Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Marcus01

Rallye ASA Tana 3 - Tour de Tana 27,28,29 octobre 2006

Messages recommandés

Hono wa ry Dadahmaster na ry Poeticturbo, ireo spéciales alefa en direct ve @ circuit sa lay tena any anaty spéciale mihitsy?
Na dia izany aza aloha, lay ezaka efa mahafinaritra.
Sady hitako tsara koa ilay hoe médias maromaro no miara-miasa : mivelatra kokoa ireo mpijery @ zay.
Raha azoko tsara izany dia ts'ho @ io no ho avy ireo vahiny fa @ 2è édition ny drift control sa dia tena ts'afaka mihitsy?
Revena milay foana na ho avy izy ireo na tsia e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

misy spégany 25 kms(coté isahafa) ilay milay be Basketball ary sura fa milay tsara ny combat rehetra satria misy spéciale @ alina i anjeva ampahimanga.D ilay spéciale spectacle andriampamaky de jour fa revy be... cheers donc tena milay be e. Razz spéciales en direct.Ex: ampahimanga ohatra.fa ny blem so d tsisy olona indray eny @ spegany Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ahoana tokotrany ny amin'ireo vahiny e?
enfin ny combta eto amin'ny tanana koa efa milay e efa mihatsara ny prépa an'i laza
sady toa hisy motivation kokoa amin'ity hon fa hisy challenge 205 sy golf ary propuls

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hisy speciale @ alina Question Tena ela tsy nisy an'zany an! Milay ka sunny Ary le circuit mba aiza e? scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ahoana ry zalahy (sy ry zavavy) ny tsaho sy ny vaovao (marina sy tsy marina) mandeha?
daia ahoana ny pronostic?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo

Merci Marcus nametraka ny topic

Ialana tsiny aloha fa somary manana olana kely ; ka tsy mnan connexion amin'izao faezahana mafy e

Tsy maintsy hita eo ihany ny vahaolana e


Mazotoa daholo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mamy kely "hono" hitondra @ ty e! Nissan no ho entiny!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa mba misy manana grille horaire ve? mba ahafahana mandamina ny prg
ary manao ahoana ny vahiny mety ho avy?
misaotra e
vita ihany ve ilay subaru an'i Joda?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo an!
izay koa anisan'ireo tsy naharaka ny prog'ity rallye ity fa sao dia misy afaka manome spapa bebe kokoa?
possible ve ny mahita ES maromaro ao 1 andro?
mba lazao eto izay manana vaovao?
misaotra e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Et en plus des MAJ de Dadah concernant le rallye, voici un petit résumé du championnat
et l'aperçu du 4ème édition du magasine Rallye Wink
www.rallygasy.tk

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aleo defa atomboko ny pronos na dia tsy mbola tena fantatra daolo aza ny mpandray anjara Wink :
1° Joda
2° Laza
3° Cri

tonguesunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

re, bibill
somary hampiakarina kely tokoa hono ny puissance ilay sub'n'i Cri @ ity manaraka ity, nefa zà mahita hoe Louvel sy ny Saxo T4 koh tena hitako efa ao tsara mihitsy satria miha fiable hatrany ilay izy moa ny conduite'n'i louvel koa hita miakatra foana.

ary ilay Sunny hoe ho entin'i Mamikely ve le an'i Lalah?
izany mety ahita top 10:
2 Sub, Mitsu, Nissan, Citroen, Toyota,sns...

I guerrier ve mety efa hilako an'ilay 206 ?

raha izao mety haka congé ihany ry zalah an!!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Salut daholo an!
izay koa anisan'ireo tsy naharaka ny prog'ity rallye ity fa sao dia misy afaka manome spapa bebe kokoa?
possible ve ny mahita ES maromaro ao 1 andro?
mba lazao eto izay manana vaovao?
misaotra e!


