fa hitondra ny antsipiriany tany anaty spéciales rehetra tany, na ny temps, na ny sary : manatena anao ny mpankafy ry Dadahmaster a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena tsy mbola nisy RALLYGASY oatran'iny loh é, lalana zany affraid , nefa nafinaritra iany lé izy fa mba miala @ mazatra.fa saingy efa lasa mahazatra koa ny maita an'i Joda sy Louvel ary i Michael eo ambony podium.i Laza no napalaelo,nefa lery sisa no tena adva an'i Joda.na izany kosa aza loh tena mlay ny maita an'i Louvel sy Michael tonga fôna é,mety ho lasa champion mintsy ny iray @ izy mtsam ra vô mi-abandon in-1 fotsiny i Joda,ny fanontaniana mipetraka de oe tsara fiara ve ry zalah reo sa tsy dé mi-attaque lôtra????? ny an'i Laza mantsy ra ny fijeriko azy tena ny fiara mitsy no tsy ao satria t@ rallye FMMSAM 2005 an, niala an-dalala aloha bé i Joda, any ka tsy de nande mafy be tsony i laza ka zay no nazaoany iny rallye iny.de oatran'zay koa no nataon'i Joda t@ ty rallye du Boeny ty.fa spectacle nge zany nataon'i Laza t@ slalum zany é ouuuuf cheers .
ra ny organisation ndray loh de somary nandiso fanantenana iany é Mad fa afaka mavita zavatra tsara iany rzalah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dommage tokoa ho an'i Laza fa mety oe tsy fiable ve ny vam? Ny hita aloha dia mi-attaque ihany ry Louvel fa de ny daba mintsy no mafy e, ny an'i Michael koa dia mazava fa robuste be ny celica saingy ny fanontaniana apetrako ndray de oe efa exlpoité a fond ve ny puissance an'iny daba iny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
izao koa dia mametraka izany fanontaniana izany ,satria raha araka ny fahafatarako azy dia tsy grp N intsony ilay vam ary tsy misy bride intsony iny motera iny!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lé toyota iny loh ra ny fienoko azy tô tsisy bang @ zao é, ka mety zay ngama no tsy dé mapatanjaka azy lôtra.nefa na dé zany aza ve de ny clio an'i Teillet (grN) ny adva-any????ny an'i Louvel nray ra ny fijeriko azy manokana de OK daolo ny retraretra (prépa,entreti1,réco,pilôtage/copilôtage) sady ny vam tena mbola mlay be mitsy t@ nazaoany azy ka zay no mety maha stable azy tsara io, fa ny an'dry Laza sy ry Joda ndrindra fa ny an'i Hery be ny vam le efa maty kapoka avy any ampita reny ka tsy mety @ conduite-ndry zalah tsony,sady mety ratsy préparation iany koh ngamba rlerony reo é (omeo xara wrc eo nge i Laza é, de omeo suba 2006 i joda sy Hery be, de 307 wrc an'i Faly be,..........de za omena FORD FOCUS 2006 Sleeplol! ) .sady tsy adala koa ry Gou sy ry Fredy mampiasa vam vaovao be na dé tsy lé tena matanjaka bé aza toy izay mividy 4RM nefa lafo pièces ka tsy araka akory ny manamboatra azy, satria ny tena rallye de mifaninana @ ny mitovy aminao fa tsy mizesta akory afroLike a Star @ heavenLike a Star @ heavenLike a Star @ heaven .rdv any @ WRC any ndray loh mandra-piandry ny rallye FMMSAM é bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nilay ny tany ry zalahy!! Spectacle ny prologue, ny tany anaty SS koa nilay!! Mitovy ny nahita Wrc ny nahita an-dry Laza t@ prologue sunny Dommage hoe ni-abandonne izy. Ilay saxo equipage mixte koa nanao be mihitsy. Be ny nahafinaritra t@ iny fa nisy ihany koa ny nahakamo: ohatra ny probleme Radio vao 2 ème SS, niandry 3 à 4h tao ny mpijery vao nandalo ry zalahy Twisted Evil Fa raha tsy izay koa aloha tsy nahafantatra an'i Dadahmaster ny team rallygasy e jocolor Ny organisation indray tsy dia mahasosotra loatra raha ny olana nosedraina no jerena pirat
Rahampitso ny sary afro dia @ iny herinanrdo iny angamba ny video scratch ao @ www.rallygasy.tk

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ze mba nahazo sary teo @ passage à gué mba alefaso ato ry zalahy,
izaho mba misy sary vitsivitsy teo @ départ ES1 fa tsy hitako no fandefasana azy ato, asa aiza no alefa ry webmaster?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers

Salama daholo indray e

De tena nanahirana tokoa ny connexion Evil or Very MadEvil or Very Mad

Efa voatatitra ihany anagamba ny tany Boina raha reo voalaza ireo, fa de mamerina fa nilay ny tany ; ratsy be ny lalana ; Niezaka nanao zay tsara vitany ny mpikarakara; ary dommage tsy nitohy ilay combat be teny amboalohany. SuspectSuspect

Fmmsam indray zao no manaraka (mangingina tsy otran'ny tamin'yn 2005 lay soa fianatra be iny hi hi hi) bouncebounce

Henjana be ny nano ny MAJ fa na le connexion anay no ratsy fandoavambola (diso) affraid ; na le mpamatsy ny vokatra ho anay no mivaralila(porofoina) cherry na le ivo-toerana lehibe hametrahana ny site no mifanesika be elephant , fa de tena milona ny fanamboarana ny site (taloha sary 100 zany 1h de basy zao koa sary 20 mila 3 na 4 andro )

fa efa ao ny sary baina an page 9; 10 angamba no misy gué zay ;; ao amin'ny www.mrallye.tk ; amin'y "sary"" boina06" mazava ho azy lol!lol!

