-
Compteur de contenus
642 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par andrinoa
-
-
-
-
-
RPR Team 2 = résultat mauvaise stratégie satria 5 b izao no ni-cocher stable Monté-carlo anefa 3 ihany no afaka mampiditra point. Mitovy am zay ihany ny scénario Suède, 6 b izao no ni-cocher: 418 - NORIZA, 5577 - andrinoa, 858 - latvalaza, 835 - Herjo, 1767 - smam, 1617 - hajax. Mila alamina kely ry Mr le manager: 1ére proposition:avela am zao dia ireo 3 pilotes mampiditra point Stable ihany no sélectionner hanao stable WRC am manaraka => mbola hihemotra ihany zany ny classement antsika am'io semaine concernée io, mety ho lasa 15 è mintsy isika angamba. 2è proposition:[/u]atao antsapaka, dia ireo lany no manao WRC dia ny ambiny manao rallye hafa=> mila tonga 20 premiers ireo izay lany sinon mm scénario ke la première proposition satria ato no tena ahazahoana point betsaka indrindra am rallye rehetra: mety hihemotra koa izany ny classement raha tsy tafiditra 20 premiers ireo pilote-tsika. 3è proposition: tonga dia ny manager no misafidy ireo 3 hanao amty=> résultat no hitsarana ny manager oé bonne gestionnaire sa tsia Ahoana ny hevitry ny tsirairay
-
-
-
-
-
-
-
Ny pneu tonga dia tarmac wet foana refa monté carlo MOD ary refa snow ny MOD dia snow koa ny pneu. Refa sady misy snow no monté carlo ndray ao anaty boucle 1 dia tsy maintsy manao choix suivant ireo spéciales. Anaty reco no ahitana an'izany nefa tsy nanao reco ny tenako dia tsy afaka hanoro hevitra am lé resaka boucle.
-
-
Ny ana mbola tsy fantatro ny fiara hoentina am VMRC fa mety amiko daholo ankoatra ny 2RM, donc miandry ny safidin`ny tsirairay ny tenako vao maka izay tsy dia misy mpifidy mba hi-equilibrena ny dispatching du team. En resum, A8 2: Noriza et Alexwelson N4 S2000: ??????? N4: IRINA 2RM : sandback, djian, karlwelson, ragra
-
-
-
-
-
-
-
Satria tsy mbola nisy fivorian`ny commission technique hatramin`izao dia inoana izany fa mijanona amin`ny reglement 2011 ny saison 2012 ve? izany hoe: 4 categories : S2000, N4, 2 roues et propulsion. Mba mila valiny kely azafady ho an`izay afaka mamaly mba hanaovana dispatching ny Team. Misaotra mialoha.
-
-