Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Tweet

Membres
  • Compteur de contenus

    203
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Tweet

  1. Palette ny vitesse d frein à main levier
  2. vue para-choc d refa kamo d vu para-choc ihany
  3. Tweet

    Stable RPR 2011

    mety amiko !
  4. Tweet

    Saison 2011

    arahabaina zany fa tonga ato amin tanana e!
  5. Tweet

    IRC Monte carlo

    za koa ry zala tsy naka départ mitsy fa tena tsy ao lay sensation moa valaka ny asa!saika alahady nanao fa mbola niasa ndray e!amin ity semaine ity zao tsy aiko oe aiza ny anao fa ohatrany iakatra kely za!
  6. Tweet

    IRC Monte carlo

    Grave koa lesy zany, matahotra le Monte-carlo io mitsy aho. Inona moa ny sanction ao @ reglement raha tsy maka départ? M. le manager!! Ny ana moa zany leisy d tsy hitako mitsy ny pneu ampiasaina fa d masosotra lay izy! atao wet tsy any atao snow tsy any!tsy aiko intsony!
  7. Tweet

    skin 2011

    so d mba afaka anamboarana koa zay ooo! merci d'avance e!!!!!!
  8. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    Inona lesy ny pneus adaptés @ireo lalana ireo? ohatrany atao snow tsy mety atao hafa tsy mety!inona ihany ny pneu fa tsy hitako mitsy zany ilay feeling e!
  9. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    zay mitsy tsy aleo v mba asina reference ny temps marina!amin zay mba misy afantarana ny limite
  10. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    ohatrany gaigy b ihany resaka budget ty a!surtout eo amin ilay usure par spéciale! ohatra Monte-Carlo: 13 ss * 500ero$ : 6 500 ero$/voiture ny inscription: 5 000 pilote/rallye achat voiture : 100 000 ero$ ny tena evitena zany lay manao abandon amin leg rehatra fa tonga d banky lé!
  11. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    aty ny Irc team 1 mbola tsy ao a!
  12. ary lay chrono manager ohatrany tsy mandeha tsony a!tamin 2010 mantsy misy lay soratra oe Km sur ss/ Km sur voiture/ d ny iray lay oe temps session publique sy temps reco izy iny d lay meilleur temps ohatrany tsy misoratra eo tsony sa ahaona ny fandehany iny?
  13. Tweet

    Stable RPR 2011

    d ahaona ny fandehan'ilay stable aloha fa ny remarque itako mantsy d ohatrany vitsy kely ny olona mi-cocher!d eo amin ilay participation oe iza ny pilote mba t anao an ity rallye ty ohatra! so tsy mety mantsy ilay oe premier arrivé premier servi sa izay fanamboarana eo ihany!
  14. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    fa isika zany mbola afaka miova vam zany ra ohatra ka lafo b lay izy !ny tena marina za tsy mbola nikitika Gr N hafatry 207S2000 ! d io ihany ny réglage ketrehako ny marina fa kamo b lay itady amin vam sasany!
  15. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    degan marn alo e, za met hivadika 2RM tampoka ra zao fa sad mbol novice nef mitetateta ary ambony ary tsis novice zany fa tonga d ny eo alohan an iala
  16. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    Aleo andeha @le 207 fa miezaka tsy manao abandon e. Isika otpimiste kah vita tsika io e!
  17. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    ka eo mitsy za vao tonga saina oe kay lafo b ny vam nefa ra manao faute d efa zay ny vita fa mihena ny $! tsy maintsy ho faillite ihany lé d ahaona ary ny hevitra e!sa soloina ???
  18. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    Ok tsy manin ataok e, tng d ataok demande inscription RPR team 2. le resaka daba zao no aon??? classement general daol v sa anenjika par classe d zarain arakzay, afak manana daba 3 tsika anaty team Milay ry zalahy fa de ao Monte-Carlo mifankahita zany a Noriza sy Tweet>> Inona ny fiarantsika ao @ IRC? Ny ahy no otran'ny mety amiko zao 207 S2000, ary ny anareo? Efa nataoko 207s2000 daholo ny tany amin rallyesim!d mila maka daba amin zay sisa angamba!
  19. Tweet

    skin 2011

    mba anmboary koa leisy zay ry bainina fa efa nianatra ihany fa eeeeeeeeeeee!! tsy artiste e!ny bika no artiste
  20. Tweet

    Rallye Lohataona

    zany rallye lohataona zany v tsy orana sy zavona vao maraina lé!!!
  21. Tweet

    SORTIE KELY ENTRE RPRT FAMILY

    sambatra leisany lé! bonne route 2011 e!!
  22. Tweet

    Stable RPR 2011

    zay choix an'iala sy zay hitan' iala oe milay ny lalana!ny tena tsara aloha amin career zay b coeff
  23. Tweet

    Stable RPR 2011

    Ny stable moa zany ny ekip 1 sy 2 samy mi-presenté pilote 3 avy?fantaniana adala
  24. Tweet

    Stable RPR 2011

    ny ana 207s2000 Vmrc IRC sy zay rehetra ambiny!
  25. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    Milay a!d lay team 2 koa v mety atao ny logo! d inona ny daba zany!ny ana 207 s2000!rampitso poster-ko ao amin rallyesim daholo ny an'ny ekip 1
×
×
  • Créer...