Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andrinoa

Membres
  • Compteur de contenus

    642
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par andrinoa

  1. andrinoa

    Rallye Raikitra

    Ouf vita ny leg 3, tora-tscemboka mintsy fa ny andro kou efa mafana raha teo. Niezaka ny niattak ihany ka dia nitazona ny rythme toy ny tao am leg 2 ka mba tsy nanao erreur tsony tato fay ilay usure de pneu ka dia nampidinina ny pression nanomboka 3è spéciale. Bravo i hajax fa tena tafiditra 5 premier ela am reny rythme ireny 1 0= 1617 hajax Peugeot 207 S2000 Rond Point Racing Team 2 N 1 ° 4S 1 ° 102:05.72 +00:00.00 +00:00.00 -02:21.56 2 0= 2359 sakamainty Peugeot 207 S2000 Team SO6 Flat-out II N 2 ° 4S 2 ° 103:39.26 +01:33.54 +01:33.54 -00:48.02 3 0= 5577 andrinoa Subaru Impreza N14 URT Rond Point Racing Team 2 N 3 ° 4 1 ° 104:27.28 +02:21.56 +00:48.02 +00:00.00 4 0= 730 Papy Jim Peugeot 306 S16 Gr.A Wacky Races A 1 ° 7 1 ° 106:55.55 +04:49.83 +02:28.27 +02:28.27 5 0= 7020 mimowrc Ford Fiesta S1600 Trajectoire Racing A 2 ° 6K 1 ° 109:14.18 +07:08.46 +02:18.63 +04:46.90 6 0= 6058 soloalex Peugeot 205 GTI N 4 ° 2 1 ° 116:40.26 +14:34.54 +07:26.08 +12:12.98 7 0= 7070 M.n.R Subaru Impreza N14 URT TeamS06 Flat-Out Madagascar N 5 ° 4 2 ° 121:33.40 +19:27.68 +04:53.14 +17:06.12 8 0= 2457 Mario Fernandez Peugeot 205 Rallye E.P.C. Escuderia Filial N 6 ° 1 1 ° 126:04.63 +23:58.91 +04:31.23 +21:37.35 9 0= 1462 titi Porsche 911 Turbo GT 1 ° 10 1 ° 141:22.73 +39:17.01 +15:18.10 +36:55.45 10 0= 2719 lefkot Mitsubishi Lancer evo9 R40 Rally Team Greece 2 N 7 ° 4 3 ° 171:36.00 +69:30.28 +30:13.27 +67:08.72 11 0= 4090 Nirina06 Ford Fiesta S2000 2010 N 8 ° 4S 3 ° 173:14.64 +71:08.92 +01:38.64 +68:47.36 12 0= 9404 Kruznik Mitsubishi Lancer evo9 RACB Team N 9 ° 4 4 ° 208:03.59 +105:57.87 +34:48.95 +103:36.31
  2. Ho avy tsy ho ela tompoko mbola eo am-pandinihina azy indrindra
  3. andrinoa

    PREPARATION CONTEST RPR

    ny groupe ihany no mitondra io ka, raha N4 izy d izay zany na dia 2roues aza, sa aona grand kilomètre
  4. andrinoa

    Rallye Raikitra

    Vita ny leg 2, azo atao hoe netinety ihany fa nanao TAQ 1 sy tonneau 1 tao newbobs 1 sy 2 dernière boucle= very 13 sec teo ho eo. Mbola vitsy ny nandalo, tsy haiko na nanao erreur karl na mbola tany arinako falasa skipped 1 0= 5577 andrinoa Subaru Impreza N14 URT Rond Point Racing Team 2 N 1 ° 4 1 ° 66:40.67 +00:00.00 +00:00.00 +00:00.00 2 0= 7020 mimowrc Ford Fiesta S1600 Trajectoire Racing A 1 ° 6K 1 ° 69:00.38 +02:19.71 +02:19.71 +02:19.71 3 0= 6058 soloalex Peugeot 205 GTI N 2 ° 2 1 ° 73:44.47 +07:03.80 +04:44.09 +07:03.80 4 0= 7070 M.n.R Subaru Impreza N14 URT TeamS06 Flat-Out Madagascar N 3 ° 4 2 ° 79:50.29 +13:09.62 +06:05.82 +13:09.62 5 0= 1462 titi Porsche 911 Turbo GT 1 ° 10 1 ° 79:59.65 +13:18.98 +00:09.36 +13:18.98 6 0= 2457 Mario Fernandez Peugeot 205 Rallye E.P.C. Escuderia Filial N 4 ° 1 1 ° 80:00.59 +13:19.92 +00:00.94 +13:19.92 7 0= 9676 McicresAmer Ford Escort MK2 Team Catalonia H 1 ° 0 1 ° 84:20.54 +17:39.87 +04:19.95 +17:39.87 8 0= 6101 karlwelson Opel Corsa S1600 Rond Point Racing Team 1 A 2 ° 6K 2 ° 85:08.68 +18:28.01 +00:48.14 +18:28.01 9 0= 7475 Magic_Inno Subaru Impreza N14 URT FMMSAM VIRTUAL RALLYE TEAM N 5 ° 4 3 ° 87:42.08 +21:01.41 +02:33.40 +21:01.41
  5. andrinoa

