Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andrinoa

Membres
  • Compteur de contenus

    642
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par andrinoa

  1. andrinoa

    RPR 2012 (côté technique)

    Otrany tsy ampy audi lety ity bannière ity ry hents an! d coté skin indray tsy mila manao porsh ela fa tsy misy hitondra io d ny 2Roues koa tsy haiko oé inona no hoentin-dry zalah ao. En tout cas am zoma 30 décembre izao no ahitana n'izany rehetra izany amin'ny composition team ka mbola manentana antsika rehetra mba ho tonga fa dia ny saison 2012 no ho resahina ao. Sady mila ho fantatra ny disponibilitén'ny tsirairay mba hijanonan'ny Team 2 ao am league 1 ary ny hiakaran'ny Team 1 ao am league 1 koa, ny stratégie VMRC 2012 ary ny stratégie contest 2012.
  2. andrinoa

    RPR 2012 (côté technique)

    Efa vonona ny fiaran'ialahy zany ry IRINA fa dia ataovy am zay ny essai ny ana lesy ra hents mitovy am fiarako tena izy ihany raha mba azo atao d merci d'avance
  3. andrinoa

    RPR 2012 (côté technique)

    lé fotsy ny fonds letsy no tiako, somary misy lé ombre lé izy d otrany 3D hafahafa , raha azo atao koa dia ataovy samy hafa ny lokon'ny soratra RPR eo am calendre: bleu ny R , vert ny P ary rouge ohatra ny R merci. Amin'ny zoma 30 décembre zany no fotoana hi-affine-na ny saison 2012 e
  4. andrinoa

    TEAM RPR 2012

    Za koa miheritreritra an'izay satria lésé ireo mba niézaka nampiditra point.
  5. andrinoa

    VMRC#9# Rallye Gidraka

    diso tanteraka ela mba hametrahan`izay manaraka eo ny evolution resultat io ka
  6. Vita soamantsara ny rallye, en générale nety tsara na dia nisy sorties vinaninany aza. Ireo thick fog no tena henjana fa dia tsisy hita mintsy ny lalana sady ny tena tsy nanam-potoana nanaovana reco dia nitandrina be. Ohatr'izay koa ilay joux plane bad condition tao am leg2 fa dia malama b ny lalana. Mbola tsy dia nisy nandalo firy fa dia izao aloha ny résultat 1 0= 5577 andrinoa Subaru Impreza N14 URT Rond Point Racing Team 2 N 1 ° 4 1 ° 101:48.32 +00:00.00 +00:00.00 +00:00.00 2 0= 182 zouzou FIAT Grande Punto S2000 Team Fafa N 2 ° 4S 1 ° 102:32.97 +00:44.65 +00:44.65 +00:44.65 3 0= 6348 simonedemi Ford Fiesta S2000 2010 Italian Team N 3 ° 4S 2 ° 102:50.96 +01:02.64 +00:17.99 +01:02.64 4 0= 1296 Nknow Subaru Impreza N14 Prodrive CMS Rally Team N 4 ° 4 2 ° 103:52.46 +02:04.14 +01:01.50 +02:04.14 5 0= 5062 acajouman Peugeot 207 S2000 [A.R.S.] Kiss Cool Racing N 5 ° 4S 3 ° 106:57.64 +05:09.32 +03:05.18 +05:09.32 6 0= 6222 Dorax Subaru Impreza N14 URT FMMSAM VIRTUAL RALLYE TEAM N 6 ° 4 3 ° 112:41.85 +10:53.53 +05:44.21 +10:53.53 7 8 3444 tootsi Subaru Impreza N14 URT N 7 ° 4 4 ° 139:27.79 +37:39.47 +26:45.94 +37:39.47 8 7 4824 ArchenemyR Subaru Impreza N14 URT N 8 ° 4 5 ° 145:11.74 +43:23.42 +05:43.95 +43:23.42
  7. andrinoa

