Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andrinoa

Membres
  • Compteur de contenus

    642
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par andrinoa

  1. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    ié marina mintsy izany fa ny tsara dia miangavy an'i Mr le trésorier angamba isika mba hanao ny kajikajy ny hanatanterahana ireo ary anambara amintsika ny coût de participation amin'ny saison 2011. Fa inoako angamba fa eo am 3 000Ar eo dia mety ho ampy satria raha ny heritreritro dia toy izao angamba: -3 coupes(na symbole)= podium chamionnat WRC(raha ohatra ka gasy daholo ny podium, sinon dia mihena arakarak'izay résultat eo) -1 coupe (na symbole)=titre azon'ny TEAM sur Championnat V-MRC -1 coupe (na symbole)=titre azon'ny TEAM sur tous les championnats Rallyesim Ny Titre azon'ny TEAM amin'ny championnat contest sisa no tsy aiko hoe mety ahoana no anaovana azy.
  2. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    Misy proposition fanampiny indray ry zalah ity pour 2011, ka mila ny hevitry ny tsirairay: pourke RSRBR 2011 soit tjrs aussi attrayant . Mba omena valisoa ireo zay tafiditra podium au classement général pour le championnat WRC satria nitondra avo ny sainantsika gasy Maninona koa raha asiana Classement TEAM sur le championnat V-MRC ny voalohany ary Classement TEAM sur tous les championnats sur Rallye sim ny faharoa ary ny contest ny fahatelo. 1- sur V-MRC: atambatra daholo ny point azon'ny pilotes rehetra pour chaque TEAM sur toutes les catégories(S2000, GRN, 2 roues) et sur chaque rallye. 2-sur tous les championnats sur Rallye sim : mba omena valisoa koa ny TEAM gasy classé 1er amin'ny gasy , nitondra avo ny sainantsika gasy. Tsy mila atao fa efa automatique sur rallyesim. 3-sur les contests: mitovy amin'ny V-MRC. Propositions fotsiny ireo fa miandry ny hanatsarana azy.
  3. andrinoa

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Vita ny adidy tamin'ity fiodinana voaloha ny amin'ny petite finale ity, ka dia toy izao alou ny vokatra vonjy maika: 1 : 418 NORIZA Citroen C4 WRC 2007 45:03.82 +00:00.00 +00:00.00 -01:05.28 2 : 5577 andrinoa Ford Focus WRC 2007 46:09.10 +01:05.28 +01:05.28 +00:00.00 3 : 674 christo74 Ford Fiesta S2000 2010 51:37.77 +06:33.95 +05:28.67 +05:28.67 4 : 77 Cromax Citroen Xsara WRC 2007 52:18.82 +07:15.00 +00:41.05 +06:09.72 Ataovy milay ho an'izay mbola hanao
  4. andrinoa

    UPDATE 08 SUR RSRBR

    misaotra e!
  5. andrinoa

    Rallye des letchis

    mba omeo résultat lesy zay mba nahavita?
  6. andrinoa

    Rallye des letchis

    Vita hatram leg3 fa d kivy b fa tsy maintsy nanao réparation in 2 fa vaky radiateur d very 12 minutes, mbola vitsy ny nande hatreto. Miala tsiny ry zalah fa d tsisy doublé ndray tato am GRN fa am hérintaona ndray manao metimety. bonne route daholo zay mbola tsy nandé. Irina> mi-gérer sisa ela fa i Rdrazf sisa no atahorana. Hentsrana> GR N za fa tsy GRA dia ireto no sendra tadidy alou: Tanner: 3:09 Sipirkakim: 5: 02 East west: 6:45 mustaselka: 5:19 cote d'arbroz: 3:02 harwood forest: 3:33 mineshaft1: 4:55 mineshaft2: 4:59 rallye school: 2:23 joux verte2: 4:52
  7. andrinoa

