Dude1111
Membres-
Compteur de contenus
856 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Dude1111
-
-
-
-
-
Hay ve zay no fampiasa an'iny setup manager iny e!!!!! ...za efa atriny ela no nahita an'iny fa dia tsy norarahiko mintsy!!!! ..alô andramana ndray.. Ary ofet ina no dikan'ilay otrany courbe eo @ lé interfacin'ilay setup manager tazako t@sary teo ambony io??? sa style fotsiny io??? En tout cas merci beels ann!! Dia aza dia mirifatra loatra fa mandehana mora² iany @jordanie @zay mety mba hiady aminay ee!!!hihiii...
-
Efa nisy nanipy iany io resaka io teto ka. Raha ny interésé alony dia betsaka eto e!!!!sahona???? ny gasy mpanao rbr koa efa betsaka iany...(ny pilotes rally eto @tsika koa efa mpirevy an'io daholo) fa reste à savoir fotsiny hoe sahy ny anao en ligne ve?? ..raha hoe raketina manko ilay championnat gasy nefa ny gasy manao aza vitsy dia vitsy otrany mampimé iany zany!! ..ka io asakasak'isika iany io ee!!..ra za manokana alony dia partant foana eeee!!!
-
-
-
-
-
[quote="Tsi2"] Aoka kosa lesy raha clavier léé!!!!!!! ...tena tsofiko rano elah tsi² aaa!!!! ..bon couraj elahh!!!mdrrrr....fa raha za alony tsi² dia tonga dia maka an'ilya patch any @ bigbang ee:: dia daba gpeN no hikotranana mandra-pà fa reny maniable kokoa nohony tonga dia mandray WRC...ms bon... zay tian'lah iany io.
-
...ario tany mintsy aloha lesy ilay Xpand rally na colin sns raha té handalina an'ity rbr ity elah aa!!!!hihihi...tsy afa-miaraka reo!!!!hihihi...ka maztou dadatoa fa samy ni-galère teo daholo t@ voalohany aa!!! Fa na dia izany aza za mira hevitra @ra-his hoe mividiana manety fa zay no tsotra indrindra....dia avieo elah maka cours particulier any @ peno d toundé tena "exelent" be avieo!!!!
-
Otrany tsy dia azoko loatra ilay fanotanian'i tsi² no marina!!!!!!!! ...instalation RBR tsotra ilay izy sa instalation RSRBR??? De toute façon manko na RBR tsotra na RSRBR dia tsy maintsy mila an'ilay jeux d'origine foana tsi²!!! ka raha ilay jeux d'origine no ilain'i tsi² dia afaka ampidramina anie!! na koa 15.000 dia mahazo!!!
-
Mividiana koa moov e!!hihihi..d tapahana isaky ny debut de ES !!!!! ...au pire elah mandany 10.000fmg eo raha manao session iray!!!( raha tonga d tapahana foana aa!!!fa tsy avela konecT en continue eo!!!hihi..) Ny ahy zao 6000fmg teo no laniko ta@ Argentine farany teo fa zany hoe tsr tadidina fa @ dernière SS dia tsy maintsy konecténa ny ordi rehefa manao spécial sinon tsy lasa ny tps!!!!!!!!!!
-
-
-
-
-
Tena sode misy afaka mamaly io tokoa fa saika mitovitovy amin'io ihany ny olana e Manao sauve de misy anarana; de apetrany ary amin'ny fichier savegames ary le setup sauvé Miisa telo 3 ihany anefa le ligne azo hanaovana sauvegarde de possible mihitsy le izy mifanindry , efa hita ihanay aloha le atokana anaty dossier hafa zay tsy ilaina de zay ilaina no ajanona ao de hitany fa le Setup ilalaovana androany hita fa somary nahatsara zavatra raha tiana hilalaovana ny ampitso de jerena daholo le details ao anatiny fa de mitovy zao ; lalana le omaly natao ihany no atao ; de miova le izy tonga de tsy controlable intsony ; maty misy zavatra tsy tokony atao ve? ohatra tsy mahazo miovaova fidirana na le manao live de manohy Original game indray avy e tsy haiko e Satria zany zao rehefa championnat ve afaka tonga de micharge setup sa mila manamboatra foana aloha de iny Sô dia diso "mode" laisany??raha vao diso mode manko laisany dia tsy hita ilay stup natao raha tsy copiéna ao @ ilay dossier ilaina. Ohatra hoa manado setup @ focus 06 mode gravel laisany dia rehefa sauvéna iny dia ao @ ilay dossier "savegame focus06 gravel"..ka raha ohatra ka mi-charge rsrbr laisnay ka tsy mode gravel no atao dia tsy hita iny setup mode gravel iny...azon'laisany??.na raha ohatra ka tena tsy voavaha an'ilaisany dia anotanio ao @ forum rallysim ao e!! ry lerony tena tena mahay mamaha an'io olona io ngamba..sady toundé misy mamaly foana ao... Majtou e!!... Ary nanao reco iany ngah laisany alina?? zay tsy afaka t@zany fa tsisy net eee!!!!hihii..@manaraka!!
-
-
Efa noeritreretina io ka...Ny noheritreretinay omlay dia hoe samy mikotrana any amina any alony ( miketrika reglage sns), dia mizara izay hitany, dia aveo rehefa samy mivoatra daholo dia mihoana indray mifampi-tsapa avt la manche jordanie!!..fa io anie raims dia mi-sadapte ee!! ka na ao ary ny vao manombika tsy koi mintsy zany!!!! 2 tte façon anie tsika eto tsy mbola misy hoet ena proooo be ee!!hihihi..mbola samy mitady² eny daholo!!!!!hihi...sahona???
-
Ahona daholo ry enjana isany a!!... ....(Penô no tena mechannnnt mintsy omaly ann ..milay e!!)...otrany nahita reglage afa ndray za ry zalà!!tafalatsaka 3mn26za greenhils2 t@ ilay izy!!!!!!!....tsy aiko raha miasa @laisany....(reglage @volant io ka tsy aiko raha mety @ manety koa).tsy tadidiko daholo alony hoe ina no nokasiahako tao fa tena nanampy be ahy mintsy ilay reglage no-imprimen'i big iny ee!! tena milay iny!!!!....surement alony ilay reglage mbola ameliorable ka mba zarao iany izay amelioration hitanareo ee!!!
-
-
-