-
Compteur de contenus
1 517 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par emsics1
-
-
-
-
tsy ilay 10.000 fmg par jour no henjana fa ilay hoe miala 50 km avy eto amin'ny ville no depart spéciale. dia 50 km de plus koa ny spéciale Tsy maintsy iverimberenana matetitetika. taloha ange tamin'ny nitety an'i gasikara ny rallye 64 Ariary ny litatra amin'ny essence ny mbola tadidiko io a (317 fmg izy tamin'ny 1990) Le mankany Mahajanga indray sady vacances iny
-
Mety hisy fiantraikany amin'ny participation ihany ilay izy satria misy équipage fantatro fa tsy handray anjara satria hono lavitra be ilay réco no vaovao ka tsy misy note de base fa tsy maintsy manao passage maromaro hi affiner na ny note Na ny mpijery aza tena kivy ihany amin'ilay ranon-kisoa holaniana any
-
-
-
-
-
-
-
-
Mety ho tsy dia tena sujet Rallye ilay hoe mitady piesy fa mba isika samy mankafy sport auto dia heveriko fa samy mba tia mikojakoja fiara. Ka tsy haiko ry modérateur isany raha mety no manipy resaka fitadiavana piesy sy kojakoja amin'ny fiara eto, Izaho ohatra izao mitady optique de phare Audi 80 Type B3 fa tsy ilay standard fa ilay xénon misy diodes kely ireny ny veilleuse
-
Fa tsy tery ihany ve le piste karting? Fa milay aloha fa mety ho betsaka ny tout droit madinidika amin'lay virage teritery... ny daba rahateo configuration terre amortisseur souple milay ka ny ahy ny ahiko hoe eny amin'ny Serana Imerintsiatosika ny PC tena lavitra be kle sady tsy misy lalana mety ho spegany mihitsy eny
-
Nanao ahona ry zalahy ny fandehan'ny rallye fa izahay tena tsy afaka nijery tany anaty speciales mihitsy: - ny hitako aloha ny Alahady hariva dia somary nangina ihany ny teny amin'ny PC, asa noho ilay izy tsy nisy superspeciale angamba. izaho amhita hoe ilaina ihany ilay asina spéciale eny amin'ny PC mba ho an'izay tsy afaka na ny mpanakafy io na ny daholo be - Ny tany anaty speciale moa izany ny mpanenjika rallye rehetra tsy maintsy tany e! - hitako tamin'ny express fa toa hoe nanao sortie i Matthieu Bravo à Laza qui a remporté son premier rallye da la saison après alors qu'on était encore dans l'expéctative quant à sa participation jusqu'à il y a une semaine. Belles performances de Matthieu, salué d'ailleurs par Chri qui était en lutte avec lui pour le premier accessit, la victoire ne doit plus être loin. le championnat s'annonce serré avec le trio K-mick-Az, Matthieu, Laza ... avec comme arbitre Louvel qui commence à être handicapé par le manque de puissance de sa voiture Confirmation pour Guigui Bone qui a un sacré coup de volant : premier des 2 roues motrices. en tou cas les jeunes loups ont su faire oublier Joda mais on espère toujours qu'il va revenir sans les spéciales, idem pour le Roi Lion En parlant de retour, belle régularité pour les Frères rakotondrabesa 6ème après avoir fait 7ème lors du précédent rallye. et merci à tous les participants.
-
games>>efa nahazo ihany angah ialahy, GasCom (ankadifotsy) lesy no manao fa lafolafo a! connect.com (esca sy antaninarenina) koa dia speedgame (ampefiloha) ankotra izay misy bandy akama manao an'ireny ihany atokisana fa tsy ananako ny contact an'ilay ry fa niova phona angamba lery. ahoana ny pro amin'ny sabotsy fa tsy misy vam aho lesyfa niditra garazy
-
-
Tsy dia nisy fiovana lotra mihoatra amin'ny Rallye Jovenna fa i Teddy no lasa copilote n'i Matthieu, dia i papale no misolo an'i Teddy miaraka amin'ny Mickael Louvel zandriny. Tsy mandray anajra aloha izany Davonjy. Hatreto aloha izany dia vonona ny mitsubishi I rila koa no niverina, torak'izay i hajia (saxo) Mahafinaritra fa mbola ao ny Gord (R8) Efa ao tsara ve ny Nissan an'i Tommi alias Mamy kely?
