Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    iza ary ny choix éé: "virtual rally ambiance" sa "partageons les so6", sa "virtual rally experience", sa "????", inona koa??? +1 @ lé "virtual rally experience" +1 virtual rally experience
  2. mankasitraka e! fa 6mois avy ny nanaovana an Timon sy Cochon reo a! mila patience sy passion
  3. raikitra am ilay club sy ilay blog e!!! forony ny blog dia andefasan tsika sary sy astuces betsaka ao e! resahina koa ny bandy tia MK1 dia ao mizara trai kefa sy sary e! tsy MIalon jafy ny VW e! na type 1 na type 2 mety foana! nen ry club 205 gti aza misy 309 ao aminy! omano ny club fa raikitra zany e!
  4. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    Sô dé misy Road Book any é??? tsy nandray anjara tsika tam ty dia tsy manana fa niaraka tam zalahy no nahitana ilay izy
  5. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    ie efa tarmac iny fa manoro fotsiny aho hoe avy any lalana raha hijery an ilay épingle be refa am rallye. tsy milay aloha ilay coin e!
  6. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    ilay izy an! raha avy any am zaza maditra tsika no miditra, dia misy ilay anaty sapin milay be iny (speciale taloha) dia mivily eo am ilay épingle droite io, dia mandalo eo am chalet dia ligne droite, ciel dia manomboka tery am zay eo aloha eo ( nisy fotoana ilay lalana nizara 2 dia nisy hazo teo ampovoany) dia eo ilay miakatra.
  7. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    za nahita an ilay épingle fa say izay bandy hanipy eo, na miakatra na midina ny daba be aloha tsimaintsy hanao marche arriere e! na hanao anticipation be otran flash n i beelaba io aza tsy poince satria tery kely nefa épingle serrée. ilay miakatra manko misy lavaka indray eo ampovoan ny lalana ka ra ha lasa ao ny pneu dia.... ilay double épingle tsy dia koi satria efa mba natao tam ambohitsimiova ampahimanga ihany.
  8. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    gravy be zalahy ilay lalana am special vao². misy fiakarana be + fidinana be +vato² be + épingle ambony pavé dia ny récéption an ilay épingle tou dé hantsana lol. aza hitako izay misy lasa ao...
  9. ny ankizy no nametaka ireo anarana ireo dia tsy afaka intsony e! lol cochon avant cochon apres timon avant timon apres
  10. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    indrisy fa ny tenanay tsy mandray anjara fa hiaraka am tsika rehetra eo am pif paf gui gui bone
  11. Christophe B+

    Nankaiza ny cross kart

    hahaha io ny GO PRO tam izy nandeha a! tsy manana sary vroom vroom aho fa tam reny mbola tsy nanana appareil numerique
  12. première voiture:Oo=w=oO COCHON no anarany ( Golf 1 GTI 16) voiture actuelle: Oo=w=oO TIMON no anarany ( Golf 1 GTI) voiture préferée: Porsche 997, AC Cobra, Mustang GT 500, American muscle cars rehetra.... Fiara tsaroana foana ny nitaingina anazy: Mitsu Evo 6 mbola Gr N izy tam zany signe astrologique: Lamborghini (Taureau)
  13. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    RALLYGASY O! aiza no ahitana ny tps par special an rallye dzama fa tena very aho
  14. Christophe B+

    STICKER TEAM SO6

    02 (roa) 03 (telo)
  15. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    tsy nahazo congé e! mety mba mitsoika mijery vontovorona fotsiny ny vendredi dia miverina miasa aingana refaveo lol Hosoloiko ve ialahy e?! ie soloiy mihitsy aho aty ampiasana dia mba afaka manao rallye e! lol
  16. Christophe B+

    3eme manche SRK / ...!

    tsy nahazo congé e! mety mba mitsoika mijery vontovorona fotsiny ny vendredi dia miverina miasa aingana refaveo lol
  17. Christophe B+

    Nankaiza ny cross kart

    tsara ilay hevitra ka! fa mila organisation matotra tsara fa mandratra a! am SRK aloha efa misy manche champ cross car raha tsy diso aho.
  18. Sali sali Daholo! Fantako fa somary hors sujet ity nefa tsitako izay antsoina ka mba ampio aho. lasa formaté accidentellement ny dur-ko wa dia very daholo ny sary 3 saisons. ni récupéré an ilay donné tam easy recovery aho dia récupéré ilay izy saingy donnée brute bolongany be no azo. tsy haiko fa ohatrany natambatambany daholo ilay izy dia lasa misy fichiers JPG 4Go, 2Go sns anak 12 ilay izy. tsy haiko hoe ahoana no hanaparitahana ilay izy satria tsy mety misokatra. izay mba manana sopapa mba omeo e! na logiciel de récup hafa mamely tsara na logiciel afaka manaparitaka ilay donnée brute misaotra e!
  19. [/quote] Aseo sary Rodolphe a [/quote] andraso aloha haka plan any @ teknisiana dia andefasako eto e!
  20. Vrai prénom: CHRISTOPHE Age: une bonne vingtaine Ville: TANA Pilote préféré: Ari Vatanen Equipe préférée: Rallye préféré: Mille Lacs Amateur de Rallye depuis: toujours Acteurs/actrices préférés: bruce willis, The Rock Films préférés:the Fast & the furious/ Grease /60" chrono Musique préférée: old musics Passions/loisirs:Rallye, Golf Type 1 Métier: Sportifs préférés (hors Rallye): rallye Plat préféré: frites & So6 Boisson préférée: Coca Site internet préféré: www.mrallye.tk www.rallyegasy.tk Chaîne télé préférée: AB Moteur Emission télé préférée: Rallye Radio préférée: VIVA / MaFM/ RDJ Magazine préféré: Echappement BD préférée: Couleur des cheveux: Noir Des yeux:Noir Signe astrologique: monnnnnnnnnnnnn
  21. misy proprietaire miheritreritra ny hanao location aloha e! fa ny blem dia hoe hanao compet tsisy prise en main ve?
  22. Christophe B+

    " Gr B"

    ny blem dia ny connex aty ampiasana ihany dia tsy mahay manao téléchargement am youtube a
  23. i n marina ny moteur ev a porte faux?
  24. Narinen ve no famaky an io e? (Nari Nine)
×
×
  • Créer...