    Rallye Raikitra

    Leg 1 vita fa very 1mn b izao, nanao face to face tao chirdonhead 2è boucle surchauffe ny fiara d nentina moramora ka very 30 sec isakiny spéciales 2 farany. Tany am lé tsy dia natahorana ndray no nigebona. Mbola lava ny rallye ka dia manambony morale alou no azo atao Bonne route laisany
  6. andrinoa

    Nations CUP 2011

    ok kou ny tenako
  7. andrinoa

    Team IRC 1&2

    ny ana kou tratran'ny coupure anié leg 1 d abandon sur 3 spéciale d tsy d motivé tsony nanao leg 2 d mbola DA2 kou natao fotsiny izay nahatongavana. Iza no 1er sy 2è lety?
  8. andrinoa

    PILOTES CONTROLES

    hajax, tsy neken'i ry lerony ny ddenla oe delai supplémentaire fa raha possible de alefaso haingana
  9. andrinoa

    RPR SALOON

    andrinoa : 1 L et 1 M
  10. andrinoa

    PILOTES CONTROLES

    sode tsy rariny kosa ity handefa replays isankerinandro ity klé , tiandry leirony hiverina carton orange mintsy ngamba za
  11. andrinoa

    Nations CUP 2011

    riry> nga ela efa nahazo volant sahadya any lavitra any
  12. andrinoa

    Nations CUP 2011

    Ny ana kou saika DNF fa surchauffe sur 2 spéciales tao montécarl heureusement mangatsiaka b ny andro d mba tody hatram farany Mbola zay sy NORIZA no nadalo fa asio ry zalah a
  13. andrinoa

    PREPARATION CONTEST RPR

    Aza adino ho antsika RPRT rehetra fa dia am vendredi 2 septembre izany no réunion manaraka miaraka am feedback amin'ny 19h précise ao am restaurant bon appetit en face de la station total route circulaire. Présence obligatoire!!!!!!!!!
  14. andrinoa

    PILOTES CONTROLES

    ok ok, alefako any am hentsrana rapitso
  15. andrinoa

    RALLYE ALCATEL - 2nd ROUND CONTEST V-MRC

    Merci an! kely fa dada reto RPR reto. Bobaka ihany zany trophees azontsika zany an mila ampitomboina reo amin`ny antsika
  16. andrinoa

    PREPARATION CONTEST RPR

    Irina: mety ireo fa ny itako d aleo esorina ny chirdonhead 2, tanner 2, cote d`arboz v1, bisanne V2, sikakama, raha mety d mba soloina mustaselka, harwood forest, raha ilaina d allez- retour kou afaka atao ho an`ny speciales rehetra somary rapide loatra mantsy ireo spegany ireo
  17. andrinoa

    PREPARATION CONTEST RPR

    Précision sur les lots a attribuer(petites voitures WRC ech: 1\32) mbola a confirmer ilay izy am semaine ambony fa somary mazefatra ouno ireny d tsy maintsy alefa sambo, nefa 2 mois vao tonga raha izay. Mbola hiresaka izy mivady hoe atao exception v isika sa aona d ho entiny avion. Croisons les doigts zany
  18. andrinoa

    Team IRC 1&2

    Ialana tsiny ry zalah fa dia vao ss3 dia abandon ny tenanay tsy hay na otrinona ny reparation zao na otrinona fa dia leg 2 manao misimisy. Tsy mbola mety voafehy ilay 207 ry rino a!
  19. andrinoa

    PREPARATION CONTEST RPR

    ok am vendredi a 18h 3o zany e
  20. andrinoa

    WRC Finland

    vita ny leg 2 fa tena tsy nety mintsy, tao ny TAQ, DA ary farany surchauffe, tsy maintsy nanao reparation d tonga ihany fa very 18 min. Hajax , noriza ary herjo bien plaC tsara daholo Bonne route zay mbola tsy nandalo
  21. andrinoa

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    merci pour l`invit lesy fa tena tsy afaka ny tenako, bonne route la any d tsara miverina kou
  22. andrinoa

    WRC Finland

    Ny anay ny punto mbola tsy nety velona fa otrany maty batterie lery fa ela tsy nihetsika
  23. Ary aona ity classement team am rallye Live ity ry zalah? Otrany tsy mety ilay 5 premiers au general no kotina am point team, misy team lésé b mintsy zao itako io. Ohatra ny ERT(ialako tsiny ry zalah alou an ) tsy dia manana fusée zao ry zalah fa moyen daholo = tsy ho tafiditra 5 premier mintsy zany = 1 point isaky ny pilote tonga hatramin`ny farany foana. Handicape b izany ka sao dia tokony heritreretina kely? tsy motivant mintsy manko izany zavatra izany. Sao dia mba atao hatramin`ny 10 na 15 premier, na ny tena idéal dia 3 premiers de chaque classe d mitovy ny azon'ny tsirairay par classe dia tsisy lésé,juste proposition io fa miandry ny hevitry ny tsirairay.
  24. fa firy decembre ilay contest ry booba a? mila miomana mantsy fa any zany ny championnat no hi-jouer ny RPR alou mety tsy ho afaka mankany daholo fa pour fair play dia handefa solotena izahay na dia ireo miady championnat fotsiny aza.
×
×
  • Créer...