-
Compteur de contenus
871 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par entsRANA
-
-
-
-
-
Présentation T-jet060
entsRANA a répondu à un(e) sujet de T-jet0601 dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-
Mise à jour pour Madagascar B 990 Soafahana 3747 Kenworth 7726 Comeback 2749 Irina 1907 Hentsrana 3569 Tweet 2884 Ovalist 8877 Boobarak 1503 Cascade 3577 Penomen 7621 Rawilf Ireo alo no vonona atramzao, ra mbola mitombo io isa io dia anao session public kel isika mba anana egalité de chance daol ny tsirairay amn participation voloany ny ertreritro avy eo dia manao rotation amzay mandray anjara daol, zan we ze gisitra tamn manche voloany dia soloina amreo liste d'attente Angatahina ny pilote rehetra vo tonona eo ambony hanome ze ES mety amn anaovana ny roadbook ao amn forum ny MADAGASCAR B Tonga d mikotrana tsikelkel zalà Date clé : Jour J-15 (22 Mars no ataotsik) : Remise roadbook Semaine 14 (2 Avril) : clôture liste des pilotes Semaine 15 (09 Avril) : Premiere manche
-
-
za alo d atramzay nanako ordi d Nvidia fon nampiasaiko, mbol ts nis blem mits, ery amn Madplus ampefiloha no tena mis matos tsara 9800GTX+ zao no ato, 512 Mo ny memoire, assureo tsar futsn we in port graphique ao sod ts miady, tohizay ko ny alim, ra vo graphique matanjaka b d mila alim mitokana mits iz fa ts zakan le CM, zan we jerev le atanjaka le alim d tenen anle mpivarotra d amboary aingana les fa mila anlà ny team a
-
tiko raha mba mis solotena ny team virtuel rehetra wan Madagascar B nefa kos pilote tena vonona tsar, sad mavita mitolona WRC atramzao zao alo zan d ireto alo no preselectionner amn MADA B 990 Soafahana 3747 Kenworth 7726 Comeback 2749 Irina 1907 Hentsrana Ireto ndray no pilote possible (tsar ra tonga dmiconfirme ze eto ra vonona) Rawilf / Kronokil / Iante / R. Olivier / Fafahcop / Cascade / NS / Latvalaza / Nari9 / Ovalist / Boobarak / Penomen na ireo ts vosoratra ko ary ra vonona dia afaka milaza eto Allez MADAGASCAR
-
Tsy tonga eo amn mode sans echec kory zan elà??? le resak ventilo alo ts credible fa satria mbol mangatsika le pc amn demarrage ra tsy bouton arkn tenen andrinoa d mis materiel mibeug ao, essayeo voloany alo ny mirestaurer bios, aveo ra externe graphique d jerevo option graphique anat bios d desactiveo le interne ra mis, otrzay ko ny son. ref tsis mety d tenteo reinstallena mits ny windows, ra mis dur 2 elà d tsy manin ataov install windows anak2 mits ahitana azy
-
-
-
-
mlay les zan Herjo a, pour HRAS ts blem wan team le elà tsy niaing alo fa ny inscription futsn zan very fa aleo zay to izay dnf ra maty tmpk machine. aiz o aiz alo no miredemarre le machine???? Bediabe mety cause zan redemarrage intempestive zan alo e, sod mis materiel vo napidirinla alo???? ra tsis d diagnostikeo tskelkel, ra mis ram 2 oatr d andram tsirairay
-
Tsy zany lesy fa tratran'le vibration anle volant le souris, d tonga d niova tampoka le vu, d tsy nahita lalana tsony, d tonga d anaty antsana, d DA avy atrany. Fa tsy aiko oe aoana no matonga anle izy fa ra vO adinoko ny manala anle souris akaikin'ny volant avant depart SS d voan'io foana a (surtt gravel satria @io no tena mafimafy le vibration anle volant d mietsika tampoka le souris). Efa nandramako niconfiguréna via camhack iany le izy fa tsy mety mintsy. Sorena kely mintsy a tratran'le izy nefa efa tsemboka vO tafavoaka tao france mianakavy. ra tsis novainla raccourci ao amn camhack d "0" na "." amn pavé num. no midesactiver aniny, avant depart d f andramo
-
-
-
-
-
-
-