Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

alexwelson

Membres
  • Compteur de contenus

    31
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. alexwelson

    Standard RPR

    Salut daholo isika mpikambana amin'ny RPR Team. 0 32 49 311 30 io no numeron'ny QG . Tsy nataoko any amin'ny FB fa ato dia mba ampitapitao.
  2. alexwelson

    Rallye Independance

    Salut daholo isika RPR. Dia tena ratsy vintana mihitsy aho amin'ity ralllye gasy ity fa tratran'ny coupure de courant teo amin'ny speciales roa farany amin'ny leg2. Tsy nahatosika intsony ny onduleur, noho izany dia DNF ny speciales 13 sy 14. Ialako tsiny fa efa mba nanao izay mety ihany kanefa sendran'ny tsy nahy. Mazotoa daholo izay manaraka ao. Veloma Alexwelson
  3. Arahaba nahazo fara sy dimby. Dia Maroroa taiza e!
  4. alexwelson

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Fisaorana mitafotafo no atolotro anao ry Ents fa dia hanao izay mety aho è!
  5. alexwelson

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Salut Ents. OK vonona hanao VMRC aho. alexwelson N° 2856. Any amin'i Bigbang ihany ny fandoavana ny vola saingy ny montant no tsy fantatro. Ny dabako dia Mitsubishi Evo X Groupe N4[b] Dia misaotra indrindra mialoha ry Ents. OK Ok
  6. alexwelson

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Salut daholo isika Team! Rehefa nieritreritra sy nandinika kely aho dia tapa-kevitra fa tsy handray anjara intsony amin'ny RSRBR. Ny antony dia tsy arako intsony fa mi-stress be ahy ka mangataka tso-drano aminareo aho hijanona. Malahelo aho hisaraka aminareo kanefa hitako fa tsy ho vitako araky ny eritreretako azy intsony ilay izy. Izay ry zalahy fa dia mazotoa daholo ianareo. Alexwelson.
  7. alexwelson

    TEAM RPR 2012

    Manao ahoana daholo. Mba misy fanontaniana kely ity raha misy afaka mamaly. Azoko atao ve ny mitondra Megane RS groupe N4 3 2 roues motrices amin'ny V-MRC,sa tsia? Sa tsy considerena ho 2 roues motrices + 1600 cc io ? Misaotra mialoha amin'ny valiny.
  8. alexwelson

    RPR SALOON

    Salut! Ny anay sy Steeve izany dia 2 (roa) ka XL daholo Merci.
  9. alexwelson

    TEAM RPR 2012

    Misaotra betsaka Ra Hents fa izay vao milamina ny saina a!
  10. alexwelson

    TEAM RPR 2012

    Salut daholo. Aiza no ahafantarana hoe voarain-dry zalahy ny Replays nalefa?Complet sa tsia? Izany hoe efa nilaza fotsiny tao amin'ny roadbook aho fa envoyés. Misaotra .
  11. alexwelson

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    Alexwelson dia handray anjara @ Audi A3 Gr N4 @playseat ato @ QG,izaho tompoko dia Sénior dia any no mifankahita e!
  12. Salut daholo! alexwelson 2856 Golf IV TDI A7_2 karlwelson 6101 Opel Corsa A6 K ragra 8979 Opel Corsa A6 K Merci
  13. alexwelson

    logo RPR

    Manao ahoana daholo aloha eh! Misaotra anao aloha ry Hentsrana namorona ireo Logos roa ireo fa samy tsara. Tsy maintsy misafidy moa ka raha ny tiako dia ilay voalohany satria manakaiky kokoa ilay teo aloha no sady manana ny "Originalité". Ilay faharoa mantsy dia ohatran'ny fahita matetika. Hevitro ihany io fa ny lanin'ny besinimaro ihany.
  14. Effectivement nous en avons parlé longuement à propos de ce problème et je penses que IRINA a tout à fait raison. Du coup , je ne me sens pas assez motivé pour la suite du championnat et je pense qu'il en est de même pour le deuxième pilote Porsche (Djian). Pouvez-vous bien revoir ce problème s'il vous plait ? A bientôt , merci .
  15. Misaotra betsaka ry Smam fa efa mikotrana amin'ilay Porsche 911 sitrany ahay mba mampiditra point e. Sarotsarotra ihany satria i Papy Jim no adversaire kanefa tsy mety resy. Eny atao ihany izay mety.
×
×
  • Créer...