-
Compteur de contenus
1 696 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par His
-
-
-
Je penses que si Sordo se comporte comme au Monte-Carlo, Loeb pourra respirer un petit peu. En plus, la présence de Duval, malgré le fait qu'il a peu roulé ces dérniers temps, permettra au Citron de décaler les positions des Ford. A condition bien sur que ce dérnier ne sort pas dès les premières ES. Mais la performance de la Ford 07 est vraiment remarquable. Malcolm Wilson a déja prévenu tout le monde: Loeb a des soucis à se faire avec la Ford07
-
-
-
-
-
Rehefa avy nanontany tetsy sy teroa dia 130kmh hono ny antsika ry zalahy Ny hoe matanjaka ve ny vam Cri: ilay an'i Déthier taloha izy iny dia tany @ Hery Be avy eo. Tsy fantatro ny fiche technique fa raha ny fijeriko azy dia mety ho ohatrizao ny filaharan'ny vam en fonction puissance: - Mitsubishi (Laza) - Toyota (Mickael) - Subaru (HeryBe) - Subaru (Mme Terrinen) - Subaru (Cri) - Subaru (Mathieu) - ........................ Ilay Nissan (MamyKely) toa hoe tokony ho favy be koa fa mbola tsy dia tena hitako tsara loatra Efa manomboka en confiance tsara angamba i Cri ka manafika. Hevitro aloha io fa mety diso be mihitsy an
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Raha ny fahazoako azy dia: - 10000Fmg par journée ho an'i commune - 20000Fmg: vendredi sy samedi eny Imerintsiatosika - 30000Fmg: Dimanche, satria hono misy manche na scooter sy run koa @ io!! Be no efa henoko koa hoe tsy hanao satria lavitra ilay izy. Ny mahafinaritra @ io koa anefa dia vaovao ny lalana, misy contrainte kely ny fanaovana reco (vola aloha isakin'ny hanao, izay raha ny hevitro aloha dia tsara ihany, ary tokony ho be be ary satria io ihany koa anisan'ny hanenana ny isany passage reco ataon'ny concurrent) Hita eo izay tena mahay mandray note precis ao anatina passage vitsy. Tadidio fa ny an'i FIA, 2 passages ihany ny reco sady tsy dia mahazo mitrifana loatra izany Zany hoe mety fianarana be ihany io!!
-
-