Miangavy ze hanatrika ny debriefing ry zalahy mba hitondra ny reclamation-ko Tao @ ES9 Harwood aho au lieu de 3:36.63 ny temps-ko marina dia lasa 8:36.63. Very place be aho nefa mba tokony 5eme grN. Zao lasa any ambany be Merci e
Izay ilay blèm @ ilay tsy mivoaka à temps ny SS rehetra. Dia ahoana izao ny droit de réclamations? Hivoriana ao @ briefing ilay izy rahariva. Tsy haiko lesy fa tena +5mn @ temps nataoko le izy. Atsy @ facebook be de be ny bandy mimenomenona @le temps diso
Steeve>> Salut, mijery ny temps t@ contest aho de nataon-dry zalahy DNF ny speciale 9. Sao de mba azonao halefa mail azafady ny replay es9 t@ contest. Mety hanndalo any @ QG koa aho rampitso raha mety Merci
Misaotra antsika ry zalahy fa nahavita ny contest. Merci koa t@ fanampiana t@,logistiquen'ny matos rehetra. Ny tena moa dia tena decu t@ performance mihitsy, tsy hay ntsony hoe pression ve sa misy lolo fa de tena gag mihitsy le androany iny
Mety amiko daholo e Ny fiarako Subaru N14 URT, Afaka mitondra Ecran, casque, clavier sy souris aho raha ilaina Ao @ FB i Game square afaka mampanao location playseat sy volant à 10 000 Ar sao mahasoa antsika?
Tapitra 2 mars ny 1ere vague @ inscription nefa toa tsy de hita isika. Iza no mba mety ahafahana idirako @ poste ry zalahy a. Ny fiche d'inscription manko dia par poste
Sao dia mba misy afaka mi-avancer ry zalahy ny isncription-ko na de le 1ere tranche dia omeko @ manaraka. Tsy sure aho manko hoe tratrako ilay rampitso atoandro Merci d'avance
AutoPassion vous permet de réunir les avantages des réseaux sociaux, des blogs et des forums de discussions en un seul site dédié à l'univers automobile.