-
Compteur de contenus
1 696 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par His
-
-
Milay zany evolution rehetra izany!! Rehefa tena mba défini tsara ilay règle de jeu dia mba atao sujet madio tsara (mba misy ho adika ao @ rallygasy @ zay lol) Sinon, tsara tokoa raha ohatra ka samy mitazona ny équivalance-ny ny spegany rehetra (ilay hoe rehefa Vontovorona dia tanner zay, sns ...) Ilay resaka team @ zay no tsy mazava amiko kely!! Misy team roa azo créer-na any @ rallyesim: pour championnat du monde sa pour championnat MRC
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Ny 2ème hatramin'ny 4ème: mety hiady be!! Ireto avy ny candidat @ zany: - Cri - Mam: efa nampiseho izy talohan'ilay sortie t@ rallye farany fa dia afaka mandeha mafy tokoa izy. - Mickael - Fafah: Regulier hatreto ary rehefa misy pression kely manao ihany koa!! - Dani - Fidy: Zalahy ireo indray dia classe sisa no hoe ambany (M11) fa ny conduite dia efa manenjika 4 roues!! - Mathieu - Davonjy: Raha tsisy sampona ny fiara dia spectacle be
-
-
-
-
-
Ny tsara dia constituer-na eto aloha ireo izay ho ao anatin'ilay team Amin'izay matotra tsara!! Avy eo Beelaba manao izay intervetion tokony ho atao Za aloha dia membre tsotra!! Mi-propose hoe aleo ireo izay efa zatra rallyesim (Beelaba, bigbang, Dodanen ...) no team manager sy adjoint Dia sinon, mba hazavaina kely eto hoe inona avy @ ambangovangony ny condition sy reglement rallysim tsy maintsy arahin'ny tsirairay!!
-
Aleo fa amboariko ho lien io flash @ live rally io radem Ovana lé engager rehefa avy eo Saotra @ lay toraka voninkazo zalahy, manitsaka @ zany i KGB focus (lery no ni-réaliser ilay site) Ilay cartographie efa ao fa rariva koa angamba no ho ketrehina Dadah=> vengeance ko io fa raha t@ 2 taona no tsy hita izay hitadiavana dia natao daholo ny fika ahitana izay possible rehetra @ zao
-
-
-
-
-
-
Misy azo hijerena lavidavitra maromaro ihany ilay izy ka!! @ ilay 15km voalohany, ny 5km voalohany milay be daholo, raha tsy te andeha lavitra!! Ilay 32km indray somary manaraka sisina tendrombohitra izay: zany hoe avy ery an-tanimbary izany mety mahita lavidavitra koa!! Sinon à environ 10km miala ny départ misy portion tsy ratsy genre-lé gauche 90 dia mikorisa midina avy eo somary epingle mananihany (mitovitovy @ iay any Sambaina sur Lac tsy tadidiko hanarana io!! Dia avy aty ampita no mijery