Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Ny deroulement an'ilay concours koa tokony homanina mialoha sa efa voadinika t@ tsy nahateo anay?? !!ka ireto misy fanotaniana tonga ato an-tsaiko: 1- Just hoe mandoha vola ilay olona dia manao 10min otrany any @ salle de jeux?? D otrina? 25.000 ra gvintss d 10.000 raha momo???? 2- Sa Isika ve no mi-fixer ny special atanony dia izay tsr tps indrindra no mahazo ny loka @ farany 3- Ary raha tsy maharitra atr@ farany ilay nandresy d ahona?? 4- Ny ve afaka manao koa?? ..sa limité ny samedi alina ihany ny antsika??? 5- Et finallement et non des moindre: Ahona ny momba ny samedi alina? Mody ve rehefa vita ny lanonana sa tonga dia any dia any? momban'ilay matos bdb hijanona any manko no mahatonga ahy hanotany an'zay!
  2. Dude1111

    ***olana g25***

    Tena mety himémézan'lé adala be reto daholo lesy za raha makan'ilay DFP an'lah fa alô ho an'ny afa iny a !!!!! ...lazain'ry lerony eo hoe tena niala g25 dia nidina DFP c comme rouler en Aston Martin pr finallement revenir en Renolfff !!!!!!! Fa rehefa mia-afaka ny foko dia mety ho-sokafako milamina io dia ho hita eo!! Defit: Tsy maintsy vita avt vend heriny io !!!!!!
  3. Dude1111

    WRC 2009

    ...otrany mba nafinaritra ahy fotsiny lesy no nametraka azy eo akaikin'ny tena enjana rehetra !!!! mdrrrrr Ary mbola tsy kobon'laisany ngah fa anao manche WRC hono lery @ saison manaraka?? raha tsy mino dia jereo ny www.tantaravalamaty.mg :lol!:
  4. Dude1111

    ***olana g25***

    ..tena otrany tena valaka le g25 ry zalah !!!! ..tena nia-ratsy be ny etat-ny depuis omaly alina iny !!...anio maraina nedala dia tena tsy nande intsony mintsy ny retour de force!!! tena tsisy..... just izy miodina lé @ voalohany iny ihany dia aveo plus rien !!!!!..maivana be ny volant , dia en plus an'zay ilay voyant lumineux power eo akaikin'ny vitesse iny mi-clignote foana nefa efa banché tsr nedala !!.. Breffff....tena crizzz be a ato nefa nedala tsy mety miainga tsony !!!!!!
  5. Dude1111

    WRC 2009

    Le calendrier: niala ny Monte carlo izay atao @ IRC ny tour de corse koa tsy ao , ainsi que l'allemagne !.ce qui fait ke epreuve asphalte iray ihany ny @ saison manaraka !!! dia Irlande zany !!! sady premier rallye de la saison io dia avy eo terre daholo !!!!!!!!!!!!!!!!!!! » Date Course Circuit/Epreuve 1 Du 28 janvier 2009 Irlande asphalte Au 1er février 2009 2 Du 11 Au 15 février 2009 Norvège glace/neige 3 Du 11 Au 15 mars 2009 Chypre terre 4 Du 1er Au 5 avril 2009 Portugal terre 5 Du 22 Au 26 avril 2009 Argentine terre 6 Du 20 Au 24 mai 2009 Sardaigne terre 7 Du 10 Au 14 juin 2009 Acropole terre 8 Du 24 Au 28 juin 2009 Pologne terre 9 Du 29 juillet 2009 Au 2 août 2009 Finlande terre 10 Du 2 Au 6 septembre 2009 Australie terre 11 Du 30 septembre 2009 Au 4 octobre 2009 Espagne terre 12 Du 21 Au 25 octobre 2009 Grande-Bretagne terre
  6. au fait @ io zany samy mitondra ny matos-ny daholo ny tsiray²?? Dia ny ahy proposition ihany ny hoe tsr asiana ecran geant iray dia andefasana replay non stop eo hisitomana ny kil !! ( mba rpl milay fa tsy lé midofodofotra be reny a !!!!:! d alefa eo daholo ny daba @ rallyesim dispo ( ny wrc sy ny fiara MRC surtt moa zany e !)..sa ahona ouz laisany?dia na ny video ilay nataon'i tomasy du styl combat entre prèz et Mc crash reny ko ary afaka alefa eo koa pr montrer hoe tena combat ity resaka ty !!!
  7. Dude1111

    WTCC

    ho anareo izay tena manakfia ny tarmac sy ny jeu de simulation miaraka aminy ( wtcc, rfactor, gtr2, LFS ..sns..) dia ity misy dite du genre rallyesim fanaovana champ online raha mazoto maisany!! misy F1 ko ary ao ! http://www.live-simracing.com/index.php
  8. Dude1111

