Felicitation ho an'i Mathieu sy Teddy e . Un peu dommage que le combat tant attendu entre le Champion et Louvel n'a pas eu lieu.
Miandry ny Tour de Tana zany
Bref tt ca ne fait que pimenter le championnat . Je crois que le prochain rallye sur asphalte sera riche en suspens , et c'est le moment pour Ford aussi de montrer ce qu'il a dans le ventre . En tt cas Seb a interet a gagner cette manche
Raha ny puissance daba fotsiny aloha tsy ampy handresena kosa e . Porofon'zany betsaka ihany ny efa nitondra daba matanjaka teo fa tsy tafa . Za koa de manaiky 100% fa ny pilotage ihany no tena mitondra an'io , manaraka azy ao ny vintana
Ny endurance sisa zany no mitondra azy fa raha ny feo heno rehetra momba ny lalana aloha dia masaka be le izy .
Tena efa makamaka sopapa mintsy ry Auriol zany an . Aleo ho avy hifanatrehana e Raha mba mety tsara ny tantana ny an'i Tommi de mety hisy embouteillage mintsy ny @ arrivée ho an'ny Top 5
Ny sôsy @ reco sur fa tsy olana ho an'ny mpandray anjara satria 10 000fmg/jour tsy oe volabe mankaiza Fa tsy azoko ihany le oe lavitra de tsy hanao nefa reny aza ny rallye misy any Jangill .
Taloha aza nitety an'i Gasikara mihintsy
Le izy dezaka alou zany no tena bleme e , fa ny + aminy kosa zao de oe mitovy daolo ny mpandray anjara rehetra @ resaka notes satria samy tsisy mahay lalana fa vo hanao reco daolo . Isika mpijery no tena voa mafy volohany
Zaho manokana aloha efa nanana eritreritra ihany oe mety ho tsara raha misy resaka mahakasika ny fiara @ ankapobeny eto @ forum (mifampanontany conseil momba ny mecanik ohatra) satria fitiavana ny fiara daolo ihany zany rehetra zany . Nefa eo moa i dadahmaster hanome ny heviny momba an'zay
Ny ahy aloha mba vazivazy ihany le oe SS atao eo @ circuit kart iny e .
Saingy za kosa mahita fa tokony mba efa hisy lalana vaovao ny speciale , ka asa oe mety hanodidina an'Arivonimamo araka ny voalazan'i His daolo ve le izy sa aona
De aza hitako ka lasa super-speciale le piste karting, hihihi . Fa laingalainga fa tsy mba tsara ihany tokoa ve ry zalà ra mba misy miova ny ES Le @ zao nge efa lasa lala-masaka mintsy e , ry Masindray, ry Ambatomanga
Est-ce-qu'on peut imaginer un jour un Drift Control avec comme moniteurs nos champions locaux, qui ont d'ailleurs dejà participé aux cours dispensés par Yann Le Jossec, tels que Laza, Joda...
Tsss, de iza ihany marina no hanao ra zany kle. Laza en suspens, Faly be tsy hanao (sa le Pdt SRK no efa miketrika mety hanao ). Tsy aleo zany mifanao fotona any anaty speciales miara-mijery
AutoPassion vous permet de réunir les avantages des réseaux sociaux, des blogs et des forums de discussions en un seul site dédié à l'univers automobile.