    Rallye des letchis

    Vita ny leg 1, tsy dia misy ambara fa d tsy d niattak b, ny pneu raha teo kou intermédiaire. bonne route laisany
  8. big> rovina ny faran'ny inscription kay, sabotsy sa alahady?
  9. andrinoa

    retour

    fanga efa nanova fiara in2 ela? d aza adino ary ny manao inscription any am bigbang ra ohatra te ho classé, ra ohatra t itsapatsapa fotsiny d tsy koi na tsy manao inscription aza
  10. way lety e, za lety saika hivadika GR A le! efa ela anié no tokony champion fa mi-gérer sisa e! sa v aona? any mantsy mety mba iady 3è place d mba mahazo coupe
  11. andrinoa

    retour

    am hérinandro misy rallye des letchis kou d mba afaka mi-préparer 2011 ela e! groupe inona mou ela?
  12. Ity ndray ny vaovao farany ry zalah, aona ny organisation ary iza avy no mazoto?
  13. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    tsss tsy mety kosa zany ataonla zany ry errorist, tokony aloan'ny fifidianana ialahy no nanao séssion, zao zao lany ny Tsia mety betsaka manko no niova hevitra ra zay no nataonla
  14. andrinoa

    resultats WRC virtuel 2010

    Bravo beels sy zoS amlé voalohany sur chaque catégorie an! félicitation kou ela fablide am 3è place dia misaotra anareo ny malagasy nitondra avo ny sainantsika
  15. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    Za alou ry zalah dia efa ela no niandry an'izany oe Jeu de simulation rallye ka réaliste ilay izy! izay no nadrosoako ity hevitra ity fa raha tsy izany dia naleoko nijanona nanao colin mac rae na WRC fa amin'ireny za mba mandeha tsara ary mba tonga any amin'ny arrivée fa tsy abandon Hevitro izay an, fa aleo zay safindin'ny be sy ny maro no tanterahina
  16. andrinoa

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Marina zany lesy beels a! 3è place voudrait dire dernière marche du podium anié= mahazo récompense ihany sady manetsab mbola ho avy ry zalah a! y a un début à tout.
  17. andrinoa

    WRC WALES RALLY GB semaine 45

    Smam: niteny rery mintsy lety za tao chirdon a! fa bravo alou laisany:noriza, hajax et smam maximum de points ndray alou ny azontsika tamin'iny fa toa tsaratsara place daholo, miampy zay nanao france gravel
  18. tout ca c bien mais la plupart d'entre nous n'ont pas les moyens soa ihany fa nisy RBR mba ahafahana mitondra ireny fiara ireny sy mi-participer aux différents championnats mondiaux même si ce n'est ke du virtuel. raison de plus ry zalah ny mba hanaovana ny VMRC 2011 ho dégat réaliste mba ho réaliste tokoa anié ity Jeux lalaovintsika ity. Néanmoins merci à laza pour l'information
  19. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    Io zany mety foana fa zay lanin'ny be sy ny maro iany e! proposition fotsiny ny ana
  20. andrinoa

