Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Smam

Membres
  • Compteur de contenus

    1 125
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Smam

  1. Ary aiza marna ny resultat officiel? Ny saison efa tapitra ihany
  2. Smam

    RALLYE ASA TANA

    Efa nivoaka sahady ny resultat ao @ rallyesim. Felicitation ho an'ny gagnant rehetra . @ 2010 ndray e http://class.rallyesim.com/rsrbrlive09/classement.asp?rallye=ASA_Tana_3_Sicam_Orange&where=nationalite=%27mad%27&order=pt_nat
  3. Smam

    RALLYE ASA TANA

    tena efa ao @ rally @ty semaine ty le izy ry zalahy a. Itako ao @ rallyesim. Tsy normale kosa le izy a, ny roadbook tsy nivoaka akory de raikitra le izy.
  4. Zaho tsy nahita fa aiza no misy ny grille horaire ry zalahy?
  5. Smam

    FRANCE///Terre des cardabelles

    Je vais peut être faire un test ce soir avec la Polo S2000 et on verra si je serais un ou pas
  6. Raha 2 RM, aleoko mitondra le saxo s1600 na de somary tsy matanjaka nefa tsara comportement. Ny s2000 de le 207 sy polo Ny grA aloha de Mitsu Carisma nefa somary tsy misy couple de aleo le evo9 na de manahirana ny reglage ahitana ny compromis tenue de route/performance WRC de le c4 no ohatran'ny milay, mahafinaritra koa nefa ny sub
  7. Fmmsam vita fa ss4 falstoneII bad, mauvaise reception saut de nivadika. SS6 falstone nilatsaka teo @ pont ny train AR de nivadika ndray. Leg 1 very teo @ 40 secondes au minimum Leg2 metimety afa-tsy Es 9 Chirdon II nanao tout droit dia very 7 s. 8ème au général aloha h@zao Chapeau @ Iante sy ny sub gr N ao aloha ao
  8. attention les gars !!!! Tohiny, efa hitanareo ve ny listen'ny bandy ao? Liste des pilotes* qui visionnaient les temps des autres pilotes, et ce, sur différents rallyes, et sûrement, depuis très longemps. Contrôle effectué sur 3 semaines (du 29/08/2009 au 18/09/2009 inclus) Les permanents : 1191-fra81 (No Fear Team AttacK), 2373-Guhxoc (Catalonia Team), 848-mblancafort (Catalonia Team), 1100-fablide (Team SO6 Zen) Les habitués : 373-dnafria (Catalonia Team), 24-Tbk7 (Catalonia Team), 1607-mompy (Catalonia Team), 1204-Choc81, 1292-Rick4222 (Team CORbis), 2770-speed Les occasionnels : 433-lolob (Team Benelux), 113-hondaflako, 4359-jd05 (D.T.A), 2988-Slimfire (El Tramo Competicion), 2528-iamkosmis, 1462-titi, 4495-Grant, 4819-Nano_Al, 4552-nailujoviedo, 1029-xfreezex, 114-manutrd, 2070-MartinMraz, 22-RallyeDam22 (No Fear Team AttacK), 1733-labarrua (Estrella Polar Competicion)
  9. Smam

    RALLYE DU BOINA #4#

    Felicitation Tweet a. Avotra ihany. Raha kivy ka hanary volant de teneno ihany ny bandy Tairo @zay ny
  10. Salut, mon compte actif est smam 1767 Un ami sokatra utilise rarement ma conexion quand il est à Tana. Merci
  11. Question: ny ahy zao telma net evasion no ampiasaiko, de na misy bandy hafa mampiasa ny ordi-ko ve nefa mampiasa telma hafa de mitovy foana ny adresse IP sa samihafa?
  12. Smam

    LIVE RALLYGASY

    Blague ve le resaka sms live fa zaho nandefa le credit t@le telma, tsy nahazo sms na 1 aza. Antsoina le phone tsisy mandray. Nahazo credit gratuit avy taty amiko izy zany e
  13. Smam

