Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

bibill

Membres
  • Compteur de contenus

    273
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par bibill

  1. bibill

    Propuls' Trophy Asatana3

    Hangotraka ndray io an
  2. bibill

    Rallye de Nouvelle Zélande 2006

    Simple formalité pour Gron? Aza misiaka alou ra tsy tafavoaka ny ala, fa tout a coup ne fé pas l'homme
  3. bibill

    budget rallye

    Faly miaraha anao ry "Mahita" ny tenanay. Ka hono houa : afaka mba lazainao v hoe iza no efa niazakazaka t'@ io fiara io???rallye firy no vitany??pilote firy no nifandimby taminy?iza no tompony @ izao fotoana izao?.. Misaotranao mialoha. Ny tena interessant koa de oe manaona ny palmares
  4. bibill

    Slalom

    25-27 oct @ herintaona ve zany e
  5. Voir topic ACCT Iza t@ reny oll bdb reny ary Felicita
  6. Aleo mba hijanona ho tsiambaratelo kosa fa zay no antony nanaovana ny pseudo de mba manala azy milamina daolo tsika e
  7. Poeticturbo fa tezitra eo izy ie!efa tezitra ao an ! juste mpanaraka rallye akaiky d akaiky fotsiny e! Aleo koa ange mandeha @ pseudo aotr'any zao mba manala azy e ok ok fa milay ny site rehefa aotr'any zao.discussion milamina tsara. Marina zany e
  8. bibill

    Heureux Mariage

    Félicitations au couple Yves-Sosoa qui vient convoler en juste noce samedi dernier. En effet, Yves & Sosoa ont abandonnés leurs habituelles combinaisons, pour enfiler des jolies tenues de mariés et se dire OUI devant Dieu dans le temple d'Ambohitrombihavana. Ensuite, Monsieur & Madame se sont mis au volant, non pas d'une 106 preparée, mais d'une New beettle joliment decorée pour la circonstance, pour emmener le cortège vers le Domaine Manerinerina, où ils ont donné une somptueuse récéption aux nombreux invités venus assister à l'heureux évenement. On leur souhaite beaucoup de bonheurs, et surtout: Miteraha 7 lahy, 7 vavy eee
  9. bibill

    Souvenirs Souvenirs

    Raha hiresaka moto (tsy koi fa sport mecanik ihany reny ), dia nalaza tokoa ry Razafy t@ androny, nanaraka azy avy eo ry Billy niara nifampitady t@ Rapà (Patrick). Lery io moa de nanjaka nandritra ny fotoana maro saingy nisy fotoana lefy laza ny cross teto @ tanàna , ka zao vo miverina ndray ny fifaninanana. Fa teo koa ry Freddy zay tsy azo sarahina @ tantaran'ny motocross sy rallye teto @ tanàna
  10. bibill

    Souvenirs Souvenirs

    Marina zany fa t@ reny fotona reny ny rallye dia nitety an'i Gasikara mihintsy, sady nande alina foana, ka betsaka ny mpandray anjara no tsy tafafoha maraina ( na tsy nety nifoha tsotra zao) fa godraka
  11. bibill

    Souvenirs Souvenirs

    T@ reo évolution parc reo, dia anisan'ny phenomene teo @ spekta ny fahitana le Golf Sodiama t@ androny
  12. bibill

    Souvenirs Souvenirs

    Je me souv1 oci de la fameuse 404 de Zazah ; nahavita koa iny an
  13. Vao miana-draharaha eo @ le taranja koa ry zalà no tena marina fa raha ny moyen materiel ananany tokony hahavita milay ihany izy.
  14. bibill

    Souvenirs Souvenirs

    Ny saison eto @ tsika moa efa tapitra ka ity mba misy topic mety azo hanalana azy mandra-pà: Inona no SOUVENIR mba nanamarika anareo teo @ tantaran'ny rallye malgache? Atomboko @ zay tadidiko: Ny nijery an'le DIANE (an'i Ignace moa izy iny ra tsy diso za) t@ zany fotoana dia nafinaritra sy nampangitakitaka
  15. bibill

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    Marina zany , fa raha fintinina ny honohono dia ny poins aloha zany dia vam bômba be le izy
  16. Fa ny course de côte nge anisan'ny nilay koa ny teny Ambohidratrimo rova e, technique tsara mintsy @ le épingle bedebe
  17. Ny ahy ry zalà de ny slalom sur circuit parallèle reny ihany no tena mba tsy matiko lolo, ka tena milay raha reny no averina
  18. Samy tsy misy tia 2eme place zany izy 2 lahy , fa raha tsaratsara nge le nissan an'i Mamikely (raha manao tokoa) mety hahita Top 5 koa lery e . Ny sur aloha zany de hiady ny combat
  19. Tena marina aloha fa favy Louvel raha conduite e , nefa kosa hitako fa manana potentiel i Cri ka raha ampekarina tokoa ny puissance sub de sûr za fa mety ho zakany tsara ny 3eme place . Tombatombana ihany ny ahy zay
  20. Iee, tena possible ny hahitana spegany maromaro anatin'ny 1 andro fa dia mila atao matevitevina fotsiny ny sanjila satria misimisy hoanina ihany raha ny halavan'ny lalana an .
  21. Aleo defa atomboko ny pronos na dia tsy mbola tena fantatra daolo aza ny mpandray anjara : 1° Joda 2° Laza 3° Cri
  22. bibill

    Piste en parallèle

    Misaotra mialoha an'le hampita ny hetaheta e
  23. Hanala azy faramparany ngamba zany lery ko
×
×
  • Créer...