    Rallye GIDRAKA

    Vita tanteraka ny rallye tsy nisy probleme firy fa tao joux plane bad condition no tena nalama b fa intermédiaire ny pneu nentina. Ireo thick fog koa dia tsy ahitana ninon'inona mintsy fa dia nade mora. Dommage pour NORIZA nefa tena misy temps tsara bdb. 1 0= 5577 andrinoa Subaru Impreza N14 URT Rond Point Racing Team 2 N 1 ° 4 1 ° 101:48.32 +00:00.00 +00:00.00 +00:00.00 2 0= 182 zouzou FIAT Grande Punto S2000 Team Fafa N 2 ° 4S 1 ° 102:32.97 +00:44.65 +00:44.65 +00:44.65 3 0= 6348 simonedemi Ford Fiesta S2000 2010 Italian Team N 3 ° 4S 2 ° 102:50.96 +01:02.64 +00:17.99 +01:02.64 4 0= 1296 Nknow Subaru Impreza N14 Prodrive CMS Rally Team N 4 ° 4 2 ° 103:52.46 +02:04.14 +01:01.50 +02:04.14 5 0= 5062 acajouman Peugeot 207 S2000 [A.R.S.] Kiss Cool Racing N 5 ° 4S 3 ° 106:57.64 +05:09.32 +03:05.18 +05:09.32 6 0= 6222 Dorax Subaru Impreza N14 URT FMMSAM VIRTUAL RALLYE TEAM N 6 ° 4 3 ° 112:41.85 +10:53.53 +05:44.21 +10:53.53 7 8 3444 tootsi Subaru Impreza N14 URT N 7 ° 4 4 ° 139:27.79 +37:39.47 +26:45.94 +37:39.47 8 7 4824 ArchenemyR Subaru Impreza N14 URT N 8 ° 4 5 ° 145:11.74 +43:23.42 +05:43.95 +43:23.42 9 0= 418 NORIZA Subaru Impreza N14 URT Rond Point Racing Team 2 N 9 ° 4 6 ° 147:42.59 +45:54.27 +02:30.85 +45:54.27 10 0= 1551 plomez Peugeot 205 Maxi F2000 1 ° 14 1 ° 151:35.85 +49:47.53 +03:53.26 +49:47.53 11 0= 7869 Adam Mitchell Skoda Octavia N 10 ° 4 7 ° 177:29.87 +75:41.55 +25:54.02 +75:41.55
  8. andrinoa

    Rallye GIDRAKA

    Vita ny leg1, nisy petites sorties majinijinika fa tsy dia grave very teo am 20 sec teo. Tao am boucle 2, efa saika retired ndray fa tapaka ny jiro fa soa ihany fa vetivety fotsiny ary tapa-kevitra fa dia hifoha vao maraina hanao ny leg2 fa mampitaintaina ity JIRAMA ity. 1 0= 5577 andrinoa Subaru Impreza N14 URT Rond Point Racing Team 2 N 1 ° 4 1 ° 52:52.78 +00:00.00 +00:00.00 +00:00.00 2 0= 3981 TivaTiva Peugeot 205 Rallye Team Catalonia A 1 ° 5 1 ° 56:35.05 +03:42.27 +03:42.27 +03:42.27 3 4 1000 matuvu Citroen Saxo T4 Team Fafa Bis A 2 ° 6K 1 ° 57:45.82 +04:53.04 +01:10.77 +04:53.04 4 5 8198 666 Renault Clio Williams N 2 ° 3 1 ° 59:30.30 +06:37.52 +01:44.48 +06:37.52 5 3 1342 deufr Subaru Impreza N14 URT Trajectoire Racing N 3 ° 4 2 ° 61:13.42 +08:20.64 +01:43.12 +08:20.64 6 0= 5639 teamfafa LADA KALINA C.O.R. Bis R 1 ° R2 1 ° 63:37.79 +10:45.01 +02:24.37 +10:45.01 7 0= 6020 bruca Ford Fiesta S2000 2010 New Holland Racing N 4 ° 4S 1 ° 68:26.87 +15:34.09 +04:49.08 +15:34.09 8 0= 2089 corax Honda Civic R3 R 2 ° R3 1 ° 70:32.90 +17:40.12 +02:06.03 +17:40.12 9 0= 2560 steeverandria Peugeot 207 S2000 Rond Point Racing Team 2 N 5 ° 4S 2 ° 77:22.14 +24:29.36 +06:49.24 +24:29.36 10 11 6713 panaderito Peugeot 306 Maxi A 3 ° 7K 1 ° 87:08.11 +34:15.33 +09:45.97 +34:15.33 11 10 3464 joejoefla Subaru Impreza N14 Prodrive CMS Rally Team N 6 ° 4 3 ° 89:58.60 +37:05.82 +02:50.49 +37:05.82 Bonne route laisany dia tantarao
  9. andrinoa

