-
Compteur de contenus
273 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par bibill
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
bibill a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
bibill a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
Raha tsisy abandon alou dia sur kosa fa tsy maintsy hanao 1er sy 2eme Joda sy Laza e . Mazava ho azy koa fa tsy maintsy hiketrika hanenjika ny 4RM mihanahana ry Teillet. Otran'ny hitako eto koa ny combat Davonjy VS Roi Lion Nde hobataina aty ampesana ngamba ny télé refa tsisy fika satria milaza handefa direct an'io zoma io MATV -
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
bibill a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
bibill a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
-
-
-
-
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
bibill a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
Salut daolo ndray e , masaka kosa aloha raha mba mitondra i Mamikely @ ty e , satria vao maika mba manisy piquant @ le rallye. Ny @ ny hoe mividy fiara presque neuve ndray , io ngamba dia mba satrin'ny mpandray anjara ny hahazo an'zany tsirairay avy saingy iaraha-mahalala fa henjana dia henjana zany, nefa ny spons' eto amintsika somary efa maisamaisatra ihany koa raha hiditra @ concessionnaire -
-
-
-
-
-
-
Merci koa His @ le video kely an , tsy laitra mintsy . Fa ny 505 tokoa aloha otran'ny tsy de mafy satria efa nisy nitondra ihany taloha fa otran'ny tsy tafa. Ny 504 de iaraha-mahita h@ zao fa de tena robuste tokoa. Mety oe 307 preparé ngamba zany no andrasany any nefa ny 206 aza moa teto efa nanahirana ny puissance
-
Asa raha inona ndray no entin'i Hery be fa raha ny feo mande aloha dia lasan'i Cri ny sub . Ka raha 504 ny an'i roi lion, 505 ny an'i Laza (tena kôzy ve zany ry marcus ), de tsisy combat be tsony zany ny 4 roues nefa eny @ sables no hilalaovana . Fa milay kosa ny innovation @ le passage de gué an . Efa hiomana tsara daolo kosa ngamba ny rehetra @ zany ry dadah a
-
-