Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Ofet diso ary za....mivily à gauche ilay izy fa tsy à droite !!!!!!!! mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrr
  2. Raha mba vitan'zany lesy!!!!..tsy efa pilote enjana daholo ny teto @tanàna???mdrrr... Za nanandrana an'ilay ES rehetra fa lé noiker 2 alony tena méchannnt bee ..tsy tiako e!!..sinon ilay ES @australie somary technique be daholo!!!ny tena masosotra dia ilay antsana be atsy ambadika!!! vao tsy mahay dia efa lasa manao pik nik kely any anaty lavaka alony!!!!..( dia avieo maka assistance@ilay bandy manao short kely sexy iny!!! ).fa refa hita kosa ilay izy tena matsiiiiro annn!!!..sinn lé gué maro² koa milay be ny lomano ao anatiny !!!!!!hihihihii:P
  3. Bon.... zao vao afaka manazava tsr fa somary maika kely teo fa be adidy!!!... Jereo tsr aza : hitanareo ny fiakarana ambohipo? d tonga ery ambony dia mivily à droite ny makany ambolokandrina. D aveo rehefa tonga ery @ilay làlana pavé dia mbola manohy iany.... dia avio nareo tonga ery aloha ary misy tatezana:P dia just eo aloha eo misy làlana mivily à gauche (makany @bibilava) dia ny à droite makany @ cité des professeurs...mazava hoa azy zany fa ilay mivily à droite no alainareo...dia aveo manohy foana....dia tonga ary aloha² ary dia misy lalana roa indray..ny iray mahitsy dia ny iray mivily à gauche...dia ilay mivily à gauche no alainareo... drefa tafavily à gauche dai mande @iny juska la fin dia misy barirère ao aloha ao... dia misy gardien eo d kozio fotsiny hoe ande hi burnssss hoee d toundé ampidiriny laisany!!!!...manadala aho.. kozio fotsiny lé gardien eo @barrière hoe ho ao @ logt02 laisany d ampidiriny..zay..dia ap an'ilay barrière laisany dia mivily à droite dia trano faharoa sur la gauche ilay izy. (toundé fantatra fa ampirehatra jiro eo ambavahady za dia ao)..vavahady mena². Fa ny hitako hoe mety ary ( sy sur kokoa ) dia manao fotoana @ bigbang laisany d miara-mizotra ...@zay sura fa ho tonga tsy misy very !!!!mdrrr.. Ms bon... laisany no mahita azy ao ee!!.. Hay...raha mba afaka mitonga an'ilay dvd rallygasy laisany lesy milay be mba jerevava mandra-pà eo!!!.sy ilay cam embarqué an'ry matio sns !!!!...mba jerevana mandra-piandry tour !!!!!mdrr Hay dia aza adino koa ny mikozy hoe firy au total fa sô tsy ampy ny lôka !!!mdrrrrrrrrrr
  4. Ambolokandrina cité des profs e!! logt 2 !!! azavao eo lesy rah bigy fa za somary maika io a!!!!hihih.. ofet ety akaikin'ny vahy'in aty leiz!!! azavao eo bigy a!! d tskoi fa any tsika mikaly ee!! ra mazoto hinana vary sosoa sy kitoza laisany !!! kozio fotsiny hoe firy hijerevako hoe firy kapôka ny vary andrahona !!! ...21h mety tsr....radm zany oké ann !!!!! miandry an'laisany zaa... manoratra eo iany za rariva...
  5. Dude1111

    SETUP RBR

    hihihihi..tena mivaky loha miketrika setup mintsy laisany ann!!!..hihih...Na afaka mi-telecharge setup vita hoa azy ao @ BHmotorsport anie laisany raha kamo hiketrika eee!!hiihi..zany hoe tsy mi-garantir za fa milay ilay ao an!!!hihih... Fa n'empêche interessant iany ilay lien faha 2 an !!! mba miteny ny tokony atao !!!!hihi..mety tsr aminay madinika !!!!