    CONTEST FMMSAM 2011

    iezaka ny ho afaka, fa mbola hitady fika ialana ao ampiasana ndray fa toa tsy mamely ilay manao faux malades mba toroy hevitra o!
  10. Vita ny rallye, anisan'ny rallye sarotra indrindra tamiko satria betsaka loatra ny préssion fa miankina amin'ity rallye ity ny championnat sady rapide b loatra koa ka vao manao erreur dia bye bye. Nanao tonneau maromaro tao am leg 1 ka dia tapaka ny transmission avant, nanomboka teo dia déclaré propulsion ny N14 ary nentina sur 3 spéciales bé izao io handicape io. Leg 2 indray vao nanomboka Mineshaft 2 dia tapaka ny freins ary nentina tsisy frein ny N14 sur 8km Résult gasy hatreto: NORIZA, andrinoa, IRINA, Beelabba Miandry ny évolution avy any aminareo, bonne route
  11. andrinoa

    RALLYE ASIO

    Vita tanteraka ny rallye ary farany vao nisy ventiny fa tsisy pb mintsy. Bravo Noriza, beels kou nintsana dia malalaka ny podium ry zalah surtout izay mbola tsy niainga. 1°418 NORIZA Subaru Impreza N14 URT Rond Point Racing Team 2 N 1 ° 4 1 ° 90:38.16 +00:00.00 +00:00.00 -03:55.20 2 0= 5062 acajouman Peugeot 207 S2000 [A.R.S.] Kiss Cool Racing N 2 ° 4S 1 ° 91:32.21 +00:54.05 +00:54.05 -03:01.15 3 0= 5436 carlossainz Subaru Impreza N14 URT Jupiler League N 3 ° 4 2 ° 92:00.44 +01:22.28 +00:28.23 -02:32.92 4 0= 646 gaborauto Subaru Impreza N14 URT HRF Racing Team N 4 ° 4 3 ° 92:43.61 +02:05.45 +00:43.17 -01:49.75 5 0= 814 Maverik Suzuki Swift E.P.C. A 1 ° 6 1 ° 93:46.51 +03:08.35 +01:02.90 -00:46.85 6 0= 5577 andrinoa Subaru Impreza N14 URT Rond Point Racing Team 2 N 5 ° 4 4 ° 94:33.36 +03:55.20 +00:46.85 +00:00.00 7 0= 1292 Rick4222 Peugeot 205 Rallye C.O.R. A 2 ° 5 1 ° 98:30.29 +07:52.13 +03:56.93 +03:56.93 8 0= 9997 crossers1 Subaru Impreza N14 Prodrive N 6 ° 4 5 ° 100:35.49 +09:57.33 +02:05.20 +06:02.13 9 0= 6058 soloalex Lancia Delta Integrale HF N 7 ° 4 6 ° 103:28.41 +12:50.25 +02:52.92 +08:55.05 10 0= 2889 Elisport Subaru Impreza N14 Prodrive N 8 ° 4 7 ° 104:09.74 +13:31.58 +00:41.33 +09:36.38 11 0= 9676 McicresAmer Ford Escort MK2 Team Catalonia H 1 ° 0 1 ° 104:26.42 +13:48.26 +00:16.68 +09:53.06 12 0= 5639 teamfafa LADA KALINA C.O.R. Bis R 1 ° R2 1 ° 115:25.49 +24:47.33 +10:59.07 +20:52.13 13 14 212 Gigigalli29 Peugeot 205 Maxi Italian Team F2000 1 ° 14 1 ° 117:58.98 +27:20.82 +02:33.49 +23:25.62 14 16 741 jeannot Peugeot 205 Rallye RAR (Rhône Alpes Racing) N 9 ° 1 1 ° 118:47.94 +28:09.78 +00:48.96 +24:14.58 15 13 1900 79 Subaru Impreza N14 URT N 10 ° 4 8 ° 122:17.14 +31:38.98 +03:29.20 +27:43.78 16 15 113 hondaflako Subaru Impreza N14 URT E.P.C. N 11 ° 4 9 ° 123:10.85 +32:32.69 +00:53.71 +28:37.49 17 0= 4763 R2000 Porsche 911 Turbo GT 1 ° 10 1 ° 128:04.88 +37:26.72 +04:54.03 +33:31.52 18 0= 4824 ArchenemyR Subaru Impreza N14 URT N 12 ° 4 10 ° 141:58.11 +51:19.95 +13:53.23 +47:24.75 19 0= 5221 205 f2000 Ford Fiesta S2000 2010 Trajectoire Racing Bis N 13 ° 4S 2 ° 158:59.22 +68:21.06 +17:01.11 +64:25.86 20 0= 2749 IRINA Mitsubishi Lancer evo9 Rond Point Racing Team 2 N 14 ° 4 11 ° 159:55.11 +69:16.95 +00:55.89 +65:21.75 21 0= 2332 Beelabba Peugeot 207 S2000 Wacky Races N 15 ° 4S 3 ° 162:21.29 +71:43.13 +02:26.18 +67:47.93 22 0= 444 Colombo Subaru Impreza N14 URT N 16 ° 4 12 ° 202:58.20 +112:20.04 +40:36.91 +108:24.84
  12. andrinoa

