-
Compteur de contenus
1 696 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par His
-
-
-
-
-
-
-
Efa azoko ihany iny resaka mode iny. Rehefa no-copier-na tao @ WRC06 Gravel/focus06 ilay setup nomeny Dodanen dia izao no niseho: - Tsy tazana aloha ilay config any @ parametrage (ilay slot 3 nolazain'i Dadah teo aloha izao vao fantatro. Fa mety misy hidirany @ ilay blem ihany) - Rehefa mandeha ela ela ilay jeu dia mi-plante hatraminy PC iray manontolo mihitsy. No réinstaller-na ny pilote carte graphique, ilay manette... Tsy nisy vokany avokoa!! Mety ilay jeu iray manontolo mihitsy angamba no ho averina installer-na @zao Même manip no nataon'i Peno tany aminy dia manome résultat hafa koa Fanina ihany zany za e!! [quote= Tsi2]Ary raha mitady install par defaut ry zalah raha hanomboka d iza no alaina? d inona ny config mahazaka an'ilay izy?[/quote] Miresaka manokana @ bigbang ingahy Raha ny fahalalako azy dia: - install RBR PC normale - RSRBR08 - MAJ 1.0.5 - MAJ 1.0.7 ??? MAJ 1.0.8 Le tout fait 7Go, ny pc ilaina dia mila manana io espace dur io, carte graphique 128Mo, Ram 512Mo. Fa io mety mi-plante ohatrin'ny any rehetra ihany an Ny ahy zao PIV dual core 3Ghz, 2Go DDRam, Carte graphique Geforce 128Mo (FX5200) fa dia izao mi-plante izao ihany e
-
-
-
Ie zay tokoa ilay "partager la passion" Ilay izy tsy dia hoe misy inona be loatra, fa izay mba mandeha ka maka sary dia afaka manome an'ny rehetra @ fandefasana azy ao @ site rallygasy Tsy ny sary ihany io fa na video koa ary!! Na izahay mizara @nareo ary dia tsy matianina velively Miezaka fotsiny satria passion le izy dia mba zaraina @ fomba rehetra mampety azy
-
Sarotra ny fifohazana ry zalahy Afa-po mihitsy aloha omaly na dia hita ary fa mbola kotrana be e!! Ambiance tsara, ny reco mba nety ihany (betsaka ny es vita hatramin'ny farany an!! ) Ary surtout, betsaka koa ny reglage (manette, vam...) izay mba hita. @ zay mba tsy vendrana be foana Ilay t@ 22h à 3h toa vetika ihany fa tsy hita akory!! Fa za ko zany tsy manda raha alefa mail iny setup iny e!!!
-
-
-
Efa misy projet an'izay ato fa ny blem raha vao tsy maromaro no atao dia lasa lafo be ilay izy!! T@ herintaona manko efa nisy natao dia hita mihitsy fa mahafinaritra ny mijery azy ireny mandendeha any anaty ES!! Fa raha manao isika dia ho asiana mihitsy angamba hoe "RBRiste zay!!!" En effet, betsaka mihitsy ny sub mi-balade @ zao
-
-
-
Mba nanao reco kely ko zany zay omaly (His, Peno, Kgb) Lavalava daholo tokoa ny lalana!! Be ny pik nik Tsy sasatra ny miasa marina ilay bandy miaraka @ lay short sexy. Fa ny tena olanay telo mitsam dia mbola tsy afa-po mihitsy @ réglage manette sy ny comportement ny vam tsirairay avy!! Ireo no tena nandany ny alina Sinon, mbola tsy hitako hatramin'izao ny faran'ilay NoikerII
-
-
-
-
-
-
-