Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Aleo lesy tsy dia manofy firy fa isika anie lesy ka raha vao asphalte dia doumel be daholo e !!!!!!! ...maha menatra !!! ....fa raha terre kosa tsika toundé mechannnnnnnnt be annn surtout raha fohy kely ilay spégany !!!! ( sahona dadah sy hisman?????? )
  2. Marina zanny Bary ahhhh Zay kou makan'lah Sady babarrrrrr....yy efa tsy miala tsony isaky ny misy public session an !!!!
  3. tsétséé ann !! mande be anie zany TEAM so-sixxxxxxx voalohany zany e !! tena mi-riile be daholo laisany ao an !!.....alefa fa milay e !!!!
  4. Dude1111

    Remise des coupes MRC RSBR 2008

    waouhhh !! arabaina daholo e !!! ireo tafiditra podium rehetra dia arabaina e !!!!... ny sûr zao d ho betaska ny concurant an'laisany @ heritaona fa efa lancé tsr zao ny rbr sy ny TEAM SO6 ka mihomana ry zalah fa ce ne sera pas facile !!!!!!hihihhihihi .. en tout cas bonne sannsaa @ 09 e !!!
  5. Io zany ilay tena tonga dia manao be rehefa FOG ann !!!!!! ... tandremo ary ry mikkah so manjavona alohan'ny fotoana noho ny NOS !!!!
  6. Dude1111

    ***olana g25***

    Ny fika lesy rehefa mikasika an'nedala dia tonga dia tsy mitsitsy zany fa tonga dia raisina @izay hazahona azy ao!! raha matahotra na mitsingitsingina dia tsy mety mintsy !!! za ato efa mieritreritra ny hanolo ny ressort @lé vitesse io fa otrany lasa milatsaka foana nedala refa miakatra rapport za..
  7. Bon... vita soamatsara izay ny saison RBR t@ ity taona ity. Hisaorana ny avo fa vita tsr na ny MRC na ny WRC. Izao dia efa afaka mijery ny ho avy sahady isika. Eto zany dia afaka manome ny soso-kevitra mba hanatsarana ny saison manaraka isika. Ny ahy dia izao: 1- Pseudo iray ihany isaky ny concurant fa ny reco no atao matotra sy mafy tsr zany. 2- Tsara asiana loka goavana² @ fin de saison pour recompenser le vainqueur MRC mba hampisy ny motivation sy ny serieux ary ny regularité an'ny concurant andray anjara ( carte graphik ohatra na zvt mety ho utile @ RBR, na coupe ilay Ngeda be reny mintsy dia atao milay tsr !!) 3- Raha misy ny possibilité dia miarka manao session daholo izay afaka ka atao @ toerana iray dia samy mifankahita eo Izay ny ahy fa dia anareo ndray sy sehatra zany !!!
  8. Vita zany ny rallye G.B ry zalah.. hita fa efa tena manao daholo ny rehetra an!! .fa dia lasan'i Stekam zany ilay gros lot e !!!!hihihihi.. sinon raha tsy hita stekam dia lasan'i KGBmax !! ..dia raha tsy hita koa i KGB dia lasan'i Toky Peno !!!! ..... Bref... felicitation daholo an!!!.. @ saison manaraka mifampitady avec des nouvelles montures!!
  9. Dude1111

    ***olana g25***

    Mihomana laisany fa iny fa hividy koa nerone androany zao!!
  10. Dude1111

    vidéo Slalom

    Sady toundé misy fan Mitsuu be ilay @ voalohany!!! ...milay ka... ilay entre matio sy Latva no tena nafinaritra ahy.. Merci Tomasy an,
  11. Dude1111

    ***olana g25***

    Vita e!!!!! ... niala nenina farany aho omaly nanao disection an'ilay g25 dia hitako ihany ilay blm... au fait probleme ana engrenage ilay izy dia tsy afaka nanatanteraka ny course de braquage-ny atr@farany ilay volant donc tsy afaka mi-se calibrer dien'ny voalohany rehefa ilay miodikodina au demarage de Windows iny.....Dia noforseko nahodina manuelement rehefa nosokafako tanteraka omaly alina fa za koa efa sonné be rahateo d tsy rarahako hoa ity na no tapaka any fa dia noforseko dia niverina !!!!!! ..toundé tsikitsiky no nisolo ny grimace teo @ tarehiko !!!!! . Aveo raikitra ny prise en main fa tena tsy taooo tsony mintsy !! tsy nanana repère tsony za nefa juste hoe ya une smn za no nilalao farany!!!.. Fa na dia izany aza lasa maniabla kokoa noho ny taloha aza ilay volant!!! tsara kokoa nedala zao tsy mikorotandrotana tsony !!! ... Sinon eo @ ilay levier vitesse ndray ny ahy no otrany tady halalaka zany!! dia otrany mikorontana rehefa mamindra vitesse iny. Fa zao dia efa hitako ny hevitra fa ho sokafako koa io dia ho forseko ao koa fa zay ihany no fanafodiny !!!!!!! Breff.. faites gaffe à vos petites fesses fa Doda9 revient en Force !!!!!!!!
  12. Dude1111