Iee, tena possible ny hahitana spegany maromaro anatin'ny 1 andro Basketball fa dia mila atao matevitevina fotsiny ny sanjila satria misimisy hoanina ihany raha ny halavan'ny lalana an affraid .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
re, bibill
somary hampiakarina kely tokoa hono ny puissance ilay sub'n'i Cri @ ity manaraka ity, nefa zà mahita hoe Louvel sy ny Saxo T4 koh tena hitako efa ao tsara mihitsy satria miha fiable hatrany ilay izy moa ny conduite'n'i louvel koa hita miakatra foana.

ary ilay Sunny hoe ho entin'i Mamikely ve le an'i Lalah?
izany mety ahita top 10:
2 Sub, Mitsu, Nissan, Citroen, Toyota,sns...

I guerrier ve mety efa hilako an'ilay 206 ?

raha izao mety haka congé ihany ry zalah an!!! lol!


Tena marina aloha fa favy Louvel raha conduite e king , nefa kosa hitako fa manana potentiel i Cri ka raha ampekarina tokoa ny puissance sub de sûr za fa mety ho zakany tsara ny 3eme place Wink . Tombatombana ihany ny ahy zay sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ka ilay gestion de puissance mihitsy no olana tamin'ny hery be tamin'i ny fiara iny satria raha vao akarina ny puissance hoe 0.5 ohatra dia tsy maharaka ny boite sy ny moteur

mety ho voan'i laza amin'izay i joda à la regulière angamba

ny combat 504 izaho tsy miala amin'ilay mavomavo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa mihamaro ny combat ry zalahy a!! Wink Raha ny fijeriko azy aloha dia mbola mety hitombona hatrany ilay hoe iray amin'ny Joda sy Laza ihany no tonga fa tsy izy roa Cool I Louvel no ao aoriany dia avy eo i Cri sy Mickael Exclamation

Citation :
ary ilay Sunny hoe ho entin'i Mamikely ve le an'i Lalah?


Raha ny henoko farany dia toa tsy ilay an'i Lalah (hono) ilay nissan ho entiny Mamy kely ka!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Samy tsy misy tia 2eme place zany izy 2 lahy lol! , fa raha tsaratsara nge le nissan an'i Mamikely (raha manao tokoa) mety hahita Top 5 koa lery e Wink . Ny sur aloha zany de hiady ny combat Basketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa trôp be kosa aloha lé liaison ambohimanga antsahafilo e! lavitra loatra fiakarana be! ra avy alou ny orana dia be dia be no ho taraiky ao e! lé programme am samedi atoandro koa chargé be fa tokony mba tsy mila miverina pc am atoandro fa asiana parc de regroupoement any isahafa ohatra dia am zay mba tsy tratran ny orana any anatin lé liaison be!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa mety hilay tokoa ry zalahy ra tena somary avy be aloha ny orana alohan'ny spéciale Wink dia mba mijanona rehefa mandalo ny concurrent (@ zay afaka mankafy tsara ny mpijery lol! ) amin'izay mba miova amin'ny vovoka be fa mba fotaka indray jocolor

Fa ny lalana aloha no hampalahelo satria dia ho simba tokoa e Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité Merci MB

Mlay kosa le mmjery rallye am télé an! !!! efa propagandy v nen'ny mBS sa aona! en tous cas faly b ny mpitia rallye e! msaotra e Rolling EyesWinkcheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci webmaster pr les temps..l'annee prochaine ca sera carrement du live non?
on espere tous Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vita izany ny saison ry zalah a!
félicitations aloha ho an'i ASA TANA 3 fa tena nahafa-po ilay izy (du moins ho anay spekta aloha e Laughing)

tena hitako hoe tsara mihitsy koa ilay live nataon'i MBS na dia hita ihany aza hoe tena tsy ao anatin'ilay Sport Auto mihitsy i Serge Rasanda (asa mety ho tafiditra anatiny @ zay angamba izy @ saison 2007 e).