nY an'i His no tsy mbola voajeriko raha efa vita koa (hehehe de faly nahafantatra tokoa moa zany His , ny tany tokoa ve no kely sa ny rallye no mahafoaka be flowerflower )

Raha te handefa sary ise de azo alefa amin'ny adr dadahgasy@yahoo.fr ; nefa raha tian-rangahy tsy hitohana le adr de aleo mba le sary efa nankelezina ireny no alefa ao fa tsy le 510 Ko/foto de raha depart es1 zany * 30 de eo amin'y 15 Mo zany affraidaffraidWhat a FaceWhat a Face

na koa azon'ise apetraka eto ka fa mila mahazo adr http fotsiny izy aloha (apetraka ao amin'ny http://www.imageshack.us/ aloha de mahazo adr de io no adika eto de vita kabary ; amin'izay koa tsy de sahirana intsony za hi hi hi) geekArrow

Efa misy classemnt / Groupe ao Ari Vantanen ah (fa zao vokatra avy amin'y base sy kajy hananako io ; fa tsy haiko zay indrokelin'ny FSAM mety hampiova azy piratpirat

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Somary sahirana kely tato ho ato dia tsy mety lasa mihitsy lay sary!! Fa na izany aza efa adalana iny ny video Cool
Dommage fa tsy tonga teo @ lay gue zahay Suspect
Sinon, miandry ny FMMSAM indray zany tsika izao bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena milay le passage à gué @ sary, dommage tsy nahita sur plaçe, misaotra t@ photo, lasan'i Guerrier hono ny 206 ary tonga de anaovany @ rallye Fmmsam @ mi-septembre zao, hisy azy ny combat M12

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
en tous cas je ne pense pas qu'il sera en mesure de maitriser la 206 des le depart, il faudra 2-3 rallyes avant kil puisse se meler a la bataille et se battre avec Joda et Laza. peut etre une place de 3eme si les deux n'abandonnent pas?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay mantsy no ataoko hoe M 12 , misy celica, subaru ireo fiara matanjaka 4 roues e! bounce
ary mba lasan'iza zany le golf an'i guerrier raha izany?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lay Nissan Sunny koa tsy ratsy mihitsy an! Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
betsaka ihany ny options fa anjaran'izay te hi participer no mifidy izay mety aminy
na hividy fiara 4RM occaz, lafo (ny vidiny, ny remise en etat, ny entretiens) ary sarotra ny prise en main
na hividy fiara kelikely mbola tsara na lafo aza mora ny entretien sady tsy mila remise en etat firy
na mividy fiara kelikely tranainainy ohatra ireny 205 maxi groupe F ireny
na misafidy fiara original (genre 504 sady mora no robuste) dia maitriser na tsara dia sady mahazo plaisir no manome plaisir ny public. izaho mihevitra fa tokony hahazo spons betsaka i davonjy satria ny fiaran'ilay ry original ary efa maitriser-ny tsara no ilay ry no mahazo applaudimetre betsaka à chaque virage. any amin'ny annonce irenyn ohatra misy choupette (VW 1302) 250 ch caisse carbone ny olana aminy fotsiny anagmba ny debattement ny kely. mety prepaper na terre ve ireny. any Frnatsa aza mbola betsaka ny mitondra simca rallye sady rehefa misy na roa na telo ankoatran'i Davonjy ange mandray anajra dia tonga daholo izay mba kely budget e sady fahafinaretan'ny maso

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

de ahoana averina indray zany ny dauphine sy ny mini mba ho fahafinaretan'ny maso? à la une t@ échapemment mihitsy aloha ny mini coopern'i Benaivo t@ RIM faramparany teo, gaga mihitsy ry zalahy t@ iny mini cooper iny, fa izay mahazaka fiara 4RM aloha aleo mba miezaka ny ahazo maromaro ary ny classe madinika mba miady ny anjarany eny! Arrow

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Inona moa no niatombohan’ireo fiara matanjaka teto amin’ny tanàna ireny fa tsy tamin’ny hoe hirotsahana amin’ny championnat d’afrique sy ny hoe hi contrer-na an’ireo vazaha nampiditra fiara matanjaka teto. Amiko tsy olana raha ohatra miverina ny fiara tranainy raha toa ka mahafeno ny fepetra teknika sy ny momba ny securité izy. Ny qualité n’ny parc ange tsy voatery hoe misy fiara 4 RM na fira kely vaovao (Polo TDI na 206) fa eo ihany koe ny hoe manao spéciale 1 na 2 dia efa mi abandonne lasa oahatra ny hoe arnaque ilay izy vis-à-vis n’ny sponsors. Ny antony anfe a dia hoe tsy araka ny prepapratrion sy entretien sady ny fiara 4RM préparée ohatra dia efa conçue hoe tsy maintsy misolo tanteraka ny moterany rehafa nahavita rally maromaro, ny caisse koa efa maty kapoka. Ny mpanambola koa tsy voatery ho te hi investir amin’ny rally ny passionné indray tsy ampy saosy fa raha vitany ny mi bricole perfect ohatra an’I Davonjy ka voahaja tsara ny sécurité inona nmoa ny olana ?
A titre de comparaison : ilay VW 1302 rallyenoteneniko 250 ch caisse polyester (fa asphalte aloha ilay izy) izao 2000 EUR nefa ny Toyota Corolla WRC phase 1 no mbola 100.000 EUR.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...