    RALLYE ASIO

    Vita ny leg 2 ary dia même scénario que leg 1 vao ES1 dia tsisy frein ka very 1min20 sec, soa ihany fa assistance avy eo dia notohizana. Au mm endroit ndray tao tanner dia calé tsy maintsy najanona mintsy ny fiara vao afaka ni-redemarre kivy tanteraka fa very 2min 50 sec o final. Zay sy IRINA no mbola nandalo
  13. andrinoa

    RALLYE ASIO

    vita ny leg 1 fa tena ratsy b, vao ES3 dia nanao tonneau bdb d tsy tafatsangana ny fiara, voatery nanao DA. Avy eo kay koa voa ny transmission avant dia nentina propulsion ny fiara sur 3 spéciales= very 1min 10sec teo ho eo 2è boucle niattak b ka tao tanner ndray calé ny fiara nefa mandeha 100km/h d lasa nanao sortie en large. En totalité dia very 1min 25sec . bonne route d miandry ny resultat avy any amlaisany
  14. andrinoa

    RALLYE KOTROKA

    Aiza ho aiza ny situation zao ry zalah fa toa tsy misy manao resum intsony?
  15. andrinoa

    RALLYE KOTROKA

    dommage lesy hajax lé eran'antananarivo mintsy no tapatapaka androany
  16. Vita ny rallye, teo am 3h 30mn teo ny total nanaovana azy ary dia nivoaka sempotra mintsy vao vita. DA 1 d TAQ maromaro ary tonneau 1 no nahazo ny tena en totalité, soa ihany fa tsy dia naninona ny fiara ary dia somary very temps ihany araka izany. Tsy nisy fotoana niattakéna mintsy fa dia gestion no natao vu les météos Mbola tsy nisy gasy nandalo alou hatreto fa dia miandry ny b sy ny maro izany
  17. andrinoa

    RALLYE KOTROKA

    Leg 2 vita sady mba tsy dia nisy pb fa tao am mix mod en bad condition no tena henjana b fa malama b, natao fotsiny izay nahatongavana hatrany am arrivée. Mbola za irery ny gasy nandalo d tsisy résult alou hatreto fa dia miandry ny any amlaisany. GO GO RPR
  18. andrinoa