  6. tô otrany hitako hoe tsy afaka hono ra-his vendredi?...d ni-propose lery hoe jeudi alina no atao ilay izy ( radm alina zany).. De mon coté alony mety foana ee!!...ataovy tsanga-tanana aza e!!.....izay lanin'ny be sy ny maro no raiketina...iza milaza hoe jeudi ??ary iza d'accord vendredi??.alefa!!!! atsangano ny tanana...... Sa ve hoe andrasana ho complet daholo vao atao??? iza no hitan'laisany fa mety? Dia ny atao tonga dia reco ho an'ilay jordanie??sa mbola hirevy ES états unis iany???ihhihi _________________
  7. Dude1111

    Jeux

    Ie possible mihintsy ny hanaovana championat gasy ka... fa zany hoe mila participant bobaka be isika premièrement. Satria jereo zao ny championat portugais bobaka be ry lerony dia afaka ni-créer ny propre championat-ny. Marina fa efa mé-betsaka isika fa zany hoe raha isika è sa 8 reo fotsiny ny hoe hanangana championat mety mbola ho sarotra !!!!..aleo alony hamaritak'isika ilay izy d rehefa betsaka ny participant dia mande ho azy io !!!! dia en mm tps koa isika tokony mivoatra miandalana eny ann !!!hihihhihi... Fa possible tsr mintsy zany ka... Fa ny tena tsr alony dia raha misy mahay mi-manipuler an'ilay bobtrackbuilder iny e!!! toundé ES ety @tsika tena izy no hanaovana!!!! ms bon.... ça relève encore du rêve heinn....hihihih...
  8. zay ndray go foana ee!!! ..mba maivana kokoa koa ny charge carburant @zay!!!!
  9. Ie..Zoma alina ho avy zao no heritreretiko. Tsr alony raha afaka daholo isika rehetra tsy hakanavaka @zay mba mifanampy eto e!!!! ( mba tsy ho jamba mifampitatana nefa !!!!mdrrrr).... Ny ahy koa alony ,a lé noiker1 na lé 2 tena tsy tiako e!!!!..( faly ery nefa zao herjo @ reo!!!hihihi..).. Breff..manomboka anio aho no hanomboka hitsapa ireo ES @manche manaraka ireo ka ho hita eo ndray.. Endre tsr daholo mandra-pà....
  10. Hihihi...za koa nahavita scratch 4 !!!!!!zany hoe avy any @ farany !!!!!mdrrr
  11. Ny resultat final ry zalah rahalina no mivôka a!!..rehefa vita ny session an'ry zalà rahalina (session 21h..23h aty) zay vao mivoaka ny général. Eo @ 2h du matin aty zany no mivoaka ny resultat final raha mazoto iandry laisany!! Za manokana alony dia radm vao masil no hijery fa tsy handany andro hiari-tory @io tsony androany e!!!!..raha mba tsr classement za mety niandry iany!!mdrr... kinanjo!!mdrrrr
  12. Vita koa ny ahy ee!!!!..tena ny trac no betsaka lé!!!hihi..tay be!! surtt que ilay ES 1ejournée tena tsy nisy aiko mihintsy!!!!!..ms bon.... nafinaritra fa bobaka isika alony ee!!Nafinaritra ahy koa ny combaka niaraka t@ilay C4 an'i Gillou fa zany hoe tsy nahatanty pression ilay gasy kely dia nanao faute eee!!!! ... Ny ahy ny blm dia comme dab : tsy lasa ndray ny tps ES20 dc considéré comme abondon koa iny!!..ES15 diso trajectoire dia nihinana vato ny coté ..consequence: vita ny direction ;....ES 19 Simba boite de vitesse du coup 1e foana dia tsy nahatanty ny motera (motera be..motera hely mdrrr) d nirefotra!!!!en tt 3 abandon eo zany ny ahy!!!....D ho hita eo @classement general raha mba ho tafiditra top 60 !!!!.... Fa na dia izany aza Ramatoa tena mande iany ann!!!!tsétsééééééé!!! RAMATOA leader de la session annnn!!!!hihihi.....raims lery dia ds le rythme!!!..Tokony hirotsaka ds la cour des grands @zay elah lesy !!!!hihihihi... Breff...Jordanie no manaraka ry zalà!!!!..consolation ho antsika : sura fa tsy misy orana io ee!!!!!!hihiihihi...
  13. efa manomboka miakatra ny tahotra ny ahy io !!!!..
