Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Ireo cox eto amin'ny tanana

Messages recommandés

Tsi2 a écrit:
Oka lesy marina lol!lol! adinon'là no niteny fa tô elà ihany koa no mikitika ny motera e!!! sa ve diso ah Wink

Smile !fa mila faharetana kou an Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

dé atao madio tsara tsy handoto trano

fa mbola ho haingotrano maharitraritra mitsy ao @ vestibule rendeer

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
I love youI love you tsy maintsy mbô hanao ôtran'izao ihany ngamba courant 2009 fa zao aloh mbola miady mafy am madama am fampirimana blao kely bobaka eran'ny lalan-tsara lol! no sady mbola maka traik'efa tsara am lisany klou

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Catz>>miala tsiny tompoko raha tsy nahita ny tao @ page 6 fa tena tonga dia tao @ page 7 no nijery androany fa marina tokoa fa 411 ilay fiara

Manitikitika ny heritreritra indray zao dia ny toa misy soratra SUZUKI ilay motera nga fiaraha miasa Deutch/Japs ilay fiara ary ny Japs nga nanao motera aircooled ??? scratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:
Very Happy autocolant @lé SUZUKI RM250 io fa adino teo smach

ka elà kosa tsy nanazava hoe Catz koh mpiondana môtô lol!

Catz/ az adino lé mameno an'lay fiche "présentation atsy ambadika an... lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Catz a écrit:
Very Happy autocolant @lé SUZUKI RM250 io fa adino teo smach

ka elà kosa tsy nanazava hoe Catz koh mpiondana môtô lol!

Tena gaga mantsy ny tenanay !! bon mazava iny!! ny tenanay miondana moto fa ny moto mbola dodo ao @ garazy fa nangatsika loatra ny andro fa efa hoa vy izao ny andro tsara dia bouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:

fa in ny moto an Prezda? ndao zany anaovatsika trophé fa propulse koa anie ireny e sa ny andro efa sunny

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
ny tenanay miondana moto fa ny moto mbola ao @ garazy fa nangatsika loatra ny andro fa efa hoa vy izao ny andro tsara dia

Sad tandremo fa ny moto sy ny thbthb otrany ts mahazo miaraka an? duelduel

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zà aloh le moto mifona fa tsy hiditra amin'ireny tsony e!!!

motoGP sur PC sisa fa raha ny hitaingina aloh efa limite ny skotera lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Manitikitika ny heritreritra indray zao dia ny toa misy soratra SUZUKI ilay motera nga fiaraha miasa Deutch/Japs ilay fiara ary ny Japs nga nanao motera aircooled ??? scratchscratch

tena maranitra lesy zany mason'la zany fa niezaka namantatra an'io teny io za teo fa tsy hitako mintsy hoe inn lé soratra QuestionQuestiondrunkendrunkendrunkenalien

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Zà aloh le moto mifona fa tsy hiditra amin'ireny tsony e!!!

motoGP sur PC sisa fa raha ny hitaingina aloh efa limite ny skotera lol!lol!

ka rà skotera sy ity aloha dé ôtran'ny 1200 an'là sy ny 2276n'i Fred1302s é silly !
nefa lisany midongy @ Fred ery mba hitaingina smach !

sady Golden weapon no fiantso ny Suzuki cheers Golden Gun ihany zany clap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
elà sy matio no tsara miresaka raha resaka maoto fa zay mpitazana fotsiny ihany kle!!!

zenfant sont trop petits

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:

zenfant sont trop petits

et le so6 c'est pas dangereux silly
nisy cousin-ko izay nangataka bapteme de piste tamin'ny Golden Gun ancienne version d nanaovako départ 1, 2, 3 dia aoka izay hoy ilery pale , fa hitako nitepo mafy ihany ny fony nivoaka tao lol!
Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="Fred1302S"]

Tsi2 a écrit:

zenfant sont trop petits

ny 1303 an'i Nirina58 zany alou no efa notaingenako é!@ zay tsy nisy ceinture akory Laughing !
fa dé ôtran'ny moto compét refa misokatra ny valve lé "sensation" cheers !tsy mampatahotra anà satria zà ary mipetraka tsara ao anatiny sady lé mpitondra kou moa zany fantatra ihany clap

fa lé kilalaka be refa manitsaka frein (après 170kmh) kosa alou cyclops mino aho fa efa nisy fiheverana é! geek

Maka aina ndray zany alou iny fa hoavy ny tena izy clap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salisali.

