Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

hajax

Membres
  • Compteur de contenus

    396
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par hajax


  1. 0 point ndray ny stableko tam semaine teo nefa rallye gravel. 6 semaines zay 0 point fona ka mangataka ny manager za hiala ao team RPR. Tsy motivé intsony hanenjika le rallye stable isan-kerinandro fa hilalao fotsiny rehefa mazoto. Kamo be hianatra le lalana vaovao be dia be no sady tsy voako ty dégâts Realistic ty. Betsaka ny bandy motivé ka aleo homena an-dry zalà ny toerana. Ny contest ra sendra tsy miasa dia mazoto fona ny hanala azy.
    Mazotoa ry zalà!!

  2. Novitaina hatram farany ny rallye fa te hanala azy kely sady fanaovam-beloma ny team monster.
    Herjo> tonga kozio leisy ry leirony ao am rallyesim fa hiala za.
    Semaine KK ty fa vmrc tao am leg1 vo falstone dia DA. Leg2 shepherds shield voa le pont dia retired ary leg3 es voalahany dia retired.

  3. Vita ny leg1, Retired tao Es3 Newbobs Sad . Miala tsiny Mr Manager. Aleo hiala ao team WRC Monster leisy za fa tsy mazoto intsony. Tsy voatanako mitsy le Fiesta WRC fa puissante be lotra d KK fona. Very vola ny team am car repair sy retired fa aleo za ijanona. Merci e.


  4. Vita ny leg2. Retired tao Gran Canaria. Distrait centième de seconde dia sortie, rava ny fiara. Rallye tst mbola vita nefa efa lasa tany am manchester vs real ny saina. Miala tsiny Mr Manager. 3ème semaine ty zao 0 point ny stable. Ratsy be ty début saison ty (Sa le oe 13 ve?).

  5. vita ny leg2, KK tao sikakama fa nanjavona ny lalana, lasa bozaka daolo, very dia nidona tam vato, nanao DA dia nande teo am 100m vo hita indray ny lalana. Surchauffe moteur fa tonga ihany. Nanao car repair dia tsy nanao joux verte. Very temps be. Nanala azy fotsiny sisa avy eo.
  6. SUEDE


    Vita ny leg3. Naika vita tao Foron ny rallye. DA, tout droit, tête à queue, tonneau natao tao daholo. Mba tsy naninona le fiesta. very fotoana be tao. i beels koa very temps tao. Vita alo iny, aleo am zay hanala azy tsara am championnat bresil sy caraïbes ary Very HappyVery Happy .

  7. SUEDE


    vita ny leg2. enjana be ny visibilité tao am joux verte sy spirkakim. Efa nande mora mbola nisy sortie ihany tsss. DA tao newbobs2. Ny temps dia tsy mamely fa natao fotsiny izay hatongavana.
  8. SUEDE


    vita ny leg1. niezaka ny tsy hanao erreur, crispé be. déconcentré kely tao joux plane es4 fa nisy setroka nivoka teo am capot tam départ nefa tsy nisy touchette mitsy tam es teo aloha fa afaka vo niainga kely fa very fotoana mijery température moteur fa soa ihany fa tsy naninona. Tena ratsy koa le karlstadt fa 1:38 ny temps 1er passage ary 2:15 2éme passage fa nandona olana (sa vorona) teny ampanidinana tam le jump teo am pont, very 45s be zao.
    Dommage Irina sy andrinoa fa tsara classement tao am leg1.
    sarotra ty wrc 2013 ty, misy N14 sy RRC mande be ao, tena mahakivy mitsy le.

  9. vita ny Leg1. Enjana be ny pression am le realistic ny dégats.
    Es1 : Nanao touchette tam le ligne droite be tsy lavitra ny départ, teo am gauche 6, misy lavaka am intérieur fa sortie large dia nidona tam hazo ny côté droit tonga dia TAQ. naika vita sahady ny rallye. Mbola nisy TAQ avy eo fa soa ihany fa tsy nidona tam hazo. 7:32 ny temps, ny an'i cha rette 6:52.
    Es2 : TAQ iray indray. 6:27, charrette 6:57
    Es3 : Nilamina 4:57, charrette 4:51
    Es4 : Tsy nisy erreur mitsy 7:17 fa tsy mande mitsy, charrette 6:50
    Es5 : Nilamina 4:49, charrette 4:44
    Es : DA tsy lavitra ny arrivée fa déconcentré kely 7:04, charrette 7:02 nigembona koa i leiry.

    Classement général : mitarika i charrette 31:18:16, za manaraka +51s an'i leiry. I Verbal no pilote pro efa nandalo fa +2mn59s amiko i leiry.

    Grave ty realistic ty, tsy manao choc frontal mitsy fa tonga dia rava le vam.
    Leg2 sy 3 no tena sarotra am ty monte carlo mod sy tarmac ty.

    irina>Tonga dia chargé ao ny vam fa tsy mila manao choix intsony.

  10. vita ny don rallyesim,
    andrinoa, Herjo, Noriza, Steeverandria, Karlwelson, Djian, entsRana, hajax no efa nando. afaka manao don ndray am fin de semaine ty ho an'ireo izay mbola te-handray anjara.
    Misaotra
×
×
  • Créer...