Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

bibill

Membres
  • Compteur de contenus

    273
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par bibill

  1. Pour le spectacle alou de irariana mintsy ny hatongavan-dry zala eto e Ary na ny mpanamory eto an-toerana koa aza mety betsaka no maniry hifampitsako @ favoris avy any ivelany
  2. bibill

    Rallye Total 2011

    Milay e! Arabaina daolo!
  3. bibill

    Hummer gasy

    4*4 tsy azo entina eny ambanivohitra io kle Ra vo mandalo bosse io de mihantona
  4. bibill

    Nouveaux membres

    Alefa Guillot & Tsitsi a!!! Sissi sur Sub TMR??? Ca promet!
  5. bibill

    rally of tanzania

    Milay beuh
  6. Miarahaba an'i SAHA, de mirary fandraisana anjara mavitrika
  7. Misaotra sy mankasitraka ny Prezy vaovao t@ zay reetra vitany teo aloha, ary dia miarahaba sy mankahery ny Prezy taloha @ asa sy adidy mavesatra vaovao miandry azy Sarotra be kounkou zany teny gasy zany kle
  8. Sali doly ndray !!! Efa ela lotra tsy niditra tato de lasa vahiny za zany kle Ho avy @ zay ka
  9. Tongasoa Thomas Dia manantena ny fandraisana anjara mavitrika eto @ forum Ary noferan-dry zalà 1 metatra le so6 droit d`adhesion nefa lery saika hitondra 2 na 3 metatra
  10. bibill

    STICKER TEAM SO6

    02 (roa) 03 (telo) Rainizana..... Mdrr...
  11. Milay kosa an Miondana tanteraka ra mahazo an`io
  12. bibill

    Décès du fils de Fidi hier 26/06/2008

    Mirary fiononana feno ho an`i FIDI sy ny fianakaviany manontolo
  13. bibill

    Nankaiza ny cross kart

    Gidraka be zany kle
  14. bibill

    Peau neuve

    Mrallye fait peau neuve Merci Dadahmaster
  15. bibill: Comme son pseudo l`indique, c`est un passioné de bibill , de rallye, du motocross..., bref du sport mecanique en general
  16. bibill

    rallye

    Mba omeo sopapa misimisy oe
  17. bibill

    ASACM / DZAMA SPORT

    tsy aleo ve leisy mba mandroso @ zay dia manao aotr'any rehetra fa tsy resaka invité (tsy hita hoe mampandroso zavatra) fotsiny ny ato? Forum tsika gasy ihany noho aotr'any zao foana. (runmada zao efa anao log 100% @ zay koa hoy izy Jaytaxx) +1 am le hoe mila mi-log dawl ny rehetra fa manjary lasa ny wawawa no bobaka e! et puis qui ose s'affirme e!! Za koa partant 100% @ zay hevitra zay ka . Fa nanazava ny debut tato @ forum Mrallye fotsiny za oe raha tsy diso za dia log daolo vo tafiditra tato talou fa avy eo novaina le izy
  18. bibill

    ASACM / DZAMA SPORT

    +1 @ le resaka momba ny mecanik. Hanaovana rubrik 1 mitokana mintsy iny ohatra. Ra tsy diso za efa nisy suggestion an`zay ihany teto tany alou tany mantsy. Ny tsara ho fantatra momba ny forum ndray de zao: Tsy voatery hitovy hevitra daolo izay miditra rehetra ato. Mety misy ny tsy tia, mety misy ny mpanala, saingy amporisihina kosa ny tsirairay mba atao anatin`ny fifanajana tanteraka ny fanehoana hevitra. Ary zay hampandroso le taranja sy ny fitiavana azy no antony hiresahana azy eto, izay le oe "Ny hevitry ny maro mahataka-davitra" , fa tsy ny contraire akory. Ka raha misy fihoaram-pefy flagrant alou de azo atao tsara ny mandray fanapahan-kevitra momba an`zay e Raha tsy diso za ry dadahmaster toa efa natao log obligatoire ny accès @ forum tany alou saingy hita ny tsy fetezany de najann .
  19. bibill

    3eme manche SRK / ...!

    Dia misaotra anao namana Ari Vatanen nanome ny fitenenana aty ndray Ny azo ambara alou hatreto dia efa ela ihany koa ny nahenoana fa hiazakazaka @ golf ex-Guerrier ny liona, nefa h@ zao tsy mbola hita, ka @ ty 3eme manche ty zany no asa raha ho raikitra na aona Fa raha marina koa ny hoe lasan'i Ice Man ny Sub, de mety ho raharaha ihany fa zay vo tena hisy bousculade ny 1er, 2eme, ary ny 3eme place Zay ndray alou no azo ambara hatreto fa dia omena anareo mandende any ndray ny fitenenana
  20. bibill

    ASACM / DZAMA SPORT

    raha adika amin'ny fiteny sport auto io dia hoe : ''LA SEULE COURSE QUI NE FINIT JAMAIS : SE DEPASSER'' soit porsche lesy ra Nirina58. tsy hoe voatery mandeha Porsche ohatra an'i Mickaël akory ialahy no dikan'izany a! Tandremo fa signature an`i Marcus io an
  21. bibill

    ASACM / DZAMA SPORT

    " Inn ary ty kivikivy ty e, mahereza ry namako, alefaso...." hoy ny hiran`le mpanakanto iray zay. Nareo nge ry Laza ao anatin`le antsoina oe "jeunes loups (fa tsy saka mainty ) aux dents longues" e, zany oe mbola manana ny avenir tsara raha ny rallye no resahina. Fa miandry fotoana daolo ny zavatra rehetra fa aza kivy zany a. Courage fona. Raha resaka abandon ve nisy otran`i Joda...
  22. bibill

    STICKER TEAM SO6

    Tokony nalefa niazakazaka io avatar an'i Peno io t@ Alahady fa to manao marathon be lery zany
  23. bibill

    ASACM / DZAMA SPORT

    Milay Cri a Arabaina e . Efa ela ihany no niandrasana azy fa zay vo tafa Vraiment dommage pour Laza Il semble que la malchance ne veut pas lacher prise. Mampatsiaro ny naazo an'i Joda t@ androny mintsy zao an
  24. bibill

    PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008

    Hafa kely ndray io an Sa aona ra-emsics
×
×
  • Créer...