    Slalom ACCT - Team So6 07 dec 2008

    tsétséééé !!!!..milay kosa ilay article ann !! ... sinon ataovy tsr ary ny kotrana tsi² galli fa sao solafaka eo ambony cross kart eny an !!!! ( pompy 100 sy abdo 200 isan'andro !!!! Alefaaa!!... TEAM LES MIGNONS !!!!!
  13. Dude1111

    ANTSOINA NY TEAM SO6

    Aza matahotra lesy fa tonga tao tokoa izy mtsam a !! .. sady bôgôsy be daholo !!hiihi...sahona tsi²??? .. T.I.M SO6 ve sa TEAM SO6 no izy hono????
  14. Tena tsy ny cremaillère ihany no voa lesy a !! zao nedala lasa piece detaché ato !! hihi.. misy pedale sy levier de vitesse mbola mande tsr ato raha mila laisany??? ..ny atako zao manko dua milalao @ manette : ny direction entina @ manette dia ny accelerateur sy frein @ pedale ihany !!!!!! ..fa milay ann!!! ...toundé manao pik nik kely any an-tsaha foana isaky ny misy virage milay !!!!!
  15. Malaza mintsy anie zao video an'ry prèz zao e !!!?? ...izay tsy mahita azy no manenina??!!! ..aleo mba andalo ao @ prèz ao za spécialement hijery an'ilay izy !!!!!! Sinon tomasy misy video an'ny fivoriam-pianakaviana anay koa lesy ao sao d tia hanao montage elah???
  16. Otrany efa milamina ary kay ilay izy ka... sady tô adin'2h fotsiny ilay coupure kay!
  17. Dude1111

    ***olana g25***

    Aleo fa anao ihanyza ry zalah fa ataoko @ clavier a !!!! ..tandremo fotsiny ary sô mbola misy resiko eo fa tena efa tsy izy tsony kosa izay mbola dépako eo ann !!!!
  18. ....mamely akaiky ianao zany hissmann an !!!..tskoi e!!... ...@heritaona manao mety² kokoa !!
  19. Dude1111

    RSRBR2009

    elah ngah hiainga ndray @ ty??? ..dia veloma Yabadou l'afgan zany ko !!!!hihihi
  20. Dude1111

    Amidy

    Compatible @ gvintss ve?? ..sady @zay misy klaxon ny RBR !!!!
  21. Dude1111

    RSRBR2009

    Inscription faite !!.. DODANEN sera de la partie en 2009 ac le num 974 na dia mbola miketrika ny logistique rehetra aza @zao fotoana izao !!!... ny daba mbola tsy hay fa mbola eo ampandinihana ireo proposition ana contrat za io ka aleo au dernier moment mintsy vao misafidy sao manenina!!!!... ...fa c'est soit Ford soit Citroen ..zay no sura. Bref.. bonne fin de saison daholo na dia tsy tafainga ndray ary ny tenanay @ ty manche farany ty e !!!
  22. Dude1111

    ***olana g25***

    Na mety excuse dien'voalohany ko lesy io dadah @ zay raha resy dia toundé hoe ny volant-ko tsy salama !!!!!!!! mdrrrr
  23. Hafa ndray zany evo 19 zany an !!!ahona lty no pozin'zany?? sa R19 motera ana mitsu evo 9???
  24. Dude1111

    ***olana g25***

    Tsotra lesy ny atao vatanen a !!! alaivo fotsiny ny valeur any @ prez dia ataovy mitovy @ zay ny an'lah dia milamina io e!!! ..sa ahona ouz ngiah?? sinon andao atakalo e?? ny ahy efa milay be ny reglage fa izy tsy mande kely fotsiny !!!!
  25. Ary ahona ty fikan'ny JIRAMA ity ndray?? tô hoe ho faty hono ny jiro eto Antananarivo sy ny manodidina du 06 au 08 decembe ho avy zao !!! ka tafiditra ao ve imerts??.
×
×
  • Créer...