Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

555

Membres
  • Compteur de contenus

    52
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par 555

  1. 555

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    Toa mitsikera be fotsiny koa i M.n.R zany ! Alaivo tsara aloha ny RAVINAHITRA dia avy eo mba manaovà jerena. Ho hita eo... sady @zay mety mba misy hotantaraina, mety mahazo Aloha an'izay de mazoto mamaky ny post-n'ny passionné sasany mi-partager la passion fa aza maka lagy e ! Tsy comentaire an'i M.n.R io fa tao amin'ny moov.mg (c'est le défaut des posts anonymes). i M.n.R mba nizara tamintsika fotsiny Ok, miala tsiny re M.n.R ooo !! tsizy mitsy zay zany ! Tsy mahazo nininn Mba gaga ihany a mantsy.
  2. 555

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    Toa mitsikera be fotsiny koa i M.n.R zany ! Alaivo tsara aloha ny RAVINAHITRA dia avy eo mba manaovà jerena. Ho hita eo... sady @zay mety mba misy hotantaraina, mety mahazo Aloha an'izay de mazoto mamaky ny post-n'ny passionné sasany mi-partager la passion fa aza maka lagy e !
  3. 555

    PRONOSTIC ASATANA

    +1 aloha @ zay !!! Mila fahazarana mitsy io koa ! @ ty kosa aloha mba hisy combat "multi joueurs" fa taloha toa duel foana (joda-roi, joda-laza, laza-zzm, joda-zzm). Pronostic : Joda-Roi-Zzm-Laza-Irina-Kopela-Sissi-Nashemi-...
  4. 555

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    Tonga soa le evo9 oooo !!!!
  5. 555

    Toutes les photos

    Tena aleoko dray ao anatin'le hélico klé !!! Sensation be ! Otrany to le 207 @zao
  6. Mamay @zay ela ry S2000 !!!!! Enga anie !
  7. 555

    Rallye Asacm #2#

    Félicitation ho an'i lé maître henjana be !!!
  8. 555

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Six be Nari9 !!! Mety be le rapport de mission !
  9. 555

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Arabaina daholo zalahy a ! Nampangitakitaka iny rallye ! Izay nahatsapa hoe tsy dia nety dia @ juin manarina e ! Misaotra ny Rallygasy t@ ny Live fa na zahay ts nahita aza tao anaty spectacle tsara.
  10. 555

    sary rallye tama

    Milay be leisy a !!!! Ts maintsy hahazo mission bobaka ihany là raha izao ! Misaotra e !!!
  11. 555

    sary rallye tama

    Milay be le sary eeee !!!! Misaotra betsaka e eee !!!!
  12. 555

    rallye tama

    Misaotra @ lé résultat provisoire ee !!!!
  13. zay no mahatonga an le misy adala be ve ? Nari9, atôvy adala be ny sary e, fa efa adala be ry zalà @ le apectacle !
  14. 555

    R.A.C

    Midera an'i Mat & Ted @ course dry zalahy ! Ts maintsy miady foana ary mety ihany io @ farany
  15. 555

    MRC RALLYE SRK #3#

    +1 @ Beelaba. Ts hoe hanao stratégie fa mba mampiakatra pression kely.
  16. 555

    INSCRIPTION SRK

    3790 Tokyhiro Arai Subaru Impreza N10 Misaotra ny mpikarakara !
  17. 555

    INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR

    Salut daholo ! Saika hanao inscription. Pseudo: Tokihiro_Arai Numéro : 3790 Daba : N10 na Evo6 gr.N Parrain : Nari9. Okay, de mazoto @ reco. 555
  18. Slt ! milay be ny sary sady misy ny pompom Ary iz nahazo ny Drift TeamSo6 ?
  19. 555

    youtube

    Fa momba anle Sub kosa mbola ao ihany le feo !!!! flat-4
  20. 555

    youtube

    Iny ra-maîtr le !!
  21. 555

    Pioneer Carrozzeria Rally Japan

    Stage 20 1. Mikko HIRVONEN 2:21:31.8 2. Jari-matti LATVALA +15.5 3. Sebastien LOEB +53.5 4. Chris ATKINSON +2:26.0 Team Ford ah! ny constructeur no poinsena sa !!! Azo io fa miady kely !
  22. Golf ihany zany defa mety @ heritaona. Ts mila mi-invest be loatr !!!
  23. 555

    Milay ny sary !!

    Milay be ny sarin lisany zalah !!! Na zay ts nahita aza ohatr tena anhita mits !!! Mer6
×
×
  • Créer...