Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. Mr Cox master! za tena tsy mety mahay manavaka mitsy fa ra mba mety dia asio sary dia misy anarany eo ambany. tsy maninona na sary vazaha aza. mba té ahalala ny tenanay fa tsy mety raha tsy misy visual-aids
  2. mersi am ilay sary a! fa mba ratsy fanahy ilay Boum a! dia tsy mba nalaina koa lé tao arina tsssssssss
  3. mety aminay foana refa tsy hoe iodina ho any antsirabe tsika refa avy eo am ty 40l/100 anay e!
  4. Christophe B+

    location

    tena mahafinaritra aloha ny cinqs @ lé trophée an jerena akaiky zany ary e raha mety tokoa io dia mba ataovy ao anaty liste d'attente any zay éé Lé hitady propuls manko otran'no olana +1
  5. aleo mba ho présent daholo e! ra ohatra ka mety tsy tafa ialahy ao io dia mi proposer-va date hafa dia iaraha manapaka saaa......????
  6. Raha efa manana caisse elà d tairo hifandrimbonana ny manambotra azy e! ary efa lasa /touze izy zany... dia lazao fa Ari Vetanen ndray aho am zany nefa izy mianakavy mitovy hevitra amiko daholo
  7. atreto aloha OK ilay 14 septembre !!! devant Sarafi ohatra dia avy eo mba miodina by pass... Irina!!! saody tokony atao ilay flyers kely na carte de visite omena ireo type 1 hafa pour donner RDV?
  8. tongava maro e! tsy misy blem zany! Ny Mk1 dia tsy mialon-jafy, tsy manavaka eny na dia RENOLF SY TROIS CENNOLF AZA
  9. non ilay ex Dom (gris)no injection fa ilay jaune 4 corps foana ka!
  10. ka iny motera iny nge no nalamina dia nafindra tam timon e! ilay rallye manko novaina injection electronique fa reny tsy manondrana refa mandeha tsara sy tsy be kitikitika. ilay carbu ra vao mitontona any anaty speciales dia mi-déregle hoazy dia tonga i ratage
  11. lol ka ilay izy tena efa limiten limite ko! ataovy vcd na dvd reny vidaka reny zalahy mba anaovana revision a!
  12. carbus addicted 1.8L 16S 4 corps ? nanolo arbre à cames ? sa moteur 16S dia atao 4 corps ? Fred tiko ilay injection fa ny feon ilay carbu no clap: .arbre à cames shrick no ho atao fa aleo aloha hilamina tsara ny reglage an ilay carbu fa sao tsy afaka entina mitondra an rafotsy miantsena :
  13. Christophe B+

    So6Control 2

    +1111111111111111111111111111
  14. ilay capot ao amiko aloha mbola tsy midécolle @ lay otrany squelette iny e! fa..... tsy misy idiny intsony.... any am Pouty misy raha tsy diso aho.
  15. ie deux mois aho izay no nahalala hoe manana club ry zareo. nga efa mieritreritra anova an ilay renolf??
  16. fa milay kosa aloha ilay senssation de glisse am ilay 309 lainga lainga ! taitra be mitsy aho tam voalohany hoe lasa tampoka ilay daba am fotoana tsy ampoizina. ploffff nandona plot 1
  17. fa inona no blem an capot nao? en principe misy capot ao amiko fa ny ahiako fotsiny hoe voatsindrin ny pneu sy jantes terre dia mety somary miolana...
  18. ahoana alou ry zalahy ilay hoe alohan ny hodiana dia nanoro antsika ilay deux virage sucessif i C.I dia mbola tsy vita akory ny explications dia i Dadah master no efa eo am devant ilay 505 latsaka aho
×
×
  • Créer...