Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andrinoa

Membres
  • Compteur de contenus

    642
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par andrinoa

  1. andrinoa

    SORTIE KELY ENTRE RPRT FAMILY

    mirary soa hatrany ho antsika sy ny fianankaviana rehetra, afaka fa mety taratara kely fotsiny am 7
  2. andrinoa

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Vita ny adidy tamin'ity 2 nd round ity fa somary ratsy ny résultat: 4 DA et 5 TAQ m'ont relégué à 2min 19 d'IRINA, Enjakenjana lé snow - gravel - snow.Amin'ny herintaona ndray manao misimisy d bonne route daholo zay mbola tsy nandalo. Toy izao ny résultat androany: 1 0= 2749 IRINA Ford Focus WRC 2007 54:26.16 +00:00.00 +00:00.00 -02:19.62 2 0= 1617 hajax Peugeot 206 WRC 2003 56:07.80 +01:41.64 +01:41.64 -00:37.98 3 4 54 thomas_radstrom Citroen C4 WRC 2007 56:22.50 +01:56.34 +00:14.70 -00:23.28 4 3 5577 andrinoa Ford Focus WRC 2007 56:45.78 +02:19.62 +00:23.28 +00:00.00
  3. andrinoa

    Saison 2011

    aleo am fivoriana zany tonga dia samy mitondra ny S d atambatra ilay izy sa aona, miandry ny daty sisa
  4. andrinoa

    Saison 2011

    Misy lé topic navoakan'i soafahana ao oe mba mahamenatra iany ilay côtisation antsika tamin'ity taona ity 55Euros, fa mila miditra ao am association rallyesim mintsy isika gasy d mba samy mando 5Euros par an. Aoana ny hevitr'isika amin'io?
  5. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    za kou pour an'izay satria bdb no tsy mahay mapiasa io paiement io
  6. Tena milay lé izy ry soafa an! fa mi-sacade lé izy ndraindray tamin'ny nandramako tsy aiko oe ny machine v sa aona, en tout cas bravo
  7. andrinoa

    SORTIE KELY ENTRE RPRT FAMILY

    Za mieritreritra oe amin'ny dimanche 19 Décembre APM
  8. marina zany fa cétait juste pour te titiller lesy e! fa neanmoins tokony mba misafidy ela fa tsy mivadibadika b lesy e! za zao mba efa nieritreritra oe 2è aorinan'i grand maître IRINA
  9. beels>> marina fa stratégie daholo ny nataon'ialahy an! ary nanaraka làlana ialahy an! fa na dia izany aza tsy dia comportement sportif loatra ilay izy satria GRN no nanombohan'ialahy ,à mi-saison dia nivadika GRA ialahy et en fin de saison ndray d niverina GRN tu es vraiment un grand stratège sa mou diplomate
  10. andrinoa

    Rallye des letchis

    ny olana anié lety tsy azoko fefena izy fa izy ary mba mavitrika b e!
  11. laza> mbola miandry ny règlagen'ialahy anié za sur terre et tarmac eh! j'aimerai bien améliorer ma conduite sur la mitsu sady efa ho avy zao ny evoX
  12. andrinoa

    EVO X

    Là au moins mba afaka iady tsara am N14 amzay zany
  13. marina zany ry tweet an! defa ialahy sy emsic zany no mikarakara azy fa i lery otrany to any no mipetraka kou sa mou iza no anaran'ilay bandy ao am T So6 iny d atao hoe Boeny's contest no anarany
  14. 2011 ve tsy hanao @zay i Laza e aoana marina ny disponibilité an'i laza amin'ny herintaona e! raha accepté anié ireo titres à attribuer aux teams d combat b io e!
  15. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    ny tsara amin'ialahy alou an! dia misafidy team idirana, avy eo d mandefa mp any am-président zay team tian'ialahy idirana ialahy càd soafikov rah oh ka So6, NORIZA ra Rpr ary fafahcop ra Vrc. Ny any am rallyesim dia natao ho an'ireo pilotes zay tendren'ny team hampiditra point ho an'ny team sur tous les championnats rallyesim. Ialahy anefa somary tsy dia disponible hoy ialahy dia ny miditra membre team fotsiny zany no mety amla mba ahafahan'ialahy manao saisson complet V-MRC amin'ny herintaona na manangana team vaovao mintsy koa tsy maninona.
  16. andrinoa

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    F'angaha afaka mitondra S2000 @le Nation's Cup ié possible ra ohatra ka tsy nisafidy fiara izy am catégorie WRC.
  17. andrinoa

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Ela ty ry beels an! hay ela tsy nanao nation's cup fa laozan'ialahy nanimba classement tary amin'ny GR N tary tsy rariny mintsy an!
  18. andrinoa

    Rallye des letchis

    félicitations daholo alou isika zay tonga hatramin'ny farany, d félicitation manokana kou i grand maître sady podium no champion mada en groupe N , d amin'ny fivoriana ndray ry zalah miaona a
  19. Félicitations daholo aux nouveaux champions e! surtout au très grand maître IRINA Fa i J.Bee'ber kou v tsy mahay mipetraka any amin'ny catégorie-any any mintsy e! ny ao amin'ny GRN anié lety mbola ady b mintsy ny classement e!
  20. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    Ny tsara dia aleo miandry ny règlement 2011 izay hivoaka tsy ho ela fa ao no ahitana ny valin'ny kestion an'ialaisany, mino ao fa efa voarain'ny tompon'andraikitra ny heritreritr'ialaisany;fa raha ny tamin'ity taona ity alou dia tsy maintsy miditra anaty Team mba nahafahana mi-gérer ny pilotes rehetra.
×
×
  • Créer...