Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. 80ème Efa hita iny zay e!! Hi-fonce tsara @ Jordanie Marina mihitsy ilay hoe mila régularité be!! Fa mila mikotrana tsara koa nefa!! Raovina ilay fihaonana?
  2. Bon ny ahy aloha eo ho eo ihany ny bilan!! Hitako izany fa mety afaka manaraka ihany rehefa tena décontracté (mba manao inter tsara ihany indraindray ko ) Vao SS2 dia nanao faute bete kely: nanao touchette dia natsipiny tary anaty hazo. Boite cassé avy hatrany!! Tsy tena concentrer intsony avy eo Dia nanomboka t@ SS14 indray diso ny pneu: lasa intermédiaire. Sarora be ny mi-gérer dia abandon. Au total 6 abandons Sur zany fa any @ 60na 70 Efa hita aloha izany fa rehefa mba manao session publique isika dia azo alaina ho réference ny temps vitan'ny ramatoa ato ho ato Bon mila kotrana be koa izany ny conclusion e!! -> Dadah: izy indrindra
  3. Au faite: Peno no anarn'ilay bandy akama. Tonga dia nanandrana manao rallye izy izao
  4. Dia raikitra izany!! Efa miandry départ sisa!!
  5. Bon raikitra zany fa radem koa ny ahy!! Vao vita ny engagement!! Sinon, misy akama hanampy tsika ato ho ato Vao avy nividy ny hilaina lery androany (omaly!!!) dia hikotrana kely dia sur fa @ rallye manaraka efa akama tanteraka
  6. Dia inona izany no tena avantage @ ilay 30mn mialoha Rahoviana ilay miara-mirona sa @ firy no tokony hanontaniana?
  7. Raha ny fahalalako azy dia mila ampiana kely ny pression pneu dia mitazona kokoa izy Sinon, tsy afaka nikotrana alina fa tena narary kely aho. Tsy maintsy naka repos raha te hilalao rahalina Dia efa hamboary tsara ry Dodanen sao rehefa tena izy vao manondrana Fa ilay blem moa mbola ilay miverina bureau tampoka iny sa... Ny ahy koa manko nanao an'iny t@ ilay hulapai t@ afakomaly. Ka sao.... Sinon, tsy nazava kely amiko ilay hoe 21h30 no misokatra ilay session dia 22h vao manomboka ny SS1. Fa rehefa ohatrireny ve tsy maintsy miandry ilay heure de départ exacte?
  8. Teneno fotsiny hoe raovina ilay miara mizotra dia efa manamboatra saina izahay Ilay fihaonana poince foana ho anay raha vao aoriana ny 18h Sinon, tonga mavitrika ny tenanay @ session rariva (misy tokoa moa )
  9. His

    www.rallygasy.tk

    Beaucoup nous ont demander des infos pour courir à Mada (pilote locaux et étranger) à titre d'infos donc, j'ai mis le règlement de MRC 2008 dans le site!! Sinon, le calendrier des manches de Karting de cette saison vienne de nous parvenir!!
  10. Ilay setup kely nisy nanome teto iny zao ny ahy no narahako Misy différence kely ihany ny comportement vam avy eo fa tsy dia hita hoe manao ahoana loatra par rapport @ setup original-n' ilay focus06. Sinon, manao be mihitsy ilay 207 ka Ary nga tsy raikitra ilay fihaonana kely e!!
  11. Ka ny ahy nge mbola tsy ao ilay MAJ farany e!! Tsy mbola ao koa ilay conduite @ orana ny anay raha ny fijeriko azy!!
  12. Nikatso ny SS7 Ny SS1 à SS6 nety tsara na dia ny fatahorana aza no tena betsaka
  13. Okay izany e!! Membre zay zany rariva ko!!!
  14. His

    Jeux

    Mbola ilay 1.0.7 no obligatoire fa tsara ihany koa ny manana ilay 1.0.8
  15. Fa rahoviana no manainga Izany hoe ao anaty orana tanteraka izany io rally io Dia misy reco ve ry zalahy rariva?
  16. His

    Jeux

    Bon, aleo manokatra sujet iray hisaky ny misy session public. @ zay mora hita sy fantatra ilay izy Sinon, tsy contre mihitsy zay @ mety ho fiahonana Ny tsara aloha dia alina e!! Mba lazao eto ny proposition (genre jeudi alina ohatra ) Misy tokoa aloha reo efa henjana e!!
  17. His

    Jeux

    Rehefa nijery ny niveau-ko par rapport @ zay nanao tao @ ilay session alina zany za dia nahita fa larguer tanteraka Mila kotrana be mihitsy
  18. His

    Jeux

    Misy session dadah ao fa toa hoe 21h ilay soratra ao!!
  19. His

    Jeux

    T@ 22h teo zay no nanao tao ko!! Marina ihany iny!! Zay mbola manandrana alo rehefa avy eo!!
  20. His

    1° Réunion MSA 2008

    Mba tantarao eto tokoa hoe zay mba mety ho vavao azo ambara t@ izany!!
  21. His

    Jeux

    Rehefa avy natoron'i bigbang (saotra e!!) tsara ny fandehan'ilay live zahay omaly , dia mba nilalao nanandrana. Nifanena t@ dadah tao @ ilay session "reco" an'i ramatoa. Nahafinaritra ilay izy ka!! Somary fanina kely fotsiny teo @ ilay décompte temps de départ iny. Fa bon, hita miandalana eny ihany ny tena mety aminy
  22. His

    jery todika saison 2007 + soso-kevitra

    Mba nivoaka tany @ Pirelli book indray isika ry zareo!! Saingy ny Malagasy moa dia navadiky ry zareo Magalasian
  23. His

    Jeux

    Izay aloha marina e!! Bigbang alefao MP ny num dia aleo miantso za fa tsy afaka mivezivezy loatra manko tato ho ato!!
  24. His

    Jeux

    Ka ny loza ary ange ry ngahy dia ity e: tsy mbola azoko hatramin'izao ny mombamomba ilay live!! Nanao inscription t@ site rallysim aloha za. Avy eo ahoana?!! Ahoana no atao rehefa mba te hilalao ilay live @zay Fanina tanteraka ny tenanay omaly. Sinon, degany be ilay programme Argentine Mba nanandrana ny ES1 fa ny vody hazo no tena notsidihina matetika Tsy maintsy hoe avy any @ farany ihany ngamba!!
  25. His

    Jeux

    Bon, hanomboka mba hiditra hilalao @ zay ny tenanay. Vao avy ni-installer-na ny RSRBR08 dia eo am-panaovana ny MAJ 1.0.7 zao. Dia rehefa avy eo handinika ilay live Marihina fa dia ny manette aloha no hilalaovana (tsy dia masosotra ko)
×
×
  • Créer...