Mialatsiny ra teto no nataoko ty zvtr ty fa ato mantsy no aitako mpiondana old maromaro.

Mitady Chemise 83 (1500) efatra ny tenako ary azoko atakalo 85.5(1600) na vidiany ny entana.

Ra misy ny valiny mahafapo mo defa eo ny MP e.

Maztou d merci zala a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Allo allo, ry tia cox menakavy!

@ 02 Novembre ny meeting Cox manaraka, izay ho tanterahana eny Ambohimalaza ka hiangaviana isika mba hiomana fa io lé tena grand meeting hanaovana ny 70è anniversaire-tsika. Tena ho hatao ngozalahy bé zany avec le maximum de participant ka mila miomana sy mifampilaza isika dieny izao fa ndrao dia vitsy kely.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
marsplit a écrit:

VOARAY Ê!!!!!! dance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cox-a-tac a écrit:

Sady ela ra-Eric efa ela tsy tazako tany anaty meeting tany miaraka @ le bemaso made in madagascar iny an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa somary limite ilay treize deux sportif rehefa dinihana amin'ny fo tsy miangatra, aleo indray old lady no hanaovana azy smach

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Il vaut mieux sortir les vieilles marmites maintenant... quand on veut mijoter les meilleures recettes de grand mère camper

Be maso power...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Ary ra manao style Inch Pincher mintsy

top chop inch pinner ka sarotsarotra ny manao azy !!
ohatran'i SSB : SuperShitBox prier no tena mety eto amintsika geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa inona daholo zany terme rehetra izany?@ moteur ve io sa carrosserie?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Fa inona daholo zany terme rehetra izany?@ moteur ve io sa carrosserie?

Za ko lou anisany tena fanina @ lay terme technique fa lainga sarotra ehhhh QuestionQuestionMad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
top chop = toit rabaissé pour améliorer l'aérodynamique, tapahina zany ny montant dia découper-na sur mesure ny fitaratra
inch pinner et SSB = noms de 2 voitures très célèbres dans le monde vw, ohatran'ny hoe Golden Gun.
Inch Pinner : anglisy
SSB : amerikanina

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:

cyclopscyclops hayyy!izay vao azoko antsaina,de atao peinture noir mat ko izy mety ho tsara an...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy mahazo manova loko zany tsony kosa fa lasa miova ndray ny anran'fiara [black label ndray lol!]

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ity ndray ny vokatra farany e!

ho hitan-tsika eny @ défilé lery io
d arabaina tonga soa ihany koa i Cesam 1303
Razz

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manentana antsika rehetra mba ho tonga eny @ Rallye SICAM - ORANGE ny asabotsy izao @ 3ora sasany fa hanao défilé eny ny Madacox e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Manentana antsika rehetra mba ho tonga eny @ Rallye TOTAL ny asabotsy izao @ 3ora sasany fa hanao défilé eny ny Madacox e!

Rallye TOTAL aona ary Question fa ts Rallye SICAM-ORANGE v Question

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Slt daholo!

Défilé ahona letsy io @ sabotsy io? eo @ circuit ve no atao izy io?

PS: Milay b lé 1303 mainty ê! ...Sao D amidy???? Laughing

Efa andalana tsara lé iray karakaraina ka! Raha tsiss sampona D @ Talata zao no azo tena azo! ...enfin.....dance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cox-a-tac a écrit:
Slt daholo!

Défilé ahona letsy io @ sabotsy io? eo @ circuit ve no atao izy io?

