-
Compteur de contenus
395 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par KGB MAX
-
-
-
-
-
Skin championnat RBR gasy
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
Récap kely ndray ary é: Ireto avy ny efa niteny oe afaka: Dodanen, Bigbang, Hents, Soafahana, Peno, His, Max, Maximumattack, Tsi2 (mila miantso 2m1) ny matos: Soafahana: écran bobaka, volant momo, 1uc Dodanen: Gvintsss sy laptop Maximumattack: Gvintsss sy 1uc His: écran plat 1 big: 1uc ra ts diso za... ny ambiny mitodra manettes sy casques daôly (casque obligatoire lol) Donc zany misy poste 4 atreto: 2 Gvintss, 1 momo, 1 manette (ny clavier an'i Tsi2 zao ny ts aiko oé aoana ) Zé ts voatonona ampirisihina mba oavy daôly fa tsis blem mits na tsy mbola tsy nanao mits aza, ts voatery hanao ao fa ts koi na mijery fotsny Dia samia mitondra SÖSISY BEUHHH oanzé mbola ts maita ny tranon'i Soaf dia eo @ ORANGE Ampasamadinika ny RDV na omeo eto ndray ny num anla ra Soaf a Vita tompoko !!
-
-
eny ary, eto Anosy moa zany tsy dia misy ambara firy fa ny sion-dresaka koa no miely oé amidy hono lé toyota an'i Mickael fa itondra Subaru hono izy .izay iany aloha ngamba no azo ambara fa aleo alefa any @ faritra hafa ndray ny fitenenana, His Master......... ra efa vonona ao ianao dia ......tonga dé mitenena........ bip bip
-
-
-
-
-
-
-
-
Skin championnat RBR gasy
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Skin championnat RBR gasy
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
-
-
-