    PILOTES CONTROLES

    Herjo contrôlé ela sur nation's cup
  19. andrinoa

    CONGRATULATIONS LATVALAZA

    zay mba t hitaingina ilay voiture-ny champion e
  20. andrinoa

    RALLYE KOTROKA

    Dia nakotrokotroka tokoa ny leg1 ry zalah fa vao ES1 dia DA, nandona olona . Avy eo nisesy teny antsefatsefan'ny spéciale ny TAQ in 4 ary farany tonneau = very 55sec teo ho eo o total. Gidraka be ilay tanner ES2 fa tsisy hita mintsy ny làlana raha tsy ny eo aloha eo(tao koa za no very fotoana b fa nandeha mora). Mbola tsisy gasy nandalo mintsy. Go Go lesy ry zalah
  21. andrinoa

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    Ialana tsiny ry zalah fa dia tsy mampiditra point ndray am ty , tsy nety mintsy ny WRC fa abandon
  22. andrinoa

    Nations CUP 2011

    Ny tenanay koa dia DNF fa dia ialana tsiny ry zalah
  23. andrinoa

    Rallye Raikitra

    ki! dommage kou lesy zany,ho ratsy ny resultat team zany le. Tena lasan`ny So6 zany ny championnat team am ty 2011 ty sady isika efa somary larguer avant ity rallye ity. I sakamainty ary lasa eo aloako zao d sur fa hiampy an`i beels, fablide ary zoS Mila miezaka daholo ny team rehetra surtout ny S2000 zany ry zalah a: smam, herjo, hras; sode tokony alou ihany lesy le participation an`i rawilf le, a la reguliere mba tafiditra 5 premier foana manko lery.
  24. Vita ny rallye, efa nivoaka sempotra ihany fa nisy surchauffe, TAQ ary tonneau teny antsefantsefany teny. Mbola 5 izao ny gasy nadalo faasio ry zalah 1 0= 1617 hajax Peugeot 207 S2000 Rond Point Racing Team 2 N 1 ° 4S 1 ° 102:05.72 +00:00.00 +00:00.00 -02:21.56 2 0= 2359 sakamainty Peugeot 207 S2000 Team SO6 Flat-out II N 2 ° 4S 2 ° 103:39.26 +01:33.54 +01:33.54 -00:48.02 3 0= 5577 andrinoa Subaru Impreza N14 URT Rond Point Racing Team 2 N 3 ° 4 1 ° 104:27.28 +02:21.56 +00:48.02 +00:00.00 4 0= 730 Papy Jim Peugeot 306 S16 Gr.A Wacky Races A 1 ° 7 1 ° 106:55.55 +04:49.83 +02:28.27 +02:28.27 5 0= 7020 mimowrc Ford Fiesta S1600 Trajectoire Racing A 2 ° 6K 1 ° 109:14.18 +07:08.46 +02:18.63 +04:46.90 6 0= 6058 soloalex Peugeot 205 GTI N 4 ° 2 1 ° 116:40.26 +14:34.54 +07:26.08 +12:12.98 7 0= 7070 M.n.R Subaru Impreza N14 URT TeamS06 Flat-Out Madagascar N 5 ° 4 2 ° 121:33.40 +19:27.68 +04:53.14 +17:06.12 8 0= 2457 Mario Fernandez Peugeot 205 Rallye E.P.C. Escuderia Filial N 6 ° 1 1 ° 126:04.63 +23:58.91 +04:31.23 +21:37.35 9 0= 1462 titi Porsche 911 Turbo GT 1 ° 10 1 ° 141:22.73 +39:17.01 +15:18.10 +36:55.45 10 0= 2719 lefkot Mitsubishi Lancer evo9 R40 Rally Team Greece 2 N 7 ° 4 3 ° 171:36.00 +69:30.28 +30:13.27 +67:08.72 11 0= 4090 Nirina06 Ford Fiesta S2000 2010 N 8 ° 4S 3 ° 173:14.64 +71:08.92 +01:38.64 +68:47.36 12 0= 9404 Kruznik Mitsubishi Lancer evo9 RACB Team N 9 ° 4 4 ° 208:03.59 +105:57.87 +34:48.95 +103:36.31
×
×
  • Créer...