    WRC WALES RALLY GB semaine 45

    vita ny leg 3, fa malheureusement nigebona za vao nanomboka tao chirdon d vaky radiateur= tsy maintsy nanao réparation tam 2è spéciale d very 5 min teo ho eo. Bravo noriza fa 2è en générale alou hatramzao. 1 0= 5885 chepilevski Citroen C4 WRC 2008 A 8W 81:34.72 +00:00.00 +00:00.00 -08:44.34 2 0= 418 NORIZA Citroen C4 WRC 2007 A 8W 82:17.33 +00:42.61 +00:42.61 -08:01.73 3 0= 5811 Szek_11 Ford Focus WRC 2007 A 8W 83:10.47 +01:35.75 +00:53.14 -07:08.59 4 0= 35 jo10 Subaru Impreza WRC 2009 A 8W 84:04.56 +02:29.84 +00:54.09 -06:14.50 5 0= 9901 wrc Hyundai Accent WRC3 A 8W 84:26.60 +02:51.88 +00:22.04 -05:52.46 6 0= 155 condo12 Ford Focus WRC 2007 A 8W 85:52.71 +04:17.99 +01:26.11 -04:26.35 7 0= 7 christian Citroen Xsara WRC 2007 A 8W 86:15.08 +04:40.36 +00:22.37 -04:03.98 8 0= 54 thomas_radstrom Citroen C4 WRC 2007 A 8W 86:15.14 +04:40.42 +00:00.06 -04:03.92 9 0= 765 raf_ds FIAT Grande Punto s2000 N 4S 86:30.70 +04:55.98 +00:15.56 -03:48.36 10 0= 3747 riry Subaru Impreza N14 Prodrive N 4 87:06.11 +05:31.39 +00:35.41 -03:12.95 11 0= 354 philou88 Citroen Xsara WRC 2005 A 8W 87:21.80 +05:47.08 +00:15.69 -02:57.26 12 0= 5436 carlossainz Subaru Impreza N14 URT N 4 87:26.39 +05:51.67 +00:04.59 -02:52.67 13 0= 178 ethanol Subaru Impreza N14 Prodrive N 4 88:58.52 +07:23.80 +01:32.13 -01:20.54 14 0= 2804 ricoruf Subaru Impreza N14 URT N 4 90:15.92 +08:41.20 +01:17.40 -00:03.14 15 0= 5577 andrinoa Ford Fiesta S2000 N 4S 90:19.06 +08:44.34 +00:03.14 +00:00.00 16 0= 1191 fra81 Peugeot 207 S2000 N 4S 91:09.00 +09:34.28 +00:49.94 +00:49.94 17 18 1432 lprphoto Peugeot 207 S2000 N 4S 92:50.34 +11:15.62 +01:41.34 +02:31.28 18 19 6020 bruca Subaru Impreza N14 Prodrive N 4 93:31.29 +11:56.57 +00:40.95 +03:12.23 19 20 7416 Touns12 Citroen Xsara WRC 2005 A 8W 95:40.85 +14:06.13 +02:09.56 +05:21.79 20 21 4589 fredo25 Mitsubishi Lancer evo9 A 8 97:05.81 +15:31.09 +01:24.96 +06:46.75 21 17 801 kikiny Subaru Impreza WRC 2007 A 8W 97:21.00 +15:46.28 +00:15.19 +07:01.94 22 0= 990 soafahana Citroen C4 WRC 2007 A 8W 97:24.95 +15:50.23 +00:03.95 +07:05.89 23 0= 1319 sebas57190 Ford Fiesta ST N 3 99:42.14 +18:07.42 +02:17.19 +09:23.08 24 0= 6058 soloalex Peugeot 205 GTI N 2 100:14.96 +18:40.24 +00:32.82 +09:55.90 25 0= 3609 fede0023 Skoda Fabia s2000 Evo1 N 4S 102:00.42 +20:25.70 +01:45.46 +11:41.36 26 0= 1318 takisgr Peugeot 207 S2000 N 4S 103:43.11 +22:08.39 +01:42.69 +13:24.05 27 0= 77 Cromax Citroen Xsara WRC 2007 A 8W 104:25.80 +22:51.08 +00:42.69 +14:06.74 28 0= 25 ostendais Ford Focus WRC 2007 A 8W 114:44.98 +33:10.26 +10:19.18 +24:25.92 29 0= 1580 emsics Lada 2112 S1600 A 6K 117:41.43 +36:06.71 +02:56.45 +27:22.37 30 0= 1083 bibep Peugeot 207 S2000 N 4S 122:05.72 +40:31.00 +04:24.29 +31:46.66
  21. andrinoa

    WRC WALES RALLY GB semaine 45

    update wrc 2010 letsy a!sinon tsara mi-contacter rdrazafimbelo ialahy Smam fa leiry mahay diag haingana sy mahita solution @ io oh lety e! ny ana tsy niinstallé lé pack za après update 7 d mety tsy andé kou v ny ana?
  22. andrinoa

    WRC WALES RALLY GB semaine 45

    sao dia adinonla ny ni-installer anlé patch kely iny après update 5
  23. andrinoa

    WRC WALES RALLY GB semaine 45

    update 10 aoana lety? tsy azoko zany
  24. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    Beels> ary raha atao Dégat réaliste kou v manakory, am zay mba tena otrany manao rallye tena izy mintsy ny tsirairay e sa ahoana ry zalah? zay kou no tena mahatsara an'ity RBR ty(une vraie simulation)
×
×
  • Créer...