Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Smam

Membres
  • Compteur de contenus

    1 125
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Smam

  1. Adino ny nanao copie le rsnetwork 03 teo ry zalahy. Sao de azo asiana lien eto hakana azy
  2. Hisy commissaire miambina barn'ny toque enchanté @io andro io a
  3. Smam

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Amiko raha wrc na irc tsy maninona raha 4 satria be point be ireo. Fa @ hafa aleo 3 iany
  4. Smam

    3eme round RBR contest du 9 octobre 2010

    Le @ jeudi ve lty UC fotsiny no entina de mety. Henjana ihany le mbola mitondra pc complet Sao de misy bandy afaka manamboatra le cable reseau lty ho aho de omeko ny saosy avy eo, tena sempotra be @ kandra de tsy manampotoana mitsy
  5. Smam

    3eme round RBR contest du 9 octobre 2010

    Tena mila mikozy haingana daholo ze bandy hanao handaminana ny matosy. Azo entina ny matos-ko fa mila fanampina @ fitondrana azy
  6. Lisany mampiomehy Ary hisy vazahan'ny FIA koa ve @ sabotsy ijery le chaussette hoe from sa tsia
  7. Smam

    3eme round RBR contest du 9 octobre 2010

    Iza avy moa ry zalahy no hanao finalement? I Hajax tsy eto de tsy afaka koa lery, sao de misy place 1 ho ahy lesy any de mba miditra @ lisany fotsiny aho
  8. Smam

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Mila mikotrana tsara isika fa nodepasser'ny team hungarian ndray de lasa 12eme isika zao Asio ry zalahy a
  9. Smam

    soirée didier ralambo

    D'accord koa aho @le hevitra
  10. Smam

    RALLYE DE FRANCE ALSACE

    Zaho ry zalahy mba nanao echauffement fa aleo ajanona fa tsy voatazoko le 207 eo ambony gidron
  11. Smam

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Vita koa ny ahy, nisy manque de concentration de nanao erreur maromaro, TAQ Noiker sy Noiker2, Pirka2 nidona t@ hazo de vaky radiateur. Sortie large matetika de arrivée aloha no tanjona. I fablide niainga kely aorianako de tsy mbola azoko ny temps'ny sao gaga nareo 1 ZoS Ford Focus WRC 2007 55:24.74 2 hajax Subaru Impreza WRC 2007 58:02.92 3 fafahcop Ford Focus WRC 2007 58:15.74 4 Beelabba Subaru Impreza WRC 2009 58:25.81 5 hondaflako Citroen Xsara WRC 2007 58:26.48 6 smam Ford Focus WRC 2007 59:16.83 7 riry Peugeot 206 WRC 2003 59:41.12 8 MTORRES Citroen Xsara WRC 2007 60:53.17 9 fablide Citroen C4 WRC 2009 97:59.50 10 Slimfire Subaru Impreza WRC 2007 112:27.23 11 Caius Mitsubishi Lancer evo 9 WRC 2007 112:30.88
  12. Smam

    slt!!

    Tongasoa de mazotoa mitoafatoafa e
  13. Smam

    3eme round RBR contest du 9 octobre 2010

    Zaho aloha h@zao afaka manao raha tsisy empechement farany,
  14. Smam

    TROPHEE ZAZAMADITRA

    Inona marna moa lty ny vam @ty, ny ahy manko zao le 205 GTI @ pack F2000 14_2 tsy miainga mitsy
  15. Ary rapide be tampoka teo ny fiaingan'ty contest ty a
  16. Mivoaka ao ny reglement, de mila mitondra cable reseau RJ 45 10metres par ordi daholo. Ho ampiasaina zany le logiciel namboarin'i Jim. Ahoana ny organisation antsika. Iza avy no hanao, ahoana ny matos
  17. Smam

    Stable hungarian Laci!

    Mbola afaka maka depart lty ialahy a. Raha tsy afaka de mandefasa post ao @ rallyesim
  18. Smam

    NATIONS CUP

    Iezaka ho tonga arrivée lesy @ty. Enga anie
  19. Aza adino ny echos'ny super speciale zalahy eto a. Ny tena mangitakitaka eto ambony sezan'ny birao fotsiny
  20. Smam

    Fijerena RITM

    Mangetaheta ambony lakana ty marina lé!!anala vokiny amin rbr d à coté labiera sy grilé !!rariva e!!! rariva misy session ho an'ny boiteux ao
  21. Nataoko teo fa merci. Zahay mbola tsisy skin fa vao kotranina tsimoramora eo. Entina @ mastic ny vam @ talata ngamba Ary b protocole b izy zany lé!za eo amin iolay fanaovana skin tsy mbola any mitsy! Tairo ry Smam d ataovy fotsy b ohatrany an i Joda vao tonga iny Karakarain'ny Hajax lesy fa omena an'ialahy @ alahady.
  22. Smam

    Championnat NTFrance

    @le championnat NTfrance ry zalahy, nitsapatsapa ao aloha de nitondra ny anaran'ny Team Rond Point Madagascar, Smam, Hajax, Tweet no pilote ao aloha. Sao misy mazoto iditra koa fa ny team afaka asiana pilote 4. Fa pilote 2 ihany no mitondra point par rallye. Mardi 28/09/10 ny 1er rallye monte carlo
  23. Nataoko teo fa merci. Zahay mbola tsisy skin fa vao kotranina tsimoramora eo. Entina @ mastic ny vam @ talata ngamba
×
×
  • Créer...