Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

rirymaster

Membres
  • Compteur de contenus

    955
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par rirymaster

  1. rirymaster

    V-MRC SAISON 2011

    POUR RAPPEL Rallyesim a besoin de dons: * Des dons pour payer quoi ? - Serveur du forum 120€/an (Hosteur : Infomaniak) - Serveur du Live495€/an (Hosteur : Ikoula) - Serveur TS65€/an (Hosteur : TSCAST) _______ soit un total de :660€ / an minimum A ce tarif là, sans vos dons, rallyesim n'existerait plus, alors continuez à nous aider !!
  2. Ie, mila manao inscritpion @le forum vao² satria ahazo mail de retour de validation avy eo hoe tena inscript tokoa ianao de izay vo afaka manao ny choix des voitures pour 2011 sy ny rallye à cocher pour gagner des point pour le Team et Carrière
  3. rirymaster

    session Fisakana I 2011

    Nahita ilay session fa tsy nety tafiditra fa misy erreur mipoitra nenà de mikatona mihitsy ny RSCenter avy eo de nanao test grandeur nature sisa
  4. Ny tsara izany dia tokony mba hazoto isika @ saison 2011 hitsidika ny forum rallyesim fa ny @ty mou efa presque hikatona indray ilay forum 2010 de hiova http://xi.rallyesim.com/ indray izy zao afaka fotoana fohy. Ka mampirisika antsika izay mbola tsy nanao inscription any @io forum rallyesim io ka manam-paniriana ny handray anjara @ rallye virtuel saison 2011
  5. Vonona foana à la limite de mon disponibilité
  6. Ny ALL PACK zany téléchagena ndray kou an??? sa tsy mila? Nareo zany de tsy mba mamaky tsara izay miseho ao @ forum rallyesim fa rehefa hanao download ihany vo mba mandalo ao
  7. AUX DREAMTEAM GASY POUR CETTE 3eme PLACE MERITE
  8. Mba saika hanao Download anlé RSRBR2011 zany fa de tsy disponible mihitsy ny serveur rallyesim anio tontolo
  9. PDD>> Alefaso ato zany ny fanalaza azy party fa le atsy @ trombi tokony ho sary fotsiny ranoray de @zay tsy feno wawawa ao fa ato no mifanala isika
  10. Mirary fiononana tompoko de aza misosok'alahelo De nanaina ra mba nasina Parafoudre farafaharatsiny Sady tsy lafo ngé reny e
  11. Efa nasiko ndray ao rariva hoan'izay mazoto fa 2RM ihany fa tsy ni-blokeko ilay vam Déjà ilay Clio mandé be % @ le 205 de tsy équitable ny combat donc Ny tsara angamba dia mitondra izay tiany fa 2RM ihany de ze de 6SS Good condition daholo avec réparation à chaque SS
  12. Nahafinaritra ilay omaly fa monaina ihany aho tonga teo @ 5ème SS fa leo be le manao tête de péloton foana Sady tsy de nisy bandy akama gasy bobaka tao fa 4 fotsiny de vo maika kamo be nanohy de naleo Fa ho présent rariva fa mbola ho ela vo 2011
  13. Ary za tsy mba kopy an'io mihitsy an Nefa nenà ny setup rehefa France de setup Tarmac no hitondrako azy Soa ihany fa tsy mrillll be hoatran lisany de tsy tratra replay foana
  14. Les intrus sont: BEELABBA-SOAFIKOV-IRINA
  15. Présent na dia ho aza ny tenanay @io
  16. Tongasoa ary o !!! De mazotoa manisy sary ato zany knou !
  17. Raha te hitondra EVO X na te hiova daba vaovao de aza maika ny handany Jocker fa izay no nanjo an'i Soaf t@ ty 2010 ty fa lany alohan' fotoana ny azy
  18. mihomana hanao telechargement !!! Mahatoky ny partager la passion izahay raha io ka
  19. Mirary fiononana hoa n'ny Fianakaviany ny tenako
  20. Pas de Sub-Killer Mahaiza mionona @ URT zany f'inn mou Sa hivadika S2000 pour redevenir du Prospect
×
×
  • Créer...