    RALLYE DU BOINA #4#

    Rallye Boeny vita ndray, rythme médiocre be. Fin SS10 nidona t@ hazo ohatran'ny Penotoky de surchauffe ny vam ss11, ss12 instable ny fiara. Tonga ihany na de zany aza. @ manaraka ndray ry zalahy a
  14. Slt, efa nalefako mail ny ahy ny replay miaraka @ skin fa tsy mahay an'le capture t@ fraps e
  15. Smam

    MRC RALLYE SRK #3#

    Salut daholo. Araharabaina daholo ze navita rallye SRK. Misy fanotaniana, alefa @iza le replay 3 sy skin le hanaovana video?
  16. Milay Beelaba fa tohizo, ohatran'ny hoe mivoaka gazety mihitsy ny bandy rehetra
  17. Smam

    INSCRIPTION SRK

    Smam n° 1767 sur Mitsu Carisma GT A8
  18. Smam

    IRC/// Rallye de Russie 2009

    Merci Irina t@le félicitation, zay vao tena tonga arrivée tsy de nisy pb be (conexion na sortie de route) Leg 1: nahazo rythme tsara na de vao nanavo le polo aza, 207 no nentina taloha Leg 2: somary nidina kely ny rythme nefa tsara ihany ny temps Fa le Noiker de tsy hay mihitsy hoe ahoana ny fandehan'ny ao aloha fa de very temps betsaka ihany Leg 3: nitandrina be fa natahotra sortie, sady le polo koa ohatran'ny mi-glisse be zany fa nisy pb de réglage aho Felicitation daholo @ze tonga rehetra e
  19. Smam

    Pb temps @ rallye

    salut daholo! Aleo fa ho desinstaller'ko mihitsy ny rbr de ezahina atao madio tsara avy eo. Maztoa daholo e
  20. Smam

    Pb temps @ rallye

    sao dia en rallye officiel ela no voa an io?? raha dans une boucle ela no abd dia considereé ho retired ny reste de la boucle @ rallye officiel no tena tratran'le izy. Ny efa nahavoa ahy koa de manao ss10 ohatra, mivoaka ny temps avy eo de lazainy fa abandon ny ss10 de le temps-ko t@ ss10 iny alefany ao @ ss11. Efa nanao reclamation t@ Fifou aho t@zay fa na lery ary tsy nanana solution ho ahy. Mifoka koa ngamba le serveur...
  21. Smam

    Pb temps @ rallye

    Salut Merci @le fanampina fa ny olana de le temps ange tsy affiché mihitsy na de eo @le tableau ambonin'ny classement aza de tsy afaka le mandefa temps eo amin'ny menu live akory aho
  22. Smam

    smam

    T@ voalohany le asomima mihitsy no nampiasaina fa efa maty mihitsy iny compte iny any @ rallyesim de tsy miasa ntsony koa ato @ mrally
  23. Smam

    smam

    Sao de vao maika ho accidenté @le mima isika @zao. Ny sortie de piste efa betsaka ihany. Voaray fa hiditra forum refa manao le session libre iny
  24. Smam

    Pb temps @ rallye

    Salut! Rehefa manao rallye online aho tato ho ato, wrc poland ohatra de mahavita spéciale nefa tsy miseho eo @ fenetre akory na de ny temps intermediaire aza. Lasa temps forfaitaire ny ahy satria lasa abandon le izy. Inona ny mety anton'le izy? Pb serveur ve? De inona no mety solution? Merci d'avance @le valiny ho avy eo e
  25. Salut daholo, pseudo: smam, le taloha asomima fa efa tsy miasa ntsony fa miova fiara. Mitsu Carisma aloha no entina @ mrc h@zao. Vao mianatra pilotage sy reglage tsara de mba omeo sopapa ry zalahy a. Prénom: Mamisoa Efa mandehandeha mijery le rencontren'ny Team So6 ihany fa zao vao ato @ mrally. Tia hazakazaka fiarakodia.
×
×
  • Créer...