-
Liste des concurrents 2. Mickael-Fafah - Toyota Shell Helix Ultra 1. Gerard-Eric R. - Saxo T4 Team Citroen Total 9. Hery Be-Jimmy - Subaru Passion Beauté 7. Mathieu-Teddy - Subaru Otis Climatel 5. Terrinen-Bessa - Subaru Impreza 4. Laza-Rivohery - Mitsubishi Autop Sport 10. Cri-Hasina - Subaru Impreza 14. Tommi-Mikko - Nissan Sunny Gtir 15. Freres Rakotondrabesa - Bmw 325 Ix 6. Mme Terrinen-Herinjaka - Subaru Snr 3. J-P Teillet-Herve - Clio Rs 32. Irina-Tina - Peugeot 106 Kit Car 17. Dani-Fidi - Clio Tv Plus 11. Freddy-Yachine - Vw Racing 27. Nashemy-Solo Hery - Peugeot 205 Gti 19. Tiana-Jacky - 306 Dzama Sport-Nerone 41. Rila-Nono - Vw Golf 24. Yves-Mirana - Golf Maxi 21. Daheri-Haingo - Golf Performance 23. Eddy-Yves - Golf Auto Sport 40. Hajia-Njafan - Citroen Saxo Elite Gsm 26. Ynovirah-Vony - Peugeot 504 Serana 38. David-Jean Marc - Vw Golf 25. Tax-Jose - Renault 29. Zozo Be-Rivo Lala 39. Didy-Nanja - Clio Willy & Co 42. Dadou- Badouda - Vw Golf 37. Zab-John - Peugeot 205 45. Gui Gui Bone-Fossy - 2005 Rallye Otis/Climatel 46. Mickael-Papale - Saxo Team Citroen Total 33. Rado-Christophe - Peugeot 205 Ar Acct 53. Bainina-Solofo - Ax Sport 36. Solo-Iando - Peugeot 205 35. Beta-Betegah - Renault 8 Gordini 12. Patty-Sissi - Subaru Proto 28. Jacky-Lova 205 Gti
-
Rallye "Dzama sports" 36 équipages sur la ligne de départ La 2e manche du championnat de Madagascar verra la participation de 36 équipages. Mickaël-Fafah est l’adversaire à battre. 36 équipages disputeront ce week- end le rallye “Dzama Sports.” D'une distance générale de 474,50 km, les concurrents auront douze épreuves spéciales à parcourir pour cette deuxième manche du championnat de Madagascar. Avec une legère avance de 3'39'', Mickaël et Fafah, qui occupent provisoirement la première place, ouvriront le bal, ce vendredi au PC d'Anosizato. “Le rallye “Dzama sports”, par rapport au rallye Jovenna, est plus court, toutefois, quelques points noirs sur les trajets demandent beaucoup d'attention", a annoncé Mickael. En collaboration avec l'association “Dzama sports”, le club Asacm, organisateur de cet évènement, a déjà réparé quelques portions du circuit. Au classement général, l'explication entre l'équipage de Mickael-Fafah (M12) de shell Helix et l'équipage de Gerard-Eric R, du Team Citroën Total ( M10), promet d'être passionnante. Laza est de retour Contraint de quitter très tôt la première manche du championnat de Madagascar à cause d'une panne technique, le retour de Laza-Rivohery risque de bousculer l'ordre établi. Sacré meilleur jeune pilote en se hissant à la plus haute marche du podium du groupe N4, Mathieu sera à suivre de très près cette fois-ci. Dans la catégorie féminine, une bagarre dans le clan Subaru est en vue. L'équipage Mme Terrinnen - Herinjaka, sur Subaru SNR, l'ancienne bête sauvage de Joda, défendra corps et âme son titre face à l'équipage féminin du club Ascam, Patty - Sissi, qui conduira egalement une Subaru Proto. Comme la remise des numéros, la visite technique aura lieu à l'enceinte de la compagine Dzama à Anosibe Angarangarana vendredi.
-
-
Ry zalahy ve sahy hitondra an'ilay titre de Champion d'Afrique ho vizanin'ny Boay kely aty? juste fanontaniana kely fotsiny ihany io. fa rehefa ho avy ry zalahy tokony mba hitondra pilote ''Afrikana'' niaraka tamin-dry zalahy tany hifampitsapa kely amintsika eto. sinon raha ny resaka henoko dia manome efa manome 70/1 amin'ilay fahatongavan'i Auriol aty miaraka amin'ny skoda. Misaotra ny fianakaviana Randriamifidimanana e! (Tsy tsara afarana kely miaraka amin'ilay ry amin'io koe ve i william PAC? mba tena Pub milay izy amin'izay)