-
Compteur de contenus
553 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par NORIZA
-
-
-
-
-
-
marina izany ry zala fa lasa loterie mihintsy ny misafidy pneu ny ahy 1er partie leg2 Snow sady voa be isaky ny itermed no manao sortie foana DA tsy ferana intsony,2eme partie natao Wet dia mety kely fa mbola sortie ihany angamba tokony misy limitation de vitesse à 60km/h ireo SS monte carlo ireo,zara raha arrivée aloha fa dia ho hita eo ny leg3,ny facture réparation efa miandry ao ny spons mety tsy handoa intsony n'est ce pas Hentsrana?
-
-
-
-
vita ihany ny leg2 ry zala,vao niainga NoikerII dia sortie kely simba ny vam fa soa ihany fa fefa akaiky ny arrivé dia ilay ES roa tao mba fohy daholo dia tonga ihany sinon tsy dia ratsy ny résult na be faute aza,mitarika vonjy maika aloha fa ho hita eo ny valiny farany(1er S2000 dia 4é général) asio zala
-
-
Sali daholo, vita ny leg1 somary mbola mamerina tanana sy mijery réglage @ 207 (sous virage,freinetc...),nanao 2 TAQ dia faute kely 1 fa tsy maninona fa miezaka ny ho tonga h@ farany.Tsy nandray classement fa sahirana be koa @ le connexion miandry eo @ 5 mn eo isaky ny spéciale vao lasa ny temps fa ratsy réseau be aty amiko.Teo @ 11é provisoire teo aloha t@ leg1,2é N4 S2000 ho hita eo indray ny Leg2
-
-
-
-
-
-
-
-
satria + de 10 isika izao dia aleo tonga dia hatao ilay 2é Team RPR ka tokony jerena tsara mba équilibré ilay izy. Proposition raha mety équipe1:Irina(manager) Latvalaza Hajax Alexwelson Sandbach Tweet équipe2:Smam(manager) Andrinoa Noriza Hentsrana Djian Karlwelson dia hampiana en fonction ary ahoana Nomenabryan ve inscrit?Steeverandria?DjamalB12?sns...
-
-