    ***olana g25***

    Wouwww !!!tena otrany mila sokafana mintsy ilay g20 klé!!!! ..d sanatria ho ampiakarina table d'operation mintsy ve nedala???? ..kay lé !! andraso klou hisainana kely izany !!! Ity ny soluce omen'ry lerony ao @ net ao :
  9. Dude1111

    ***olana g25***

    Pff..nanao session niaraka t@ ry prez sy ry tomasy za teo fa tena lasa mitapy ilay volant-ko ry zalah !!! tena otrany lasa misopirana zany leiz lé!!! otrany tsy centré eo @axe tsony ilay izy fa otrany lasa mangalatra droite kelyna tsy lalaovina aza !!!!!..efa misy tratran'zany ve?? d ina no mahatonga an'zany??pff.. inconduisible mintsy ny fiara @ ilay izy léé!!!maha-sorena fotsiny!!..na raha mitondra fiara dia lasa misopirana manaraka an'lé volant ko ny loha !!!!!pffff breff.... mba omeo vaha-olana izay mahita fa sanatria dia ho vizana ve ny g25 malalako??? efa somary maty kapoka ihany aloha bedala e !!!!
  10. Tena ela be mihintsy vao misokatra ny ao @ visite tech ao zao fa nga conzéé annuel ny ao eeeeee ??? kamo hilahatra lesy za no marina a!!!mdrrr..aza omena tsisy prez a !!!!
  11. Dude1111

    WTCC

    ilay Tarmac anie dadatoa no olana @tsika malagasy e !!!! ...tena tsy tafa mintsy vao mahitan'lé làlana goudron mainty ngiroka be !!!! Za perso alony tena tsizy mintsy @ io taranja ray io e !!!
  12. Dude1111

    Records

    raha mankao @ rallyesim ry zalah reo mety mihembotra daholo zany ry fab sy ry sjj ary ry rallye50 reo ann??? ..andao mba anao @ championnat an'ry zalah tcheque d jerevana hoe iza @ tsika no farany e !!!!mdrrrrr ..lasa miady izay farany zany !!! tairo !! za sahy !! aza drapeau gasy fotsiny no ampiasaina fa aza atao nationalité gasy fotsiny fa manjary afa-baraka tsika !!!mdrrr...aleo atao nationalité afgan na sri-lankais!!!!!
  13. raikitra ndray ny an'lreto lééé !!!sambatra.. za tsy tafa e !!! mbola tsisy paps ny fiara dc .... Zany hoe mety ho tafaraka session ihany rahalina raha anao an'le reco public rahalina laisany.. 21h heure de mada ilay izy au cas ou...
  14. hihii..elah ra-hiss aaaa !!!!...tsisy mikotrana zany eo lesy a !!mba manao tsindray² fotsiny e !! otran'lah iany !!
  15. ela mamadika palitao a! atram oviana koa no nisy finlandais nitondra citroen ry dodaNEN
  16. Dude1111

    Records

    mba asio maso anie ry zalah ny tps an'ry lerony ato e??tena adala be daholo !!!!!!!!!!!!! tena miaiky aho marina !!!!!!!tena misy ennnnnjana beee !!! http://rbr.onlineracing.cz/index.php?act=tstats&type=3
  17. Dude1111

    ANTSOINA NY TEAM SO6

    voaray tompoko..radm après cad vend28 nov à 15h23 ny ahy ateriko ao @ lah ao bigy a!!! ... dia ilay akanjoko koa lesy tonga d ento ao zfd a !!!!hihihiii
  18. Aza matahotra minoa fotsiny ihany hoy RAMOSE zay !!!!! ...ao fa entina am-bavaka laisany eee!!!
  19. Tongasoa ianao na d efa volana maro² no niarahana nitafa teto... héhéhé...d hiembotra iray dnray zany ny classement anay raha ho avy fond de 6 kléééé ..
  20. Manantona ihany ity ny jour J ry zalah ka noho izany dia tsy maintsy hatevenina ny reco sy ny kotrana. Noho ny tsy fahafantarana ny meteo anefa dia misy session ndray @Zoma 28 nov 2008 ho avy zao hiarahana mi-roule. Ka dia efa homany ao anaty camion d'assistance ihany ny pneu terre/sec sy ny terre/ intermediaire/pluie fa mety hisy brouillard indray @ ity ndray mitoraka ity !!! . Zay fa dia @ Zoma zany ee!!!
  21. fita lesy!! reko masiso atraty mintsyy !!!!!!
  22. ka hitany kosa leiz hoe mafinaritra dia mba envieux izy eeee !!!!!!..hihihi.....
×
×
  • Créer...