Neveriko koa mba hoe tena hiady ny lalao teo @ mpifaninana satria mba hoe manala azy faraparany ry lerony fa sengy tô tsy nisy nanaraka an'izay ireto vam ndry lerony fa toa nitsipaka tsirairay sady iny ngamba no anisan'ny rallye be probleme de boite sy sortie indrindra an!!!
Nahafinaritra koa no nijery ilay Spécial de nuit.
Raha ny resaka teny antsefatsefany teny indray, dia hita mbola mitandrina be mihitsy i Cri satria ny gestion ny fiara aloha no tena natao fa tsy nanao attaque be firy, amiko manokana aloha izany dia tena nataony hi se familiariser-na @ ilay Sub mihitsy ny rallye roa farany teo fa ny @ herintaona mihitsy no ho masahany.
misy nouvelles têtes hitako mety hisongadina koa @ herintaona dia ilay 205 Rallye fotsy (...WWT) sy i Mickael (ralahin'i Louvel) mitondra ilay 106 sady tsara co-pilote an!!
dia miandry ny @ herintaona indray zany e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ie lay 205 fotsy aloha tena nanao mihitsy e!!
Felicitation ho an'i Laza sy Rivohery tamin'ny fandresena cheers
Nilay mihitsy iny nataon'ny Asa Tana 3 niaraka t@ MBS amin'ilay SS en direct!! cheers Maro maro ny toy ireny Wink
Nahafinaritra ny tany anaty spécial rehetra tany. Misy ambiance tsara sady mihamaro ny olona tonga mijery. Ny zoma hariva dia hoy aho hoe: be izany migitrika any zany lol!
Ilay 25km angamba no tena nahavoa ny akamaroan-dry zalahy raha ny fijeriko azy satria mbola tsy nivonona teo amin'ny kotrana ka vetivety foana dia reraka dia tsy mahatandrina intsony.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izaho koa aloha dia miombon-kevitra @ le hoe 205 Rallye fotsikely no-préparen'i Mamy be, hitako mety tsara sady budget antonony, soa fianatra ireny zalahy e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Nahafinaritra ny tany anaty spécial rehetra tany. Misy ambiance tsara sady mihamaro ny olona tonga mijery. Ny zoma hariva dia hoy aho hoe: be izany migitrika any zany lol!


zà aloha tsy afaka ningitrika d nivatsiko télé nojerena tato am-pesana e!! Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
milay tokoa ilay 205 fotsifotsy. cousin an'i Matthieu hono ilay ry iny.
Fa i Rila koa ry zalahy manao rehefa manao nomero 0 tsy haiko hoe amin'ilay tsy misy pression amin'ny compétition ve?
Milay mihitsy ilay direct sur MBS (tena tsy ao anatin'ilay sport tkoa aloha i Serge e!!!)Ny tenanay koa naka video kely ihany ny alahady fa VHS no nakako azy dia mbola hanao capture rehefa vita dia atsipy eo ihany e
tamin'ilay special vontovorona alahady aloha henoko ihany hoe efa nanosika ihany i Cri e fa heno koa hoe ambany ny reglage n'ny puissance fa mety koa hoe izay angamba no mety amin'ilay vam satria izao en 2 participation mbola tsy ni abandonne ilay ry tonga saina ihany anagmba i hery be mahita an'ireny fa hita eo izay vam hoentin'ilay ry amin'ny herintaona...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zà koh natsikaritra hoe ni attack be i Rila noho ny voiture 0.
ary nisy ihany tokoa ve aloha ilay trophée des marques sa tsia e? raha teo @ Golf manko hitako hoe iny an'i Rila iny no tena hitako hoe en forme indrindra t@ iny rallye iny.
zany hoe tratran'ilay sortie t@ ES 2 lery d voatery nanao repechage e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité Qrieu

