Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Smam

Membres
  • Compteur de contenus

    1 125
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Smam

  1. Smam

    Rallye VRC

    Ezahina de hooitantsika eo ny tohiny e. Bapteme de feu ho an'ny Rond Point ty
  2. O ry VRC! Sao de mba azo soloina le SS PTD dieny zao, sa moa voararan'ny reglement zany
  3. Smam

    LICENCE 2010

    Merci Soafikov fa azoko tsara @zay. D'accord @le ppe e.
  4. Smam

    LICENCE 2010

    Fanontaniana manitikitika: Ny organisation'ny remise de coupe moa zany ny team mpikarakara ny rallye no miantoka. De inona moa zany no ampiasana le cotisation ahazoana licence?
  5. Omeo lien misy le roadbook hoe lty fa le mythique kay no hitako eo
  6. Marna mitsy zany. Mila precision o
  7. Ary lasa lamaody ndray angaha ty Mix mod ty ry zalahy a?
  8. De inona moa zany no tapaka t@zany fa misy ihany manko le bandy ohatranay no tsy mahalala
  9. Le bandy lavitra tsy eto tana dia omena dérogation hoe juste manao inscription fotsiny de afaka miparticiper @ championnat. lisany aza tsinona tsy hanatrika ny fety akory. Fa hevitro io ry zalahy a
  10. Raha ny hevitro ry zalahy momba le cotizaka de atao minimum Nb rallyes x 3 000 Ar ohatra, zany hoe raha 6 ny rallyes officiels de 18 000 Ar ny minimum par an. Proposition io
  11. Smam

    RSRBR 2010

    Mbola tsy resolu ty pb ty ry zalahy, tsy afaka manao session misy BTB mitsy. Misy afaka manampy ve? Zay te hanao BTB stage @ 2010 de ireto ny lien @ telechargement: http://download.rallyesim.fr/Install_BTB_Stages_1.exe http://download.rallyesim.fr/Install_BTB_Stages_2.exe
  12. Smam

    RSRBR 2010

    Mbola tsy resolu ty pb ty ry zalahy, tsy afaka manao session misy BTB mitsy. Misy afaka manampy ve?
  13. Smam

    RSRBR 2010

    Nety veu lti nen'lah lay resaka blem'na son Ohatran'ny nety le izy. Nanao an'le Install_Sons_2009.exe aho de tsy itako ny fiovana. Nanao le ModAudioIni.exe aho de ohatran'ny nisy fiovana le son avy eo. Fa le equalizer son vam affiché 0 daholo foana rehefa manao F9 a. Raha misy maita solution tsara2 kokoa de teneno ihany D nety zany sa ts nety mitsy sa otrany nety lti Otrany ts azoko a Nenah ni-installer-ko lay Mod BangBang Manager iny fa e e e...ts mande ts mipoka mitsy e Niova le son lty a, zany hoe mety. Fa raha manao F9 de tsy hita eo mihitsy ny equalizer fa 0 daholo
  14. Smam

    RSRBR 2010

    Nety veu lti nen'lah lay resaka blem'na son Ohatran'ny nety le izy. Nanao an'le Install_Sons_2009.exe aho de tsy itako ny fiovana. Nanao le ModAudioIni.exe aho de ohatran'ny nisy fiovana le son avy eo. Fa le equalizer son vam affiché 0 daholo foana rehefa manao F9 a. Raha misy maita solution tsara2 kokoa de teneno ihany
  15. Smam

    RSRBR 2010

    Zaho koa tratran'io pb io de tsy hitako ny fika ry zalahy.
  16. Smam

    Rallye Malagasy52

    Sendra nijery rallye actif t@ty semaine ty aho de nahita an'ty rallye MRC ty 1 USA Diamond Creek Gravel Mod Cloudy 'dry' True True 2 Japan Pirka Menoko Gravel Mod Cloudy 'dry' False False »»» SERVICE PARK ««« 3 Australia East-West II Gravel Mod Good conditions True False 4 USA Diamond Creek II Gravel Mod Good conditions False False »»» SERVICE PARK ««« 5 Japan Pirka Menoko II Gravel Mod Cloudy 'dry' True False 6 Australia East-West Gravel Mod Cloudy 'dry' False False
  17. Smam

    RSRBR 2010

    Merci Beels. Hoandramako rariva
  18. Smam

    RSRBR 2010

    Ahoana ry zalahy ny micorriger son voiture @ 2010 fa tsy mety ntsony ny ahy ato. Nandramana le soundmanager fa tsy mety, na tsy haiko ny mampiasa azy. Mba omeo solution zay mahay
  19. Smam

    meilleur temps?????

    In marna aloha ny vam sy ny terrain? Tarmac kosa angamba io temps io. Satria raha tsy diso aho raha gravier i Rally school ny favoris ihany no any @ 1:16 na latsak'izay a
  20. Efa nisy Sub N13 tam saison 2009 an. Ilay nentiko iny. Pièces GRA doholy fa natao N12. [/quote] Iny ndray no tsitako Irina a. Sao de zay no nahatonga le sortie bdb ireny fa tapaka direction
  21. Ary ny Subaru Gr A ve ry zalahy tsy misy projet hafa mihitsy ankoatran'le 95 iny. Le evo 9 manko efa be loatra
  22. Felicitation ho an'ny gagnant rehetra e Ary mba tokony havoaka koa ny sarin'ny rehetra a @ 2010 de misaotra ny mpikarakara rehetra e
  23. Pour info aloha ze te hitsapa, efa nivoaka ao @ rallyesim ny Subaru WRC 08 S14 e
  24. Smam

    BILAN SAISON V-MRC 2009

    Raha ny ahy ndray de première année de participation ty, nafinaritra fa mba nimarquer point kely t@ 2 rallyes. Raha ny lalana ndray de tsara2 daholo afa-tsy noiker I sy II, de le joux plane tsy voafehy mihitsy. Ny fiara ndray de nahafa-po ihany le mitsubishi le evo 6.5 satria stable kokoa nefa tsy de performant par rapport @ evo 9 grA, no sady fragile be raha vao manao touchette. Ny pb ndray sarotra be ny mitady reglagen'le evo 9. Vao mianatra koa no sady tsy ifaninana @le favoris be de be ao aloha aloha. Bilan satisfait tsara. De felicitation ho an'ny favoris rehetra @ 2010 ndray e
  25. Smam

    RALLYE ASA TANA

    Ny ahy moa de efa io ny resultat. Anisan'ny rallye ratsy be satria alahady mihitsy vao nanao recos. Teo @ 3 tonneaux + 3 sorties no nitranga. Felicitation daholo ho antsika rehetra de maka aina ndray aloha mandra-pahatongan'ny 2010
×
×
  • Créer...