-
Compteur de contenus
1 359 -
Inscription
-
Dernière visite
Réputation sur la communauté
0 Neutral-
irina a commencé à suivre Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces, mrallye, arc et et 6 autres
-
-
-
andrinoa> rava indray ny tsena @ ty WRC ty, Noriza ko DNF, Za DNF, ialahy... Ravo tsy milamina ko ny saina d ts concentré mits e... Herjo> tena marina izany, na dia saut ko aza ataon'là à fond imbetsaka d misy jeu ny trains roulant... Tandremo ny manao touchette ko fa tonga d DNF fa tsy velona intsony ny fiara an... Zay ny nahavoa ana tao Leg 2 New Bobs tao... D ny DA ko lasa 40 sec sa ny mandona ol iz teo...
-
-
-
Bravo hajax nahatonga rallye atramin'ny farany... Ny ahy, compliqué b ty rallye ty e... Départ d RRC no chargé d nanao reclam d mbo tafa ihany ny POLO. Vita soa amatsara ny Leg 1 dia tsy nisy temps lasa fa fotsy b ny ecran de resultats. Nefa ny ES mi-cahrge foana. Tonga dia hiditra leg 2 dia ts tafiditra fa mbola ilay leg 1 ihany no azo chargena... Nanao reclam indray d zoma alina vo hafaka nihainga fa ny fotoana indray no tsy nisy ny asabotsy. Omaly andeha hanesy leg 2 sy 3 dia vo 2ème Es leg 2, écran noir (ny feho heno fa ny sary tsy hita intsony : tao Joux verte io)... Kivy mits... Aleo manarina @ manarak nefa mba efa tsara ihany ny classement raha voatazona vita leg 2 iny...
-
-
misy problem mits ny team Polo, fa ny ahy indray dia efa hafak nanainga soamatsara fa dia tsy nety lasa ny tempas rehetra leg1, fa ecran blanc fotsiny izao ny affichage temps. Dia nandefasak mp i fifou sy i Beu-C woe aon ny atao, dia mila halefa any ny Html sy 7z rehefa hafaka mandefa izany. Omaly mants mbola tsy nandeha ireo fichiers ireo.(Zay lesy ra Hents a). Andeha tonga dia hanaiga leg 2 indray dia loza fa mbola hafaka manao choix hanaiga leg 1 indray za... lol, d ho troisième fois kosany v ny leg 1 tsy ho voalohany ao aho? Aleo mi-informe andri zalah...
-
-
RAIKITRA IZANY RY ZALAH NY FOTOANA FANAOVANTSIKA BONNE ANNEE RPR A! Ho tanterahina ao @ QG ny asabotsy 26 janvier à partir de 16 heures e! Fandraisan'anjara : sakafo maivana ho atao snack + jus toutes catégories Au programme : - Présentations des membres ho an'ireo izay vaovao - Divers échanges d'expériences au jeu RBR : pilotages, réglages, déclinaison des catégories en championnat on-line pour les points stables - Autres échanges pour autres activités sportives - Photos de famille (de préférence avec les trophées RBER eues par les pilotes du Team) Présence de tous vivement souhaitée, A samedi zany e!!!
-
-
-