  14. Fantatr'elah iany fa miankina @ conection io e!!!...fa normalement alony efa reglé iny e!! efa nanao essais za teo!!!..prions pr que ça marche juska minuit !!!
  15. Mikotrana mafy mintsy ry His zany fa efa @ray maraina ve rangah mbola ao iany !!!!!!..milay ee!! Ary iza ndray zany kil ho avy zany??tsr ho fantatra !!!!hihihii
  16. Zao ry zalà no zvt remarkeko atr@nanaovako an'ity live ity a : Ny essentiel dia tsy ny fanaovana chrono milay fa NY HATONGAVANA à chak ES...Ny tena ideal dia tsy mi-abondone mintsy isakin'ny ES satria ilay pénalité tonga d maha kivy bee !!!!!!!....io zao no nahavoa an'i Herjo t@ mexique farany teo!!tokony ho tsr classement be lery fa niongotra in'2 raha tsy diso za dia tonga dia nihemotra be!!!! Ka zay : Aleo mande normal d tonga tsr dia rehefa pro otran'ry beels zay vô manitsaka be!!!hihi
  17. Au fait ilay blm-ko tsy lé retour au bureau tsony ka..iny efa nilamina. Fa ilay za tsy tafiditra session mintsy!!..tsy reconnu mintsy hono ny login-ko d na dia login afa aza no ataoko ao d tsy mety mintsy ee!!!!... Efa inscrit pr demain 22h (minuit aty @tsika) za ry zalà!!..io no horaire mety amiko. Fa raha tsy mety @laisany tskoi fa samy maka izay tandrify azy eee!!..hihi.. Ny ahy koa moa ty tsy hay na ho tafaka depart iany na ahona fa tena misy blm mintsy lé ordi...efa no-resinstaleko daholo fa d tsy mety ee!!..raha manam-potoana aho radm dia ketreana ndray sinon d bone chance laisany!!! ...za koa moa efa sosotay be iany io t@ lé izy tsy nande omaly.. Zay fa ho hita eo eee!!!
  18. shhh....tena reveo milay ao ry zalà fa tena ratsy vintana foana aho aa!!!.....tena ilay RSNetwork mintsy no mikorotana ato dc mila re-instalena depuis le debut izy rehetra..fa tsy tafifitra session mintsy za (sosokapa mintsy za zany léé)....reveo milay ao ee!!!..aleo matory dien'mbola tsy nanopa erakin'ny trano !!!!!!!...fa na dia zany tena soso-p.... eeeee!!!!!!!!!!!!!!
  19. Raha mba mety lesy d ataovy 21h45 ny heure an'ilay session a!!!!..dia ny depart première voiture no ataovy 22h!!!!..@zay mba afaka miditra aloha²!!!!izahay tsy manana ilimité manko vao tafiditra ao @ ilay live dia manapaka conection @zay tsy mandany !!!!!!!....ka raha mety dia aleo hiditra mialoha izay afaka fa ny depart SS1 no 22h..... Misaora mialoha ee!!!
  20. Za koa tsy tonga saina léé !!..hay efa alakamisy tsika zao !!! za mbonihevitra hoe alarobia !!!!!! tena atomotra marina raha rahariva no atao olai fihonana fa aleo @ herinandro e!!saa....??ohatra hoe vendredi alina prochain iny dia tonga efa samy mandamina ny prog-ny daholo!!..tskoi fa any amiko malalaka afaka mivalapatra mintsy tsika mi-games!!! sy mizara traikefa... Ka mety ve zay saa.??? Sinon ilay proposition an'i bigbang miara-mizotra koa ahona?? raikitra ve??mba manao combat ao tsika samy gasy ee!!mafinaritra koa zay !!!!hihihi..fa na radm alina zany na samedi alina lé minuit??:affraid:hihi..asakasak'tsika iany io.
  21. ampy zay ry zalà !!!hihihi...nafinaritra ny androany ariva na d teo aza ny bug samy afa!!!!..confirmeo iany lé jeudi aliny raha misy afaka laisany aa!!!..zay mazoto foana manko !!!..maztou ee!!tsy anao ny SS roa farany aho fa vizana kléé... Bonuit daholo:lol:
  22. miditra ao @ file elah d aveo setting d aveo ovao transmission automatik raha tia hitondra @boite auto...
×
×
  • Créer...