Ie, eo no atao ilay izy fa mandeha 20km/h max, tongava fa any koa isika miresaka meeting. Dia am'ny 15:30 ny fotoana izany.

cox-a-tac a écrit:

PS: Milay b lé 1303 mainty ê! ...Sao D amidy???? Laughing

anontanio i aina

cox-a-tac a écrit:

Efa andalana tsara lé iray karakaraina ka! Raha tsiss sampona D @ Talata zao no azo tena azo! ...enfin.....dance

[/quote]
ento any @'ny meeting e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cox-a-tac a écrit:
Slt daholo!

Défilé ahona letsy io @ sabotsy io? eo @ circuit ve no atao izy io?

PS: Milay b lé 1303 mainty ê! ...Sao D amidy???? Laughing

Efa andalana tsara lé iray karakaraina ka! Raha tsiss sampona D @ Talata zao no azo tena azo! ...enfin.....dance

défilé eo @ circuit le izy ka, d manao tours de piste in-2 miaraka dawl ny madacox rehetra fa tongava e!

amidy io fa tsara koa ny vidiny an! fa izy aloh d tena tsara.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

salut daolo é!

ity koa misy dernier arrivage zalà a!

tsy mbola hoavy @ lé rapitso fa ezahina ho tonga @ lé 02 Novembre lol! !

mbola mila droppage kely fa midingina bé lôtra ny lohany.
Resto complet kou io fa alefako ny sary (étapes) @ manaraka smach

Pooooooooooowaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa bé maso ndray léaza! ary lisany vé lety mamboly bé maso sa? clapclapclapclap . Mbo omeo lesy zay a lol!lol!lol!
Na dia ny joint fotsiny aza dia efa kobo fa mlay bé eh sady ny seza misy appui tête Idea ........-look Question
Ca sent bon pour la best cox sml2sml2

Possible mlay bé ny jante matoa aperçu avy aty aoriana no napetraka volohany lol! sady matoa ho droppéna dé poince fa jante tsy dorizaka (toles) zany prierprierprier

sml2

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ra Rija ty ary so de mba bandiny Pimp My Ride le waza tena tsy jante dorizako lo io fa large b e.

tena mfona @ la mintsy lo ny cox rehetra e.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dia misoatra an'ny madacox rehetra zay tonga namaly ny antso fa tena nahafinaritra ny défilé natao tao anosizato. Tena "ballet" nahafinaritra ary azo atao hoe anisan'ny moment iray tena nahafinaritra nandritra an'iny rallye iny mintsy iny défilé iny. Kanto tena kanto nahita an'ireo cox erak'ny piste MISAOTRA EEEEE clapclapclapclapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mankasitraka an'leisany Madacox t@ fanohanana e! tena nilay be mihitsy ny nijery an'le cox eraky ny piste! clapclap
Première fois t@ rallye teto Mada no nisy an'reny an! prierprier

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Ra Rija ty ary so de mba bandiny Pimp My Ride le waza tena tsy jante dorizako lo io fa large b e.

tena mfona @ la mintsy lo ny cox rehetra e.

jante alu 6.5 pouces io fa tsy origine kosa alou é scratch !tsy misy élargisseur kou fa tonga dé fixé au tambour smach

Ka tsy misy accessoires bedebe ôtranlé maintso kely lé izy dé tonga dé natao look scratch old school by mada alou geek !

io ary fa nifoha @zay ny split-ndra Rado an makafoka aoka fotsiny cheers !

ary ngà dé tsisy naka sary mitsy lé t@ sabotsy é scratch sa ao ambadika?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

le t@sabotsy tsy nahazo sary fa tsy afaka, fa ny alahady no misy. sur fa ho avy tsy ho ela fa any @ Tsi2. ary @ sary sy vidéo ngamba no ho ataony maro ireo sary. angamba hoy aho an! Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raha izao no fandehany tena milay mihitsy amin'io 02 novembre io an !

Milay le split n'rado e!

catz> mankasitraka e!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nahafinaritra ny meeting MADACOX eee! cheerscheers

Dia misaotra ny teamS06, focus, ASATANA3 fa nahafinaritra ny fiaraha-miasa sy ny fandavan-tena nasehonareo. cheerscheers

Afa-po tanteraka izahay mpitia vw coccinelle, ka mankasitraka eeee! cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...