Anontanio marina aloha i Mathieu raha iza ny cousin an'i lery: i Gui Gui Bone sa i Sang LL ary cousin lointain sa akaiky an'i lery... ??? Rolling Eyes mandeha 100 LL agamba iny 205 fotsifotsy iny !!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité sex bomb
Hé! mba asio pilotage misimisy zalà @ manaraka a! efa tsara lé izy fa zany hoe tena mba asio technique kely fa mety ho manja ny spectacle sa ahoana??? manjary lé tena favo foana no mahazo kil...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

akaiky kely..cousin germain ako izy mtsam e! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lay trophée golf nisy ka: Eddy-Yves no nahazo azy Wink Efa miha betsaka ny releve izany ry zalahy a!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ???
hay ve i maximumattack= mathieu e! reviens nous vite lesy baina dia mitondra daba milay a!
lé 205 an guillaume iny kosa anié boite 6vitesses e! noramal raha miainga tsara!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

maximum attack = matthieu? hay ve marina e? salut matoutou pirat ... quand est-ce que tu nous reviens? la 106 lasa nalahelo be an lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
205 boites 6???
boite na 306 zany no mipetaka sa inn???

ary ilay 106 n'i Maximum attack ve tsy ilay entin'i Japa sy Erick teo iny?
raha iny manko hitako ôtran'ny tsy exploité tsara ny puissance an'ilay daba raha oharina @ fandehany taloha, mila hitovy @ ilay an'i louvel taloh ihany (Michael - Teddy).

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Baolina inona izany tazonin'ny avatar ndry Poeticturbo zany lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ???
Non! tsy boite na 306 iny satria lé izy ary moteur TU 1300 fa tsy hay na boite na inona. lé 106 an maximumatack ihany lé an i kopela iny ka! fa tsy mitovy am lé an i michael louvel, nen michael manko 1400 fa lé an maximumattack sy an i gerard louvel taloha 1600 kit car.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
His a écrit:
Baolina inona izany tazonin'ny avatar ndry Poeticturbo zany lol!


lol! turbo be hihihi Basketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Isaorana ny MBS t@ lay direct tany anaty spéciales!
Nefa tsara singanina manokana eto koa ny résumé nataon'ny RTA tao anatin'ny 13intense : tsara ilay montage, ary tena mampiseho ny côté spectaculaire ny rallye, otran'ireny mba mijery rallye any am-pita ireny, ary hita fa efa tsara ny rallye gasy! Misimisy ny otran'ireny.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sali sali!

Iza moa io poetic lover io?
pk'y a que les intimes qui m'appellent matoutou!lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
milay iny ka
Milay noho ilay tamin'ny NOs tamin'ny MBS

Ny fahitako azy, mba mijery Dandresy ihany aho, fa ry zalahy MBS tsy manao couverture na sports ela be izany. tonga fotsiny maka sary kely dia iny no commenter na sy aniapzana ny resultat

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vao miana-draharaha eo @ le taranja koa ry zalà no tena marina fa raha ny moyen materiel ananany tokony hahavita milay ihany izy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
maximumattack a écrit:
Sali sali!

Iza moa io poetic lover io?
pk'y a que les intimes qui m'appellent matoutou!lol


Poeticturbo fa tezitra eo izy lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ay v e! azafady! poetic turbo! ca lfé qd mm! loll

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
His a écrit:
maximumattack a écrit:
Sali sali!

Iza moa io poetic lover io?
pk'y a que les intimes qui m'appellent matoutou!lol


Poeticturbo fa tezitra eo izy lol!



ie!efa tezitra ao an ! lol! juste mpanaraka rallye akaiky d akaiky fotsiny e! Aleo koa ange mandeha @ pseudo aotr'any zao mba manala azy e Basketball ok ok fa milay ny site rehefa aotr'any zao.discussion milamina tsara.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
poeticturbo a écrit:
His a écrit:
maximumattack a écrit:
Sali sali!

Iza moa io poetic lover io?
pk'y a que les intimes qui m'appellent matoutou!lol


Poeticturbo fa tezitra eo izy lol!



ie!efa tezitra ao an ! lol! juste mpanaraka rallye akaiky d akaiky fotsiny e! Aleo koa ange mandeha @ pseudo aotr'any zao mba manala azy e Basketball ok ok fa milay ny site rehefa aotr'any zao.discussion milamina tsara.


Marina zany e CoolWink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité poetic l

za mahafantatra hoe izy i poetic turbo !!! SmileWink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...